tena mbola tsy ofisialy fa ballon essai fotsiny

1. zoam ( 06/10/2009 21:42)
tena mbola tsy nanao fanambarana ny GIC hatramin'izao fa fuite nalefa iny jerena ny reaction pro legaliste eny @ magro ka rehefa mangingina dia reketina ok ,k'asa manaiky ve isika sa tsia ?
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 15:26
2. xxx ( 06/10/2009 21:44)
raha vao radio antsiva no henoina d mazava ho azy fa ts maintsy zavatra pro-tgv no avoakany... isika mahaiza miandry tantana...
3. zoam ( 06/10/2009 21:44)
tokony ho tonga tampoka i ra8 satria efa foana ny saziny dia ho hita eo e ,i lalao ravalomanana aloha no alefa jerena raha misy sahy mikitika
4. zoam ( 06/10/2009 21:49)
hatramin'izao mbola tsy ofisialy ihany fa hoe dem1 indray anganie ka ho toy ny tany new york ihany ity ,mandihy tsy afa tavony ny foza
5. fijo ( 06/10/2009 21:50)
manimba zavatra izany ,ka maharatsy ny hoavy(fifidianana)fa aleo ny solontena ao no ampiadiana mafy ahazo izay minisitera tena ilaina,(raharahambahiny ,sy sosialy)ny raharahambahiny hakana sy hanamafisana ny fifandraisana aty ivelany(usa,sud afrique,sadec sns)
ny sosialy ahafahana mampiseo amin'ny vahoaka,fa tena mitsinjo azy ny firehana ravalo
6. zoam ( 06/10/2009 21:57)
vaovao farany tsy mbola vita sonia tao @ carlton fa miandry dem1,
7. fijo ( 06/10/2009 22:00)
miandry isika
8. zoam ( 06/10/2009 22:04)
donc mitohy ny tolona
9. ifiona ( 06/10/2009 22:04)
fiouuu mazana izy ty.
10. zoam ( 06/10/2009 22:06)
mbola mety hisy surprise eo fa aza maika e ,jereo ny tany new york saingy efa miomana ihany,raha tsy hety hanao signature ny mouvance ra8 dia voatery tsy maintsy mitady olona hafa ny GIC
11. fijo ( 06/10/2009 22:08)
izay koa mety hitranga,saingy mana ela zavatra
12. ifiona ( 06/10/2009 22:08)
tsy azo adino koa ny présence SADC
13. zoam ( 06/10/2009 22:12)
izay mihitsy no tokony ho izy mitady olona neutre ,raha hanao be loha i tgv tsy aharitra intsony ,efa tena vizaka be loatra ,ny vahoakany magro mbola vonona foana hanohy ny tolona ,ary ny tolona tsy maintsy mandresy e
14. AndriambyII ( 06/10/2009 22:13)
Tsy misy hirahirahina ny sadec aloha araka ny fahitako azy ,sy ny analyse nataoko. mitandro ny reputation -ny @ maha fikambanana azy fotsiny io.
15. zoam ( 06/10/2009 22:16)
@ resakaka toy itony rehefa samy miady ho president ny transition dia mipoitra ho azy le 3em homme ,c logique
16. AndriambyII ( 06/10/2009 22:22)
Et oui , l' homme c' est un tout mon cher . Gare à celui qui s'égare sur ses cemins , c' est la guerre .
17. AndriambyII ( 06/10/2009 22:24)
Et oui , l' homme c' est un tout mon cher . Gare à celui qui s'égare sur ses chemins , c' est la guerre des chefs de toute façon ,c' est unique dans la vie ..
18. zoam ( 06/10/2009 22:25)
mbola hisy problem be eo raha hanao cohabitation an'i rajoelina ,iny mihitsy no rangory fototry ny afo eto ary mila fongorina
19. AndriambyII ( 06/10/2009 22:27)
Il est maîtrisé quelque part , vu les engagement qu' il veut octoyer . Ya rien a faire , il doit suivre le jeu , sinon il sera ...
20. zoam ( 06/10/2009 22:40)
ianao mahatoky an'izany fa ny maputo nosoniaviny aza sahiny no nivadika azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057