10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression

41. terrywui ( 05/10/2009 15:13)
Dia ahoana ry pikatti tany fa izahay letsy tsy afaka kle ,alefaso ny sary mba ho jerena
ka i pikatti angah afaka mandefa sary na video ny PC nlery ?? ka ny facture n'ny free box aza saika tsy voaloha ny faran volana teo fa manky 2euro ny trosan'ny free box le nomenlery ah ndray andro iry de cyber fon zao no ihazakazahany na mindrana PC any amiko any fona lery refa tapaka ko!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
----ary le bekintana anlah ve ra-pikatti tsy nasian'ni hery famindram-po mihitsy nef elah efa nitomany be ery taminy oe mba avereno hery a ?? :-D :-D :-D
42. pikatti ( 05/10/2009 15:15)
slt Mirana :-* Mary (l) ,polety ;-)
mitazatazana klou,
43. pikatti ( 05/10/2009 15:19)
ka ny facture n'ny free box aza saika tsy voaloha ny faran volana teo fa manky 2euro ny trosan'ny free box le nomenlery ah ndray andro iry de cyber fon zao no ihazakazahany na mindrana PC any amiko any fona lery refa tapaka ko!!

=)) =)) =))
i ds lesy no handefa le sary
44. pikatti ( 05/10/2009 15:20)
hafakely ndray anie zany avatar-n'i Maryline zany é :lol:
45. terrywui ( 05/10/2009 15:24)
aza mamadi dresaka mi-marlyne marlyne eo elah fa za atrehina lety aaa,,, aiza le 2euro nomenlah zao tsy afaka mampiditra sary amin'ny serasera any amin'ny cyber !!!! :evil: :evil: :evil:
46. pikatti ( 05/10/2009 15:46)
aleo ny bandy hijery sary tsara klou fa aza mimenomenona eo elah :-D :-D
47. HERY2 ( 05/10/2009 15:50)
fa azia tokoa le sarin'i pikatti toa tsy mety alefa foana fa ampifilafilaina e? sa tsa mety aminle PC nareo tokoa araka ny voalzan'i wiwi marina le izy de mikarataka PC afaka mandefa sary marina i toi ?? toa andrasanko teraka otran ambatobevoka le sary tany amn serasera 10ans ko!! sady mb ijerevako anzany oe nahapika sary ah elah !! rah tsisy ao de tena mipika sary zany no tena asanlah !!
48. Papoose ( 05/10/2009 16:47)
Sali Papoose,
Kalma aloha ise e
oui, za calme tsara ka ary calme foana! :wink:

Voalohany, tsy nisy fitenenana ho marinana daholo ny fanaovana ny copie-coller.
fa tsy ankifidy fa afangaro voraka ao daholo dia zany v de mba ho marim-pototra?? Lasa sans qualite....ny raharaham-pirenena anie tsy afaka alailaina fotsiny @ hoe samy maka zay tandrify azy e!

ny mpanoratra gazety dia tompon'andraikitra amin'ny vaovao navaokany.
ny ankamaroan'ny mpanao gazety dia biased (aleo ataoko hoe hvtro manokana io)

Tsy voatery akory hoe marina ny thèse-nao
raha ny hvtro na ny hvtr'i xxx na ny hvtry yyy na diso aza tsy kwa, fa rehefa ny source d'information no diso sy sans qualite dia diso zay...period!

Ary ny momba ahy dia raisiko ho fampianarana ny hevitra ny namana mpifanakalo hevitra eto.
tsy iasiko hvt fa samy manana ny tactic-ny io!

Andalovy fotsiny ny ps-ko Papoose an..Fa izaho dia amaky anao foana, na dia izany aza.
Tsy maninona ange eee, fa za koa mba manao observation ary manao recherches toa anao...dia afaka mamaly ahy foana ianao...tsy olana mihitsy....mahataka-davitra io! fa ny tiko ahatongavana dia tsara ny mba mifidy ny sources wa!
:wink:
49. xxx ( 05/10/2009 17:57)
Miresaha irery ao aloha hono enao wiwi a,ry zalahy mbola mirevy efa ty miasa saina tsy @ napany fotsiny eto:-D
50. xxx ( 05/10/2009 18:09)
Inona koa ary zany hoe sources sûr zany ry papoose a,anjaran'ny t11 no mandinika sy mamakafaka izay hita sy fantatra @ alalan'ireo sources isan-karazany :wink:
fa alefaso eo ihany ny source fa tsy mitsaho toan'i wiwi sy TGV sasany
51. Papoose ( 05/10/2009 20:35)
:lol: :lol: :lol: :lol:
Inona koa ary zany hoe sources sûr zany ry papoose a
sources tsy foza orana :wink:
52. diloo ( 05/10/2009 22:24)
Sali Papoose,
tsara ny mba mifidy ny sources wa!

