tsy azoko tsara

1. xxx ( 04/10/2009 09:37)
za de vehivavy mampiasa irony pile irony betsaka ny feo henoko hoe rh 1taona nampiasa pilile de miandry 1 taona koa vao afaka miteraka zany hoe manadio kibo hn mitombona ve zany de rh 2taona nampiasana zany de mila miandry 2 taona koa grave be zany ,ka marina ve zany ry reto :}
2. Papoose ( 04/10/2009 17:31)
raha za enao dia mandray phone de miantso dokoteur
3. ni81 ( 04/10/2009 18:01)
raha za enao dia mandray phone de miantso dokoteur
papoose! :)
4. ravonjison ( 05/10/2009 09:35)
xxx:

za de vehivavy mampiasa irony pile irony betsaka ny feo henoko hoe rh 1taona nampiasa pilile de miandry 1 taona koa vao afaka miteraka zany hoe manadio kibo hn mitombona ve zany de rh 2taona nampiasana zany de mila miandry 2 taona koa grave be zany ,ka marina ve zany ry reto :}

Tsy marina izany. Mila fanazavana kely anefa.
Mizara ho tranga roa ilay izy araka ny antony ampiasainao ny pillule:
1- mandray pillule ianao satria misy olana ara- taovapananahana
2- mandray pillule ianao mba tsy hiteraka

Tranga 1: iny dia miankina @ ilay olana misy. Fa @ ankapobeny dia vitsy ihany ny arenina izany mahatonga ny vehivavy hanao pause 2 taona alohany' ny hitadiavana zaza.

Tranga 2 : eto dia tsy marina ilay izy. Jereo fotsiny ny lojika hoe iny pillule iny dia 1 mois ihany no mandaitra. Rehefa tapitra izany ka tsy mandray intsony ianao dia miverina afaka 1 mois koa ny fadimbolanao. Ary tsy misy akony @ tenanao intsony iny pillule iny. Noho izany tsy misy fanadiovana ilaina mandritra ny 2 taona izany ao.
Ny tsara ho fantatra kosa anefa dia rehefa ajanonao ny mandray ilay pillule dia matetika ovule 2 no miara-mivoaka @ cycle -nao voalohany manaraka. Ka raha tsy te-hanana kambana ianao dia tsaratsara ny miandry 3 mois vao mitady zaza.
@ izay koa fantatrao tsara ny halavan' ny fadimbolanao , ka tsy hanahirana anao ny hanao rapport sexuelle @ ilay andro mampisy ny ovulation -nao.

Fehiny: tsara raha miandry 3 mois ianao , fa kosa ny ´fiandrasana 2 taona dia fandaniana andro, satria resaka fotsiny ( raha toa ka tsy manana olana manokana ianao).
Io 3 mois io dia tsy miankina @ halavan'ny fotoana nandraisanao pillule. Na 2 taona, na 5 taona , na10 taona no nampiasa pillule ianao , dia 3 mois ihany no fotona tsara hiandrasana.
5. Mirananirina ( 05/10/2009 13:54)
amiko tsy marina izany ,satria izao.Raha manadino aza ny mihinana 1 andro possible ny hahabevohoka.Ao koa ireo mihinana pilule nefa bevohoka ihnay.Mahagaga fa samy manana ny toebatany ny tsirairay.
6. botra10 ( 06/10/2009 06:07)
karazam-biby inona le pilile mba ataoko lôka na kaly maraina? :-P
7. xxx ( 06/10/2009 09:51)
Ravonjison >> ka sao dia mba hoe miandry kely fa sao misy effet -ny @ izay zaza ny nihinana pillule , fa tsy hoe tsy hahazo zaza akory ?
8. booboo ( 06/10/2009 11:08)
marina io lazain-dRavojison io.

Ity fi-diaboliser-na ny pilule ity ho'aho...atsangana tsy aman'orana no betsaka...
9. ravonjison ( 06/10/2009 15:52)
xxx:

Ravonjison >> ka sao dia mba hoe miandry kely fa sao misy effet -ny @ izay zaza ny nihinana pillule , fa tsy hoe tsy hahazo zaza akory ?

