andry filoha

21. dadabe ( 06/10/2009 22:45)
AndriambyII efa ofisialy amizay v le izy lety sa mbola tsaho ihany a ??
22. AndriambyII ( 06/10/2009 22:50)
Miandry aloha izao é § miala disadisa eto, sa ahoana hoy ianao , mba miresaka haingana mivantana sy tselika !!Tsy mbola misy vokany ilay izy hatramin' izao , fa dia miandry. Mbola ny intox no be mandeha .
23. dadabe ( 06/10/2009 22:52)
ah bon ...raha marina hoa io dia ts lasa legaliste intsony ny eny @ magro fa lasa manao violation de loi donk lasa "viol-iste "de loi kuuu :lol:
24. Papoose ( 06/10/2009 23:06)
:-D :-D :-D :-D :-D
25. zoam ( 06/10/2009 23:06)
mailaka ery dadabe hamely ny legaliste fa rajoelina nao coup d'etat teo inona kay
26. xxx ( 06/10/2009 23:09)
Tsy maintsy mihetsika mafy kosa le Fetison fa aiza kosa no hanekena an'i tgvendrana ho filohan'ny tetezamita é,MBA HASIO HASINA ireo VAHOAKA MAROBE NIJALY ETSY @MAGRO ?tsy nitandro hasasarana,ny fifanrahana efa vitandreo tsotsoka ireo tany Frantsa ,tsisy hilàna andreo oa hitsAbaka ny raharahaM-pirenena Malagasy.
Dia inona fotsiny ny OLONA MAROBE VERY ASA ?manantena izahay fFA TSY HANAIKY FETISON .
Angaha MADAGASCAR EFA LANY OLOMANGA reha EKENA IZAO I RADOMELINA inona no TSY NANEIKENA AZY hatramin'izay,MANAO tsinontsinona ny MADINIKA KOSA RAHA MANAIKY an'io !!!!.
Raha ekena i joelina dia EKENA IZANY NY FANAOVANA coup d'état eto MCAR?dia afaka herinandro indray hitadiavana jeune tsy manaiky andradomelina tohanan'ny AMERIKANA na Rosiana hanal andradomelina eo.
FANAOVANA TSINOTSINONA NY TOLOMBAHOAK NY FANEKENA an-DRADOMELINA ary TOHERINAY HATRAMINY FARANY ,tsy zay resak MANGIGINA NATAONDRADOMELINA SY JOYANDET no hatao eto Mcar FA MAPUTO.
27. AndriambyII ( 06/10/2009 23:14)
Na joyandet , na chissano , na maputo , na hujintao ,tsy mampivily ny lalana izany akia !!
28. tenagasy ( 06/10/2009 23:14)
29. AndriambyII ( 06/10/2009 23:24)
lol!!
30. Papoose ( 06/10/2009 23:27)
i tenagasy tena mampihomehy ahy :-D
31. pikatti ( 06/10/2009 23:28)
masika be anie nareo zany ry tenagasy e :lol:
32. AndriambyII ( 06/10/2009 23:31)
hi hi hi hi !!manja ka !! aleo hitohy ny tantara !
33. pikatti ( 06/10/2009 23:36)
zavatra politika io ry zalahy ,eo imason'ny ry zalahy matanjaka no mifanaiky tsy hifanditra fa refa avy eo ,tifitifitr'io,hifamingana daholo,hisy trondro sy saka hiaraka hipetraka ve?
34. Papoose ( 07/10/2009 03:33)
possible koa za zao nahita t@ tele voalavo matory eo an-kibon'ilay saka dia samy miesona izy mitsam!!!!! dia tena zay mintsy le politika amiko hihihihihi :lol:
35. xxx ( 07/10/2009 03:35)
ié raha aty an-dafy ny alika sy ny saka miara mihinana nefa zany any @ tsika dia tena maso sy sakayyyyyyyyyyyy :-D :-D
36. Lonetry ( 07/10/2009 09:54)
fijo:

mbola misy ahatahorana ve raha i andry no lasa filohan'ny tetezamita???
valiny tsia,tsia satria izy araka ny mahadomelina azy,dia hitana an'i ratsoirahonana manodidina azy,izay fifandraisana amin'iny izay anefa,dia efa itan'ny vahoaka ny zavatra ratsy vitany,ka rehefa tonga ny fifidianana,dia atsipin'ny vahoaka toa ny vato natsindry nahazana eo io.

La pass am zao aloo ts m'lay miits,mamadik tsotr zao zandr kel, hafa no nifanarahana ten am 13 me hafa ny ataon am zao. le ratsiraonana sy hasin koa manao fikana traitre mahakivy raha zao


:evil:
37. Lonetry ( 07/10/2009 10:00)
fijo:

mbola misy ahatahorana ve raha i andry no lasa filohan'ny tetezamita???
valiny tsia,tsia satria izy araka ny mahadomelina azy,dia hitana an'i ratsoirahonana manodidina azy,izay fifandraisana amin'iny izay anefa,dia efa itan'ny vahoaka ny zavatra ratsy vitany,ka rehefa tonga ny fifidianana,dia atsipin'ny vahoaka toa ny vato natsindry nahazana eo io.

La pass am zao aloo ts m'lay miits,mamadik tsotr zao zandr kel, hafa no nifanarahana ten am 13 me hafa ny ataon am zao. le ratsiraonana sy hasin koa manao fikana traitre mahakivy raha zao


:evil:
38. pikatti ( 07/10/2009 10:08)
. le ratsiraonana sy hasin koa manao fikana traitre mahakivy raha zao

Feno jodasy ny tanàna lessy a,mianatra manao ouverture ry zalahy fa tsy ho hisy zany solidaire @ Gouvernement zany,mpamadika ray lavaka
:-D :-D
39. fijo ( 07/10/2009 21:07)
ffffffffffffffffff avelao izy ho eo fa tsy ahazo hilatsaka dia vita e,i monja no hikarakara ny aminy avy eo fa tsy isika intsony
40. zoam ( 07/10/2009 21:28)
mody izany ny fikany hoe tsy hilatsaka lery ,dia avy eo mamory olona 100 dia hoe tsy manaiky ny vahoaka fa mangataka ny filatsahako ho vidiana na dia fanatany tsara aza fa tsy ahazo mihoatra ny 5% izy fa juste fotsiny mba te holazaina hoe favoria na victime nedala dia izay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4652