le moment est venu hanomezana an'i roindefo president

1. zoam ( 06/10/2009 22:14)
io no proposition efa notohanan'i ra8 tany mamputo2 saingy i roindefo tsy nety ,ny la cle any @ r8 ny siasa manaraka ihany
novalian'i zoam ny 07/10/2009 21:23
2. AndriambyII ( 06/10/2009 22:18)
Aurait -il une chance de gagner la présidence pour l' éléction prochaine ?
Douteux comme prononstic .
3. zoam ( 06/10/2009 22:21)
iza ?
resaka transition izao no resahana ,tsy azo ekena i andry rajoelina farafaharatsiny omena roindefo ny transition
4. AndriambyII ( 06/10/2009 22:25)
Mon ami roindefo bien sûr .
5. Papoose ( 06/10/2009 22:42)
:lol:
6. xxx ( 06/10/2009 22:44)
faly be ery papoose foza vavy eto :evil: :evil: :evil:
7. dadabe ( 06/10/2009 22:56)
fa innn n dikan'ilay fozafa zah tsy kopy mihitsy ee :roll:
8. tenagasy ( 06/10/2009 23:14)
9. xxx ( 06/10/2009 23:17)
LE Driambyll io oa ry zoam HORS SUJET FOANA nefa TENY GASY NY HIFANAOVANA ETO ,misy olona bouché eto!!!
10. AndriambyII ( 06/10/2009 23:18)
Je m' y forcerai tout de suite ma chere .
11. Papoose ( 06/10/2009 23:25)
xxx:

faly be ery papoose foza vavy eto :evil: :evil: :evil:


tsy aleo v mba faly toy izay rangitra ohatranao, nisy tsy nety angaha ny tantana tany dia @ papoose no manala vokony.... :-D :-D :-D

foza vavy ve? :-D :-D :-D
12. pikatti ( 06/10/2009 23:29)
f'hita hoa ry papoose :-D :-D
13. AndriambyII ( 06/10/2009 23:48)
Soyons gais les copains ,ce sera la vraie délivrance du pays .Je ne mentirai pas sur ce coup , c' est pas du baratinage .C'est la réalité de notre éxistence !! alleluiah !!
14. pikatti ( 06/10/2009 23:51)
tsisy farany anie ry zalahy io fiainam-pirenena io e, zao ndray ry deba no handrovitra an'i bitrovoalavo,R8 maka tselmm :lol:
15. Papoose ( 06/10/2009 23:56)
aleo izy mba hanala vokony fa mafy anie rehefa tsy hita ohatrn'io zay anintsanana azy ee! :-D
16. pikatti ( 06/10/2009 23:59)
mi-canaliser-ny hatezerany izy e, :-D :-D :-D
17. fijo ( 07/10/2009 21:00)
foza vavy atakalo foza lahy izany
18. zoam ( 07/10/2009 21:23)
fa ny foza be ireny kosa aloha tsara rehefa ohanina e ,mendy tsara mmh ,mampilendalelnda be mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0831