10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
22. pikatti
(
04/10/2009 09:19)
kay le aza a, aleo tokoa mba asiana 1mn de silence ho an-dry zalahy reny(tsy adino ihany elah akory Andrywui)
de iza koa ry zalahy ??? aleo mantsy avoaka eto sao de hataonareo fa tsy nanadio ny serasera izahay tato :lol:
vetivety fa mbola hiaraka hisakafo daholo aloha ny admin retra é,(mbola manavao hatrany ny serasera )
Tsiky dia ampy

23. pikatti
(
04/10/2009 09:31)
ireto no nahilikay tato aloha fa betsaka ry zareo no fa tsy aty amiko le disque dur extene (adinoko any @ papoose :wink: )
Rangorivao69,Rangorivao96,Batista,Fozaoranabe,Andrywui,ouiandry,benkitana,Bandi,Pengiun(fa tsy Penguin),.......
NB:Marihako fa nohon'ny tsy fanarahana fitsipika no nanakana an'ireo PS ireo
(samy misy TIM sy TGV ary olona tsotra reo...)
sao de mbola misy mahita nareo???

26. xxx
(
04/10/2009 12:55)
Ny psn'i wiwi mpanompa moisera tato fotsiny aza tsy efa nahatratra folo tany no any dilam-bato :lol:
27. Papoose
(
04/10/2009 17:11)
ireto no nahilikay tato aloha fa betsaka ry zareo no fa tsy aty amiko le disque dur extene (adinoko any @ papoose
za mbola tsy manana droit hitahiry archives fa mbola tsy ampy taona @ fanaovana izany! sao dia mamomamo tany am-pifandonam-bera tany aza nareo dia lazainao fa za le tsy za!
28. ni81
(
04/10/2009 18:11)
za mbola tsy manana droit hitahiry archives fa mbola tsy ampy taona @ fanaovana izany! sao dia mamomamo tany am-pifandonam-bera tany aza nareo dia lazainao fa za le tsy za!:-D :-D
30. zoam
(
04/10/2009 18:17)
Dia ahoana ry pikatti tany fa izahay letsy tsy afaka kle ,alefaso ny sary mba ho jerena
32. Papoose
(
04/10/2009 18:40)
xxx:
Papoose zao tsy mahazo mivoaka alina ntsony an ;-)
mbola tsy mahazo mivoaka alina fa tsy hoe tsy mahazo intsony!!! raha tsy zany v hiandry sary hijerena hoe nanao ahoana ny fifandonambera sy ny la fety tao :lol:
33. maeva74
(
04/10/2009 19:03)
pikatti:
De aleo koa aloha hisaorana etoana ny tary mpandray anjara izay mampiroborobo an'ito site ito e
Ny vhv no atomboko:
Maeva74 ,ari-malala,Noue,Tess(fasaly)Mirananirina,papoose,endrika01(tsiambaratelo),Ni81,Soanja,booboo,Olly,,rochenicole,Aino,sakaimena (tsy dia hitako ntsony),yuka(mlola ho avy),bitrokel,latigresse,karynah,Mimhie,betsaka no tsy voatanisako, fa hialako tsiny ry akama o :* :* :* :*
Bisous manokana ho an'i Shoan,tsy manadino anao (l)
(l) (l) Hay ve e! Misaotra tompoko, dia mirary soa ho an'i serasera izany maeva74 dia tsy diso anjara amin'ny fisaorana koa i pikatti nanokatra ny hevitra bisous be :-* :-* :-* :-* (l) (l) Dia samy hotahian'I AVO daholo isika rehetra .
Ny hirariana dia ny mba hampateza ity sehatra ity satria nahitana ny soa sy ny mahafinaritra e!
34. diloo
(
04/10/2009 21:16)
10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
Dia faly miarahaba ny mpisera rehetra, indrindra ireo mpandray anjara voalohany efa ho folo taona lasa sahady izay.Misaotra an'Atoa Hery sy ireo niara-nifarimbona t@ny niteraka ity serasera ity.
Ho antsika mpisera, eto no tokony hanamafisan-tsika ny fahafahana maneo ny hevitra tsy voatery hitovy. Ary anisan'ny aren-tsaina ny fampiroborobona ny hevitra malalaka satria izany no atao hoe demokrasia. Tsy voatery mampiasa basy hamonoana sy hanampenam-bava ny be sy ny maro ohatra rehefa matahotra ny liberté d'expression.
Mazana koa amin'ny ankampobeny, mba hisian'ny finakalozana, dia tsongaina avy @'ny mpanao gazety maro ny mety ho lohateny hafahana manao fandalinana ahitana ny hevitra mety tsy ho takatra ary mety fampianarana any koa. Izany no antony hanaovana copie -coller lohateny indrindra moa rehefa vaovao flash.
Izay no tena mba avantage'ny TIC.@'izao vaninandro ny technologie de l'information et de la communication izao, en moins de 2 mn, dia mahazo vaovao tselatra (Mpanoratra gazety,twitter, mailaka, msn ets...), eran-tany. Koa tsy very fotoana raha mampita ny vaovao mety nandalovana.(izay ilay antony Papoose an).
Aoka izany hitohizina hatrany ny fifanakalozana, tsy fandanian'andro ny fitiavana ny vaovao ny an'ny tena, no koa manjary afaka manao izay tiany atao ny mpanao politika rehetra tsy ankanavaka.
Farany malagasy daholo isika na fianakam's, na Timiste, na Tegeviste na pro-3mouvances, na pro-Roindefo, ets...Notre diversité est une richesse
Bon Anniversaire. :-* :-* :* :* :wink:

