Miala tsiny mangaron-tsopy!
21. pikatti
(
07/10/2009 23:47)
ry Noue ,ndenn,kidoro,diloo ry zalahy reny no tena misy sopapa zao
aiza leity elah ry Billy a,sa papoose mahafantatra ,hanontanio any i vatofototra e sy Remahity
o l'ty tongan'elah hatrany ve bainn,kalamina ihany aloha le misy déhors reny fa ratsy an :wink:

Omaly aza nahazo ny anjarany natrany @ contact-n'ny Carlton!
(tsy hita tsinona izay hanoratana mivantana @ ry zareoZIK sy GSM (GIC & GCM) ireo)
o l'ty tongan'elah hatrany ve bainn,kalamina ihany aloha le misy déhors reny fa ratsy an :wink:
23. pikatti
(
07/10/2009 23:51)
ntsooo zay ndray le fausse modestie an :-D :-D :-D
aza manabaka e :lol:
aza manabaka e :lol:
24. tenagasy
(
07/10/2009 23:59)
" pikatti "
" o l'ty tongan'elah hatrany ve bainn,kalamina ihany aloha le misy déhors reny fa ratsy an "
Okay
" Papoose " :oops: :)

26. tenagasy
(
08/10/2009 01:58)
Mankamamy " Papoose "" a!
Tena efa godro ihany fa mbola nanao ny tahak ' itony:
http://forum.afrik.com/index.php/topic,80.30.html
Mbô manao izay ho afaka kely eto e! hi hi hi
BON.8 ary e!
Rehefa avy eo indray!
Mirary soa indrindra!

27. xxx
(
08/10/2009 11:51)
Hasio koa any @ny SOBIKA SY MIDI ry tena gasy a!,tena milay le izy fa tohizo,le FETISON koa ohtran'ny tsy MAHARAKA HOE REFA TONGA EO I VENDRANA NA TETEZAMITA ARY DIA HANOVA LALAMPANORENANA NO TETINY izy hANAO HOE mahazo mIlatsaka preziDA NA 34 ans aza dia izay efa teo ka nanao mandat indroa dia tsy mahazo milatsaka ho fidina intsony,IZANY koa ve dia tsy takatry ilay FETISON .
DIA ira8 NO HASINY @ILAY HOE TSY MAHAZO MANAO MANDAT mihoatra ny indroa nefa ny MANDAT FAHAROA ANDRA8 tsy vita hatra@farany!!!
MANDRERAKA BE LE FETISON ka tokony soloana haingana dia haingana .
Sady ohtarn'ny tsy mahatakajavatra le fetison hoe i tgvendrana ange ka filohan'ny tetezamita no tena tiany fa tsy miraharaha izay prezidà any izy,dia tsy ba noeritreretiny ve hoe olona nanogampanjakana no nadaniana hery sy fotoana be dia avy eo ekena indray ,tsy hita intsony izay eritreretana io olona io fa tokony SOLOINA IZY DIA VITA !

32. dadabe
(
08/10/2009 14:24)
misy afisy mipetaka le :-D sorena amin'io ra wiwi izao :-D
fa papoose marina ve mbola minera e ? :-w