10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression

61. xxx ( 06/10/2009 11:11)
nirehitra ny gorodona tao nanaovan'i rakaroka azy klé,tsisy resaka tim io na tgv fa zah aza nampiaraka t@ tgv,hay ry zareo reo manohana ambokony fotsiny
fa na izany natsy izany aza revenay le serasera
meciiii sefo Hery
62. Rajakoo ( 06/10/2009 11:24)
Mamporisika anreo rehetra ny tafika tsy mivadim-belorano,bon annif SERASERA :lol:
63. mitapiwui ( 06/10/2009 11:35)
hon hon hon :-D :-D :-D
64. milaibe ( 06/10/2009 12:04)
mankalaza ,revenay le sehatra serasera :lol: =D>
65. AndriambyII ( 06/10/2009 13:10)
Tenytokananoatolotrayhoannyserasera.
Arahabainatratrynyandronitsingerenannyandronahitanaomasoandroianaoryseraserahotratraantitrasyholavalelahanenikanytanyanienyhafatratianaohampitainaaminnymalagasyetodiamifanateraaminnytaranakasyfarafahotohananayhatraminnyfaranynyezakatianahajorodianyhampiseraseranyolonasarahinnyelanelantanysynyhalaviranaengaaniehovoahajaantsakanysyandavanynysatatokonyhifehyitonysiteitonyaminnymahafitaovampifandraisanaazy.



'saotra :lol: :lol: :lol:
66. AndriambyII ( 06/10/2009 13:43)
Andrasoaverinalasatsyhitannysasany!
Tenytokananoatolotrayhoannyserasera.
Arahabainatratrynyandronitsingerenannyandronahitanaomasoandroianaorysera
serahotratraantitrasyholavalelahanenikanytanyanienyhafatratianaohampitainaa
minnymalagasyetodiamifanateraaminnytaranakasyfarafahotohananayhatraminny
faranynyezakatianahajorodianyhampiseraseranyolonasarahinnyelanelantanysyn
yhalaviranaengaaniehovoahajaantsakanysyandavanynysatatokonyhifehyitonysit
eitonyaminnymahafitaovampifandraisanaazy.
:roll: :roll: :-D :-D :-D

Demaharetahatraminnyfaranydaholoryakamareetratsymisyankanavaka!
67. AndriambyII ( 06/10/2009 15:27)
Amin' ny (l) madio kosa ity é ,manja be ny serasera ! misaotra ny mpiandraikitra rehetra be dia be .
68. mitapiwui ( 06/10/2009 16:01)
ho ela velona anie serasera
69. maryline ( 06/10/2009 16:42)
pikatti:

hafakely ndray anie zany avatar-n'i Maryline zany é :lol:



:oops: :oops: izany ve! :-* :-* (l)
70. maryline ( 06/10/2009 16:44)
terrywui:

aza mamadi dresaka mi-marlyne marlyne eo elah fa za atrehina lety aaa,,, aiza le 2euro nomenlah zao tsy afaka mampiditra sary amin'ny serasera any amin'ny cyber !!!! :evil: :evil: :evil:



Mba te hiresaka amiko kosa i Pikatti koa sakananao ry iza moa??? wuiwui kay ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
71. Papoose ( 06/10/2009 18:22)
diloo:

Fa izao ry Papoose an,
Marina daholo, ny fomba fijerinao. Tys olana izany.
Ny lohanteny moa:
10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
.
Koa dia ampifaliana no arahabako anao tratra ny faha folo taona ny Serasera en force, liberté d'expression. :-* :) :wink:




Dia arahabaina torak'izany koa ianao
:wink:
72. Papoose ( 06/10/2009 18:37)
[quote=diloo]

Ianao moa izany hiomehy rehefa mba misy dinika manjo ny vahoaka manoloana ireo biby mpamono olona toa an'i ra-Sarla.
:lol: tsy zay voalaza rehetra ao akory dia manjo ny vahoaka daholo....zay anie le ihomehezako eee, hoe vokisana @ alalan'ny soratra....ilay fampitomboana, sy lainga fanatevenana ny lahatsoratra no imehezako fa tsy ny zavatra manjo ny vahoaka velively!

