tapina tanteraka ny daomy
21. max2
(
06/10/2009 15:13)
ny vava no tsy atao be fa ny mamerina azy no tsy laitra .teo matikambo ery hoe tsy mila pamatsy vola vahiny fa maleotena ny gasy fanga tsy anome vola indray ny saodiana kay mo ny trosany azy tsy volo tao aminy carilhiton ko tena mapanongo tena mihintsy le zavatra ataony foza marina ze foza tsy tonga saina amizao tsy tonga tsony tena kozy zy io an :D :D :D ovay ny fisainana ry foza! :-D :-D :-D
23. xxx
(
06/10/2009 15:38)
tapina ny daomy dia adino any @ rajoelina ny double enina sy double dimy
26. xxx
(
06/10/2009 16:24)
fa ialahy ve tsy mahay domy ry dadabe an, hiomezan'i papoose fotsiny ,hampianaro domy izy ry papoose fa tsy hainy an :-D :-D :-D
27. Papoose
(
06/10/2009 16:39)
mbo ataovy direct ny resaka fa fanina ny olona ny farany! za tsy mahay daomy fa mijery fotsiny aloha zao ;-)
30. dadabe
(
06/10/2009 22:57)
andaho tsika sy papoose hianatra manokana ny fanatelomana (double io a)
31. pikatti
(
06/10/2009 23:31)
lasa mpanao politika ndray ngah leity elah dadabe klé, de ahoana zany le custo be iny bainn :-D :-D
