10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression

1. pikatti ( 04/10/2009 08:05)
« Tout individu a droit à la liberté d'opinion et d'expression, ce qui implique le droit de ne pas étre inquiété pour ses opinions et celui de chercher, de recevoir et de répandre, sans considérations de frontières, les informations et les idées par quelque moyen d'expression que ce soit. »
Elle va de pair avec la liberté d'information et plus spécifiquement la liberté de la presse,
restreignent toutefois cette liberté en interdisant les propos incitant à la haine raciale, nationale ou religieuse et relevant de l'appel au meurtre qui sont des délits interdits par la loi.
Misaotra lesy ry Akama fa tena milay be serasera.org
Misaotra lesy Hery a
répondu par Papoose le 09/10/2009 19:50
2. pikatti ( 04/10/2009 08:21)
De aleo koa aloha hisaorana etoana ny tary mpandray anjara izay mampiroborobo an'ito site ito e
Ny vhv no atomboko:
Maeva74 ,ari-malala,Noue,Tess(fasaly)Mirananirina,papoose,endrika01(tsiambaratelo),Ni81,Soanja,booboo,Olly,,rochenicole,Aino,sakaimena (tsy dia hitako ntsony),yuka(mlola ho avy),bitrokel,latigresse,karynah,Mimhie,betsaka no tsy voatanisako, fa hialako tsiny ry akama o :* :* :* :*
Bisous manokana ho an'i Shoan,tsy manadino anao (l)
3. pikatti ( 04/10/2009 08:28)
Mbola misy lisitra kely ho fanampin'ireo efa voalazako etsy ambony ireo
Ifiona,niryna,cutie,cute,iangotiko,dylane (l)
:* :* :* :*
4. ndotofetsy ( 04/10/2009 08:30)
ary za toa hadino lety eeee ary i pikatti koa tsy ao
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :^) :^) :^)
5. ni81 ( 04/10/2009 08:38)
misaotra ny rehetra e :-*
6. pikatti ( 04/10/2009 08:41)
Mbola fisaorana ihany koa @ reto tary mpandala sy mpananaraka dinika politika , eny fa dia ny dinika hafa koa aza:
Hery,fijo,ravatorano,zoam,wiwi(swann,HERY2)locl,milaibe(ao ihany) Ikaretsaka,tlay,ainaheri(tsy tazako ntsony),kiadi,kotla,simplex,MURIO,dadabe,milamm,vitamatavy,patrick2002,Bazylou,tsymatimanota,dombolo,lazounet,Dahuily,mbola vrakiny be fa de misaotra ry akama isany ,manao ahona zao lisany reo refa afaka folo taona ndray ,iza ndray no resahina @ raharaha politika
:-D :-D :-D
7. pikatti ( 04/10/2009 08:43)
hoay klé ndotofetsy,jeankely (tsy hita ntsony)zandikely,essera,salopard,kidoropamba,de iza koa letsy ry zalahy fa tsy tadidiko ntsony sagà :-D :-D :-D
8. pikatti ( 04/10/2009 08:46)
maika be kou elah zany ndontofetsy ,zah ary vao mi-établir-le liste klé,de iza koa leity (fa tsy reny PS vita clonage reny an ) :-D :-D
9. pikatti ( 04/10/2009 08:51)
i pink ,Andriambil kou klé

NB:Tsy fantatra ntsony aloha zay VHV sy LHL,tsy nisy fizavana manko tato :-D :-D
10. pikatti ( 04/10/2009 08:55)
O ry l'ety zoam, i wiwi zay vao fantatro ny tsy nampidiran-dry zalahy azy tao @ Moov DJ alina , kay nitondra fisaka lery nefa tsy azo atao sady zay zay ndray jean sy basket
mbola ho alefa eto dôly ny sary fa sary ofisialy mantsy le izy tao :wink:
11. pikatti ( 04/10/2009 08:58)
grrrrrrrrrrrrrrr saika adino i tsiafoi1,Diloo,Samoana
meciiiiiii é :-*
12. ifiona ( 04/10/2009 08:59)
13. xxx ( 04/10/2009 09:01)
ha ha ha ha papala ,locl,sitlo,fa lisany ve mbola mahita foana é =)) =)) =))
mbola misy ao pikatti a,ndraso hoe jerena
14. pikatti ( 04/10/2009 09:03)
sali Ifiona sy NI81
bon dimanche é, mbola lanaka be ny tary e,sao de mba misy vary @ anana any é :lol:
15. xxx ( 04/10/2009 09:06)
vatofototra koa ry pikatti a ;-)
16. pikatti ( 04/10/2009 09:09)
style hafa kely ndray io paikan'i vatofototra io ka, ary misy anlery dôly koa any ambadika any an,
melci lesy vatofototra,ah , i Remahity ,i Maryline (l) ,bacouli,soanja
17. ndotofetsy ( 04/10/2009 09:10)
misy vary @ bozaka ato otran ny mahazatra an ela eee
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
18. pikatti ( 04/10/2009 09:12)
hoy ndontofetsy
ary za toa hadino lety eeee ary i pikatti koa tsy ao

de handoka tena ndray ve lesy bainn :-D :-D
19. pikatti ( 04/10/2009 09:13)
misy vary @ bozaka ato otran ny mahazatra an ela eee

:-D :-D :-D
20. xxx ( 04/10/2009 09:13)
Ary ireo nahilika angaha hadinonareo é , Tafondro , Naughtyboys , Badboy ,judy ,.... :?: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599