tapina tanteraka ny daomy

1. zoam ( 05/10/2009 19:18)
tsy tahotra tsy henatra dia manao chantage ny mpamatsy vola hoe hanaiky ny maputo aho(tgv) raha manaiky ny mpamatsy vola hanomeha famatsiam bola ,nisy nanery angaha hono nanaovany sonia tany maputo,ary nankaiza ny mpamatsy vola saodianina no nila ny mpamatsy vola toa ny BM FMI UE BAD .
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:31
2. ifiona ( 05/10/2009 19:37)
ry zareo reo anie rehefa ampitahorin'ny C.I vao mahay mihaino fa sinon manao ny lohabe-any foana tsss. :roll:
3. ifiona ( 05/10/2009 19:44)
izy nifitiran'ny rambony ndray ve no miseho mametraka conditions???? eisseey e ry rajoelina a!

"Jean Ping a déclaré que lorsqu'on négocie, "on ne pose pas de conditions" en référence au discours de Andry Rajoelina "
source sobika



ny anaran'izao ataony zao dia tsotra, zao no atao hoe chantage.
http://www.madagascar-tribune.com/Le-choix-du-chantage,12836.html
4. zoam ( 05/10/2009 19:57)
sady ny tena mahagaga dia hoe hanaiky ny maputo izy dia hanendry PM consensuel ,f'angaha moa araka an le accord maputo misy milaza fa i andry tgv no hitondra ny transition,
5. locl ( 05/10/2009 20:10)
Ka io le lohan'alika e!
6. mitapiwui ( 05/10/2009 20:17)
i Andry rajoelina ihany satria ianareo vahoakan'antananrivo no nametraka an'io teo tsy afaka manao marche arriere izany raha tsy te goaka ny voudy,hon hon hon hon hon ,esy ery pokaty e
7. locl ( 05/10/2009 20:24)
ko ratsy vodin'alika ny anay ka homena anareo eo.
Io fa miala aina amin'izay, vita hatreo le vava be hoe tsy mila GIC, tsy mila FMI, tsy mila 3 mouvances, nefa aiza izao? Hifanaraka ihany.
8. mitapiwui ( 05/10/2009 20:28)
mbola hoavy ny vola avy @ arabo hividianana ppn sy avy any france reny malala hon hon hon hon
9. Papoose ( 05/10/2009 20:30)
ary mba efa miasa tsara aza ve le avions avy any lybie :?:
10. mitapiwui ( 05/10/2009 20:33)
izao ny Total hanomeha vola ny fanjakana noho fitsandrahana ataony raha t@ andron'i dadan'ny sasany iny efa tany ampaosiny indray vola fa tsy hoan'ny vahoaka malagasy izay mila an'izany
esy aho hoe ry tim gtt e hon hon hon hon
11. ifiona ( 05/10/2009 20:37)
:) mitapiwui :-D
12. mitapiwui ( 05/10/2009 20:42)
hon hon hon hon tim gtt ireto tena mitapy mihitsy ,efa hoe tsy tafaverina eo izany wa dadany sasany iny , izao BATAC ,BANA ,1ER RFI ,CAPSAT efa en alerte general hoe hoavy ny mercenare ny dadany sasany hamono ny malagasy le mpangalatra rakotra iny
13. Papoose ( 05/10/2009 20:47)
zany v hono?
14. mitapiwui ( 05/10/2009 20:52)
ny anay alaoha tgv hatraminy farany e, izay tsy faly manao aminay
hon hon hon
15. ifiona ( 05/10/2009 20:57)
zany ve hon hon hon? :/
16. vitamatavy ( 05/10/2009 21:06)
iza indray mitapiwui io e :evil: :evil: :evil:
17. Papoose ( 05/10/2009 21:10)
mitapiwui:

ny anay alaoha tgv hatraminy farany e, izay tsy faly manao aminay
hon hon hon


mahafinaritra raha tena fidele h@ farany tokoa, ratsy mantsy le mamadika palitao!!!!

18. vitamatavy ( 05/10/2009 21:19)
momba an le condition napetrak'i tgv,maninona moa raha avadika hoe miala ialahy ry tgv eo dia milamina ny vahoaka fa ahazo fanampiana , sy ny fahafahana :?: :?: :?:
19. xxx ( 05/10/2009 21:46)
Fangaha notsoahan' ihery indray iny ps' ni wuiandry ry ra wuiwui?
20. Papoose ( 05/10/2009 21:52)
:idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.106