35. Papoose
(
04/10/2009 22:58)

fa iza no milaza aminao fa marimpototra daholo zay atao copier coller eto???? zay no mampandray antendrony ny mpidinika sasany!
36. diloo
(
05/10/2009 00:24)
Sali Papoose,
Kalma aloha ise e
Voalohany, tsy nisy fitenenana ho marinana daholo ny fanaovana ny copie-coller.
Ny gazety amina mpanely vaovao ho vakiana, na koa vaovao heno mikasika ny raharahampirenena, ny mpanoratra gazety dia tompon'andraikitra amin'ny vaovao navaokany.
Misy ny atao mpamaky ho an'izay te hamaky, dia ny ankamaroan-tsika rehetra eto izany.
Amintsika tsirairay, misy mahita vaovao mety mahaliana ny mpamaky sasany, koa notsongaina sy nampitaina eto(copie-coller), arakaraka ny raharahampirenena ohatra eto amin'ny lohahevitra politika eto.
Rehefa hita sy voavaky ny vaovao nosivanina, dia samy mandinika manao fandalinana(analyse).
Tsy voatery akory hoe marina ny thèse-nao, fa mety misy thèse'ny namana mpisera hafa manintsy ny hevitra mety ho diso: izay no heviriko hoe fifanakalozana.
Ny sasany mety hilaza fa fandanian'andro, ny sasany kosa mety ho raisiny ho fampianarana ara-kolon-tsaina. Ary ny momba ahy dia raisiko ho fampianarana ny hevitra ny namana mpifanakalo hevitra eto.
Ka ny copie-coller ny vaovao notsongaina, dia entina mampita ny vaovao tselatra ohatra, hoan'izay sendra tsy nahita, ary koa fanampiana ny hevitra mety ho diso.
Tsy dia fombako loatra ny mihainga amin'ny hevitra rivotra tsy nisy dinika nipoirany.
Dia aleoko manao recherches aloha, mitady vaovao sasantsasany hanaovana fampitahana, ary atao famintininana, izay vao ampitaina amin'ny namana mitovy na tsia hevitra.
Tsy voatery ny tsy mankasitraka izany hamaky ny copie-coller na tsia.
Andalovy fotsiny ny ps-ko Papoose an..Fa izaho dia amaky anao foana, na dia izany aza.
Zava-dehibe amiko ny raharahampirenentsika ary anao copie-coller aho rehefa ilaina bien sûr.
:) :) :wink:
Kalma aloha ise e
Fa iza no milaza aminao fa marimpototra daholo zay atao copier coller eto?

37. pikatti
(
05/10/2009 07:17)
Slt maeva74
merci maeva74 :-* (l)
dia mirary soa ho an'i serasera izany maeva74 dia tsy diso anjara amin'ny fisaorana koa i pikatti nanokatra ny hevitra bisous be
merci maeva74 :-* (l)
38. pikatti
(
05/10/2009 07:27)
Mbola namoaka lisitra ihany le diska externe tany @ papoose de reto ndray ny lisitrin'ny namana navoakany :lol:
Angie ;-) ,rakaroka,Nirilala ;-) ,mignone,sakaizakely ;-) ,vale,Sarobidy ;-) ,kallie,Samoana,fahamarinana,Arialy,diamondra27,Mimisymply,tenompitia,Envy7
kotobekibo,Herybe,infinity,lemenakely,RATOVOARY,rakapy,Herybe,haja(raozigasy)
Dia hisaorana daholo ireo ekipan'ny serasera rehetra tsy hakanavaka :-* :-*

40. maryline
(
05/10/2009 11:41)
pikatti:
style hafa kely ndray io paikan'i vatofototra io ka, ary misy anlery dôly koa any ambadika any an,
melci lesy vatofototra,ah , i Remahity ,i Maryline (l) ,bacouli,soanja
Pikatti ! Faly fa mba nisy nahatsiaro zah bisous be :-* (l)