Zarazarao ary ny sources-nao azo antoka izany hiarahana vakiana sy ho dinihina.Saingy izaho tsy mila ny madagate.Dia misaotra mialoha.
:wink:
53. xxx ( 05/10/2009 22:48)
Papoose BE resaka nefa tsy mba mitondra sources akory :lol:
54. Papoose ( 05/10/2009 23:12)
diloo sy xxx, efa hoe za tsy hanao copier coller eto zany wa araka ny voalazako! aleoko mihomehy fotsiny rehefa hitako fa mampihomehy le vaovao notsongaina! :wink:
55. diloo ( 06/10/2009 00:17)
Papoose,
mampihomehy le vaovao notsongaina!

Ianao moa izany hiomehy rehefa mba misy dinika manjo ny vahoaka manoloana ireo biby mpamono olona toa an'i ra-Sarla. Ny vaovao notsongaina mikasika ny mety ho voina manjo ny vahoaka ohatra dia azo avy amin'ny recoupement ny gazety sasantsany, ohatra:
Madatime, Midi Mada, Mada Tribune, express Mada, Sobika, ets.
Izaho indray, dia tsy anao préjugé an'ireo mpanao gazety malagasy afa tsy ny madagate, ka ho atao fiomehezana ny asan-dreo.Tompon'andraikitra amin'izay vaovao narosony izy ireo, ary tsy manakana ny tsirairay, hanao fandinihina ny vaovao narosony.
Ianao kosa aloha dia afa-kely e, indrindrindra moa fa hiomehy ny asan'ny mpiray tanindrazana izay miezaka hampiely ny vaovao, eny na dia notsongaina aza.
Mahafinaritra mahafantatra avara-pi toa anao, manam-boninahitra iomehy ny vaovao notsongaina avy amin'ny gazety malagasy manana ny maha izy azy etsy ambony voatanisa.
Ho anay tsy dia mahataka-davitra toa anao, dia rehareha ny malagasy manontolo, ny mpanao gazety malagasy izay miezaka mamelabelatra ny vaovao ary indraidray voapoka ny mpanao herisetra politika. Koa tsy ho afaka ny hiomehy azy ireo aho.
Néanmoins merci pour ta sincérité.A+ :wink:
56. xxx ( 06/10/2009 00:29)
aiza le vidaka tany @ soirée ry vatofototra,miandry ny mpisera é,aza asiana le jereo eto iny fa tonga de apetraho de tondroy tsy11 ny hoe iza no iza,
aiza i tess,aiza i Noue/sipagasy,aiza i tywa68,aiza i petite amie,aiza if aha,aiza lanto,mangidymamy,diam's,aiza i Ni81......sns :idea: :idea:
57. diloo ( 06/10/2009 00:31)
Fa izao ry Papoose an,
Marina daholo, ny fomba fijerinao. Tys olana izany.
Ny lohanteny moa:
10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
.
Koa dia ampifaliana no arahabako anao tratra ny faha folo taona ny Serasera en force, liberté d'expression. :-* :) :wink:
58. ketaka67 ( 06/10/2009 07:59)
diloo:

Fa izao ry Papoose an,
Marina daholo, ny fomba fijerinao. Tys olana izany.
Ny lohanteny moa:
10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
.
Koa dia ampifaliana no arahabako anao tratra ny faha folo taona ny Serasera en force, liberté d'expression. :-* :) :wink:



Ho ela andro anie ny "serasera. org" é! dia ho tratry ny 10 ans manaraka indray na plus aza!
:*

fa rehefa mamaky an'io diloo io aho dia mahita vao² foana izy @ ilay copie-coller ary misy vao² tsy arako dia rehefa sendra mandalo eto iny aho dia mba mamaky ny zava-misy tsy hitanay vahoaka ary indraindray tena mampieritreritra! za alou tsy mahatakatra izay adi-hevitra dia aleoko mamaky fotsiny surtout raha resaka politika fa toa mba manao ny analyse-ny ery izy io! Zony izany , ary zon'ny rehetra ny milaza izay heviny!
ny alako fotsiny dia ny teny ratsy, ny fanaovana z'inona ny hevitry ny sasany! ary izay le hoe liberté d'expression tsy àry mitôvy hevitsy aby sika toae! :wink:
59. xxx ( 06/10/2009 09:44)
I ari-malala sy dadabe
no nanokatra ny soirée
slow zany slow zany
aoka fotsiny,fa mandry ny tany :lol:
60. TEGEVE ( 06/10/2009 09:53)
VIVE SERASERA
lamako =D> =D> =D> =D>
lamako =D> =D> =D> =D>
avereno =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
avereno =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
atambaro =D>
atambaro =D>
vive serasera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085