Efa voalazako tetsy ambony fa raha vao ajanonao ny fandraisana an' iny dia mivoaka avy @ tenanao ilay izy.Izay no mahatonga azy tsy maintsy hoanina isanandro ( fohy dia fohy ny demi-vie-ny : fotoana aharetany ao @ tena) Noho izany tonga dia miverina ny fadimbolana. Izany hoe efa tsy misy akony @ tena intsony ilay izy ( na @ tranonjaza). Tsy misy akony @ zaza mihitsy izany.
10. Papoose ( 06/10/2009 18:44)
ni81:

raha za enao dia mandray phone de miantso dokoteur
papoose! :)

:lol: iny no rapida ndrindra, raha tsy hoe dokoteur :-P nga i ravonjison :-P
11. ravonjison ( 07/10/2009 07:47)
Papoose:

ni81:

raha za enao dia mandray phone de miantso dokoteur
papoose! :)

:lol: iny no rapida ndrindra, raha tsy hoe dokoteur :-P nga i ravonjison :-P

Iny angamba efa mazava @ sasany fa dokotera tokoa aho.
12. Djhamhal ( 07/10/2009 08:21)
iny pillule iny dia 1 mois ihany no mandaitra. Rehefa tapitra izany ka tsy mandray intsony ianao dia miverina afaka 1 mois koa ny fadimbolanao. Ary tsy misy akony @ tenanao intsony iny pillule iny. Noho izany tsy misy fanadiovana ilaina mandritra ny 2 taona izany ao.
marina tanteraka io voalazan'i ravonjison io !!
13. xxx ( 07/10/2009 11:43)
booboo:

marina io lazain-dRavojison io.

Ity fi-diaboliser-na ny pilule ity ho'aho...atsangana tsy aman'orana no betsaka...

Tsy hoe diaboliser-na ilay izy ry booboo a, mihinana pillule aza ianao (na hoe izaho ) ngôzabe io dia misy effets secondaires toy ny hoe mihamatavy, miakatra ny tension ... sns ka ahoana moa no tsy hieritreretana hoe mety hanimba ilay foeutus kely iny ilay izy raha nisy tavela tany ...
14. ravonjison ( 07/10/2009 13:15)

Ny hoe tsy manimba ny foetus ve ny contraception dia criteres voalohany tsy maintsy jerena mandritra ny fanamboarana ny fanafody ( hamarinina @ alalan'ny teste izany).
Ny effets secondaires indray dia anjaran'ny gynecologue- no mamaha ny olana mikasika izany satria samihafa ny toe-batan' ny tsirairay. Raha misy izany ilay izy dia tokony hovany ny pillule ampiasainao. Ny tsara @ Rasoa mety tsy tsara @ Raketaka.

Ka iverenako ilay resaka foetus: ny pillule dia tsy misy akony @ foetus. Iray andro ihany no effet-n'iny. Raha tsy mandray ianao androany, rahampitso ianao dia mety ho bevohoka, satria tsy mijanona ao @ tenanao ilay izy.
Tsy misy ambiny tavela any izany.

Manarak' izany ny ao anatin'ireny pillule ireny dia hormones izay misy ao @ tenan'ny vehivavy ihany. Na tsy mandray pillule aza ny vehivavy dia misy ao aminy ilay hormones, izay ilaina dia ilain' ny tena tokoa.
Matetika rehefa tsy matatana zazany vehivavy dia omena ireny hormone ireny izy mba hampandeha tsara ny taovampananahany. Noho izany ilaina mihitsy aza ilay izy.

Ka tsy misy atahorana ny @ iny.
15. xxx ( 08/10/2009 06:17)

ravonjison:

Misaotra Dokotera :)
16. Mirananirina ( 09/10/2009 12:38)
Hoy i ravonjison:

Misaotra Dokotera
tsara ho fantatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4153