TSISY AFAKA ISIKA MIANAKAVY FA NIARA NAMPIAKATRA NY TGV TEO
1. terrywui
(
05/10/2009 15:21)
otran'ny olona adala NAREO reto marina !! mitenten foana !! fa iza ihany moa no nampirisika an'i Andry Rajoelina taminio toerana io voalohany ?? tsy isika mianakavy malagasy ihany ve??
---------- iééé marina izany ee!! tadidio le fifidianana maire 80% azon'i TGV iny !!!! de niara-nirohotra "hianareo"na isika rehetra 2millions de pers teo Analakely sy Amboja nanala andravalo amin'ny fo mafana mihitsy!! de izao ndray oaya oaya! ..... mitapy daholo le babakoto ireto marina mtenten foana !! entin'ny fo fotsiny fa ny zavatra nataony tsisy tadidiny sa voan'ny alzeimera daholo ny kil n'ny serasera sa efa mivadika atidoha ?? :evil: :evil: :twisted: :twisted: :evil: :evil:

novalian'i Papoose ny 05/10/2009 21:07
4. HERY2
(
05/10/2009 15:35)
manaova marina calcul Tavy fa lasa midona amin rindrina foana le hevitra e! :roll: :roll: :idea: :idea: :roll: :roll: satri efa niteny marina ravalo tam 2001 fa 2M no mahafeno hipoka an'io Analakely io,, de samy nahafeno hipoka an'io na ravalo tam 2001-02 na i TGV tamin 2008-09 :P :P :P
5. xxx
(
05/10/2009 15:38)
Vavan'ny maty andrano ny andratery saina enao no nifidy azy ho maire fa TSY MITOMANY PREZIDA ! izay mponina vitsy2 ny TananArive ve no lazainao fa vahoaka ,eise é,MIESONA ka na dia ireo 2 millions kely reo aza NANENINA TONGOTRA aman-tanana hoe MaIRE rajoelina ,an an,ana diso be kay maire RAJIOLAHY ,afabaraka 3 ,sady nisy hala-bato ,mody nirotsak ho maire fa ny HaNongana andra8 no TENA TETIKA ?DIA IZAO TSARAINA n'OLONA TANY New-York hoe ;SANS VALEUR".
Asa raha mazava aminareo vedrana2 ,ao ve é ?
Sady tsy nanao n'inona2fa NAGALATRA SY NISOLOKY ,solokina hatra@ny MALAGASY TANY paris hoe :omeo vola aho hanaboarakao ny lapana'ny tanàna kay nony tonga any MCAR NY VOLA ,netiny HANOGANAMPANJAKANA ?NY LAPAN'ny TANANA IO tsy nisy nikitika io!!! MAHAMENATRA oa ,ba mahalala MENATRA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!

6. xxx
(
05/10/2009 15:44)
ny nampalaelo fotsiny dia samy katahoatra isika sy enao de tsisy sahy nampiseho PS fa nanao be wawawawa fotsiny
7. HERY2
(
05/10/2009 15:45)
:-D :-D :-D aza miady fa jereo ze marina e! 2millions ve sa mponina vitsivitsy ?? makà expert mitsy de ra mahafeno an'Analakely hoe de firy izay ??
8. xxx
(
05/10/2009 15:57)
Kay klé eé tsss mfary @ politika lou dé rasoir é ! mbô kôzy zany , aléou zay hikamoufla iany , iandry ny maraina vavao!!! ho ho ho ho ! :lol: :lol:
9. tsiafoi1
(
05/10/2009 16:16)
Tsy hoe fombako an-dRa-terrywui kosa aloa, fa tena erreur be ho an'i Tana ny nametraka an'i Joelina ho Maire... Tsy hita fa le tanora vao misandratra koa matin'ity bogosite ity fa tsy mahatakatra lalina ny politika...
Anatra ho an'ny sisa ho an'Iarivo, mba tsy ho "Taitra ny akanga tsara soratra ka hanary ny akoho taman-trano"...
Zao ity hampileran'ny karana, ny fatin'arabo, sy ny frantsay produits efa périmés tsy lafon-dreo tany ho any
TANO RAVALO FA SAROTRA NY MILA E!

10. locl
(
05/10/2009 16:23)
azafady aho ra terrywi fa za aloha mbola tany dago t@ fifidianana maire fa tsy nandatsa-bato TGV satria efa fantatro dieny voalohany fa ZERO.
Ka iza no lazainao fa 2millions, ny mponina ena Adavamamba sy ambodin'Isotry, le eny @ quartier bas ve? Lainga kosa e

11. nancy
(
05/10/2009 19:31)
Maka namana ndray ra-terry fa kobo hoe tsy tafa ratgv...mbola hoaiza nefa e.
terrywui:
otran'ny olona adala NAREO reto marina !! mitenten foana !! fa iza ihany moa no nampirisika an'i Andry Rajoelina taminio toerana io voalohany ?? tsy isika mianakavy malagasy ihany ve??
---------- iééé marina izany ee!! tadidio le fifidianana maire 80% azon'i TGV iny !!!! de niara-nirohotra "hianareo"na isika rehetra 2millions de pers teo Analakely sy Amboja nanala andravalo amin'ny fo mafana mihitsy!! de izao ndray oaya oaya! ..... mitapy daholo le babakoto ireto marina mtenten foana !! entin'ny fo fotsiny fa ny zavatra nataony tsisy tadidiny sa voan'ny alzeimera daholo ny kil n'ny serasera sa efa mivadika atidoha ?? :evil: :evil: :twisted: :twisted: :evil: :evil:
12. mitapiwui
(
05/10/2009 20:19)
xxx:
Kay klé eé tsss mfary @ politika lou dé rasoir é ! mbô kôzy zany , aléou zay hikamoufla iany , iandry ny maraina vavao!!! ho ho ho ho ! :lol: :lol:
hon hon hon hon PM monja sy Andry ihany no mitondra ny baolina ry tim gtt efa mitapy isany an
14. mitapiwui
(
05/10/2009 20:31)
i Monja indray tsy maintsy mijanona PM izahay no nametraka an'io teo indrindra ireny vahoaka be 2tapitr'isa t@ voalohany ireny niarahana nahita ireny
16. mitapiwui
(
05/10/2009 20:45)
ireny vahoaka be 2millions ireny anie tsy hifidy ny dadany sasany eo sao dia diso tetika be eo ireo tim gtt terroriste ireo ihany no be vava eto nefa matahotra gaoka voudy hon hon hon hon