andry filoha

1. fijo ( 06/10/2009 21:59)
mbola misy ahatahorana ve raha i andry no lasa filohan'ny tetezamita???
valiny tsia,tsia satria izy araka ny mahadomelina azy,dia hitana an'i ratsoirahonana manodidina azy,izay fifandraisana amin'iny izay anefa,dia efa itan'ny vahoaka ny zavatra ratsy vitany,ka rehefa tonga ny fifidianana,dia atsipin'ny vahoaka toa ny vato natsindry nahazana eo io.
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 23:09
2. zoam ( 06/10/2009 22:03)
marina izany saingy mbola tsy ofisialy ireo frantsay expert en com ireo nampihely ny tsaho nefa vao proposition donc raha laviny mouvance ravalomanana io dia tsy ho consensuel izany mihitsy
3. AndriambyII ( 06/10/2009 22:04)
Probable ilay deduction , fa tokony tsy hanenjan-katoka aloha raha tsy vita ny fihaonana .
4. ifiona ( 06/10/2009 22:05)
0h06 La mouvance Ravalomanana a manifesté formellement une forte objection sur la présidence de Andry Rajoelina
Selon la mouvance Ratsiraka rien n'est encore définitif tant que les quatre chefs mouvances n'ont pas donné leur accord
La mouvance Rajoelina a lancé qu'il faut appliquer la charte stricto sensu et elle refuse l'objection de la mouvance Ravalomanana sur la présidence

0h05 La proposition d'accord stipulait Andry Rajoelina, président, E. Rakotovahiny, vice président, Eugène Managalaza premier ministre. Accord non validé par la mouvance Ravalomanana rendant l'accord caduque
5. fijo ( 06/10/2009 22:06)
na dia eo aza izy tsy misy atahorana e,efa vita ny amin'io
6. fijo ( 06/10/2009 22:07)
sady efa voalzan'ny maputo fa izay mitarika eo tsy mahazo milatsaka,donc miala hoazy,iza no hoarosony eo???monja sa ny hasina?????,,
7. zoam ( 06/10/2009 22:07)
TSY MISY SIGNATURE IZANY EO RAHA MBOLA I TGV NO EO E
8. fijo ( 06/10/2009 22:08)
asa fa miandry isika
9. AndriambyII ( 06/10/2009 22:10)
Aza mikorapaka fotsiny , fa hilamina io !
10. fijo ( 06/10/2009 22:12)
izay no hirariana
11. AndriambyII ( 06/10/2009 22:14)
Tout est tracé depuis 1991 .
12. zoam ( 06/10/2009 22:18)
tsy misy manaiky an'io signature any mouvance ra8 io tant que rajoelina no president ny transition
13. AndriambyII ( 06/10/2009 22:20)
Et on continuera dans cette situation ? on n' aime pas faire souffrir les gens .
14. zoam ( 06/10/2009 22:22)
koa inona no nitolomana fa tsy tonga dia nanaiky ny coup d'etat
15. nancy ( 06/10/2009 22:30)
Zany nge oa e. Inona no nandaniana 9 volana nitolomana fa tsy tonga de nekena avy hatrany ny coup d'etat rehefa hanaiky an'i andry ho eo ihany??

zoam:

koa inona no nitolomana fa tsy tonga dia nanaiky ny coup d'etat



16. AndriambyII ( 06/10/2009 22:31)
On a des principes , on n' est pas bestial comme les autres . Les obligations , les résponsabilités , les devoirs , etc... , tout çà ne t' interpelles pas ?
17. zoam ( 06/10/2009 22:36)
ny ahy aloha ny fantako dia hoe tsy aharitra eo intsony tgv io ,efa hita ireny tany @ onu ireny mbola hita ihany koa ny chantage nataony ny mpamatsy vola ,dia mbola ekena ihany mila mihetsika ianao ry fetison fa tsy lasa izao ,rehefa midrikina ianao manaraka hoazy ry mouvance ratsiraka dia mivadika any @ mouvance tgv ny pression
18. AndriambyII ( 06/10/2009 22:39)
Mais c'est un fait , c' est un vrai train a grande vitesse , çà ne fait que passer.
19. Papoose ( 06/10/2009 22:41)
:-D mifandimby manao mafy loha ry zalah, en fin de compte le izy miverina @ reglement de compten'i ra-jou sy ra8 ihany satria io ny mouvancen'i 8 fa tsy nanda...dia ny aza hitako hoe hisy fanapahan-kvt hafa ndray eo dia iny koa ny an'i jou fa tsy hanaiky :-D
20. AndriambyII ( 06/10/2009 22:43)
Izay no notenenina teo aloha , aleo ho vita tanteraka aloha ny fifanarahana .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3914