tena mbola tsy ofisialy fa ballon essai fotsiny

21. AndriambyII ( 06/10/2009 22:44)
OK ! c'est superman en personne quoi , d' apres vous !
22. zoam ( 06/10/2009 22:46)
:idea: :idea: :idea:
23. dadabe ( 06/10/2009 22:47)
d raha izay no marina dia tsy lasa legal intsony izany ny eny @ magro fa lasa manao vilation de loi :D
24. AndriambyII ( 06/10/2009 23:02)
Tsy mahagaga tsony izany ra dada! zay be no basy!!
25. zoam ( 06/10/2009 23:08)
:?: :?: :?:
26. tenagasy ( 06/10/2009 23:15)
27. AndriambyII ( 06/10/2009 23:25)
lol!
28. pikatti ( 06/10/2009 23:41)
tonga de kapoka fanoto mintsy koa ny anareo zany ry tenagasy an :-D :-D :-D
29. Papoose ( 07/10/2009 03:34)
hatrary ka hatraty, tsy mety reraka izy :lol:
30. xxx ( 07/10/2009 03:38)
papoose raha tsy mahavita devoara de bediko an, mahazo punition eo ,asaiko mamerina in-jato hoe, "mifona aho pikatti a, tsy hamerina intsony ny midekoss" :lol:
31. zoam ( 07/10/2009 08:08)
tsy mbola ofisialy e ,mbola mitohy ny dinika
32. pikatti ( 07/10/2009 10:14)
Aleo raisina tslemm e,araho ny fandehany oz Ifiona atsy zay :lol:
33. ketaka67 ( 07/10/2009 14:40)
raha ny hevitro aloha dia aleo manomana ny élection milamina satria eraha io fifanarahana Carlton io dia tsy mahazo fidiana le BBAndry ho presidà! manam-potoana tsara ny mouvance Ravalomanana mi-présenter ny pions rehetra!
34. zoam ( 07/10/2009 22:12)
omena ny PM consesnsus ny fahefana hanan'ny president ny transition dia izay satria io no fototry ny blocage eto samy tsy nisy naharesy sy resy @ izay
35. Papoose ( 07/10/2009 22:57)
xxx:

papoose raha tsy mahavita devoara de bediko an, mahazo punition eo ,asaiko mamerina in-jato hoe, "mifona aho pikatti a, tsy hamerina intsony ny midekoss" :lol:


:-D fa ahoana no hifona @ pikatti?liana loatra @ le politika mihitsy fa na zany aza vita foana ny devoara koa, masaka eo any am-pianarana raha tsy hahavita...raha tsy zany ve mba hanana tanjona ny hanao politika eee....mba mila olona nahita fianarana ihany ny politika malagasy :^)

za ato antrano ihany, somary hafakely le hidekosy ato antrano!!!!

36. pikatti ( 07/10/2009 23:14)
fa ahoana no hifona @ pikatti?

fa nahoana izy no hifona aty amiko???
za ato antrano ihany, somary hafakely le hidekosy ato antrano!!!!

Sady tsy taty amiko mou i papoose o, :-*
37. Papoose ( 08/10/2009 15:26)
sao dia itambaran'i tezeve sy zetete eo aho vao loza :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0609