Miala tsiny mangaron-tsopy!

1. tenagasy ( 07/10/2009 20:12)
Misy fanamboarana ve sa nisy nigafy fa toa tsy mandeha ny site-n'ny Movansa Ravalomanana?

Sao mba misy afaka mampilaza ny tompon'andraikitra isika!
Na ny fanoratana any @ tompon'andraikitra aza tsy mandeha!

Misaotra mialoha!
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 19:41
2. tenagasy ( 07/10/2009 20:15)
Izay kosa kay fa efa nanisy hafatra ao @ fandraisana izy ireo hoe:


Le forum est momentanément indisponible.

Veuillez revenir ultérieurement.

Merci de votre compréhension


Mamerina ny fialantsiny e!
Mirary soa!
3. zoam ( 07/10/2009 21:15)
mety nisy fanamboarana na stratejia satria betsaka loatra ny mpisera nanakiana an'i fetison noho ny betise nataony iny dia izay ,aleo aloha hiato kely ny forum fa sosotra loatra ny mpokina
ary tsena gasy efa liana ery handefa ny panneau sora baventy an milay e
4. Papoose ( 07/10/2009 21:54)
:-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 07/10/2009 22:09)
inona koa no mpampiomehy an'i papoose an'izany e
6. pikatti ( 07/10/2009 22:21)
Ahoana lesy razoam sy papoose a
Efa vonona ndray ngah le pancarte be ry tenagasy
Efa nisy napetakareo nga any @ TOPMADA SY TRIBUNE any any koa mantsy be kil be
7. tenagasy ( 07/10/2009 22:57)
Dia asiantsika daholo izay tratra e! Tsy hita fa ity no mba vita aloha, masontsokina e! Dia mba ihafio @ lemimpanahiny ao ny fivandravandrany!
OK?

Hasiana kely indray ve?

Notohizantsika ilay omaly iny.

Indro ary:
8. tenagasy ( 07/10/2009 23:00)
9. tenagasy ( 07/10/2009 23:01)
10. tenagasy ( 07/10/2009 23:01)
11. tenagasy ( 07/10/2009 23:02)
12. tenagasy ( 07/10/2009 23:03)
13. pikatti ( 07/10/2009 23:05)
miala any zany é :-D :-D :-D
14. Papoose ( 07/10/2009 23:07)
xxx, ny commentairen'i zoam @ le resaka panneau no mampihomehy ahy ka :-D dia io tokoa aza le izy!!!:-D

pikatti, sali eeee
15. pikatti ( 07/10/2009 23:11)
sali papoose io ary nenao fa miala any,fenoy ao daholo ndray ho hitan'ny havany ao =)) =)) =))
16. tenagasy ( 07/10/2009 23:14)

hi hi hi!

Sao leo indray h@ havantsika fa aleo alefa tsikelikely ihany!

Sa ahoana hoy isika?

Ho rakofana indray?
17. pikatti ( 07/10/2009 23:17)
o leity tenagasy,de taiza dôly zao ny forum efa nampiritinareo tany klé :-D :-D :-D
18. Papoose ( 07/10/2009 23:30)
pikatti..sali ee!

tenagasy..miaiky anao aho e...mi sapau!
19. pikatti ( 07/10/2009 23:34)
Miaky ve papoose
O Rahery sao de mba ngeda loatra ary le marge à gauche fa tsy afaka mivalapatra ry tenagasy klé :lol:
20. tenagasy ( 07/10/2009 23:38)

Angaha tadidy intsony e!

Ny Institution internationale
Governemanta (ny olana tsy mahay sinos-espaniola - alemana rosia sns isika )
... ... ...
Omaly aza nahazo ny anjarany natrany @ contact-n'ny Carlton!
(tsy hita tsinona izay hanoratana mivantana @ ry zareoZIK sy GSM (GIC & GCM) ireo)

hi hi hi

Aoka nama a!
Mbô mamoromporona Communication e!
Tsy misy hapoaka dia atao masontsokina!

Mba omeo sopapa any e!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6087