Ny vaovao notsongaina mikasika ny mety ho voina manjo ny vahoaka ohatra dia azo avy amin'ny recoupement ny gazety sasantsany, ohatra:
Madatime, Midi Mada, Mada Tribune, express Mada, Sobika, ets.


iekany!


.
Izaho indray, dia tsy anao préjugé an'ireo mpanao gazety malagasy afa tsy ny madagate, ka ho atao fiomehezana ny asan-dreo

ny ahy kosa aloha dia ihomehezako rehefa hitako fa tsy mitombina sy fanatsarana na fanaratsiana be fahatany fotsiny eee!! na lahatsoratra na fanatique na@ gazety io na eto @ dinika! ary samy manana ny fijeriny io toy ny hoe mampihomehy ahy fa mety tsy mampihomehy anao!

Tompon'andraikitra amin'izay vaovao narosony izy ireo, ary tsy manakana ny tsirairay, hanao fandinihina ny vaovao narosony.

Ie, fa na tompon'andraikitra @ vaovao arosony aza izy, @ lafiny sasany ny ahy tsy dinihiko satria vao mipoitra le hvt dia mampihomehy ahy, ary raha izaho manokana tsy handany fotoana hanakana an'izan'iza @ zay ataony fa aleoko mireagir, mihomehy ohatra!

Ianao kosa aloha dia afa-kely e, indrindrindra moa fa hiomehy ny asan'ny mpiray tanindrazana izay miezaka hampiely ny vaovao, eny na dia notsongaina aza.


aleoko mihomehy toy izay hitomany na halahelo aloha e! averiko fa rehefa hitako fa tsy mitombina amiko dia aleoko zay na mpiray tanindrazana aza, aleoko lavitra ny mpiray tanindrazana no manao izany toy izay ny vahiny...ampahafirin'ny efa nanjo???

Mahafinaritra mahafantatra avara-pi toa anao, manam-boninahitra iomehy ny vaovao notsongaina avy amin'ny gazety malagasy manana ny maha izy azy etsy ambony voatanisa.
Ho anay tsy dia mahataka-davitra toa anao, dia rehareha ny malagasy manontolo, ny mpanao gazety malagasy izay miezaka mamelabelatra ny vaovao ary indraidray voapoka ny mpanao herisetra politika. Koa tsy ho afaka ny hiomehy azy ireo aho.
Néanmoins merci pour ta sincérité.A+ :wink:
:wink:

sarcastic ny fahitako anao eto zany an! tsy mahafantatra avara-pi aho na mahataka-davitra fa mandinika kosa zay info vokisana amiko na lazaina io na vakiko @ alalan'ny soratra....toy ny sakafo io diloo a, tsy nde hohanina daholo zay sakafo atolotra rehetra! fa mba fidiko ihany!!! dia ohatr'izay koa ny ahy ny fandalinako karazana info....tsy ho ilaina ho manam-boninahitra vao hahay sy hanao izany!!!!

tsara ilay modestie fa izy hivadika complexe no ratsy!




73. pikatti ( 06/10/2009 23:11)
le avatar-ny papoose o,misy foza sy sokatsy kely mandady miakatra mankaiza izy zany o :-D
ary dadabe koa efa nitafy lamba vaovao atsy , tena 10 taona marina ny serasera klé
74. pikatti ( 07/10/2009 00:06)
hoy Maryline

Mba te hiresaka amiko kosa i Pikatti koa sakananao ry iza moa??? wuiwui kay

=D>
75. Papoose ( 07/10/2009 01:05)
pikatti:

le avatar-ny papoose o,misy foza sy sokatsy kely mandady miakatra mankaiza izy zany o :-D


foza @ ahoana aza, :lol: mandady manakatra ny avo :wink: karazana foza koa nga zao sary zao le!!!!
76. diloo ( 07/10/2009 02:22)
Sali Papoose,
Sarcastique ve?
Jereo kely ny fitaratra ahitanao ny sarinao ihany ireto manaraka ireto:

-fa iza no milaza aminao fa marimpototra daholo zay atao copier coller eto
(Tsy nisy fitenena izany teto @'ny sera fa ianao no mamorona)
-fa tsy ankifidy fa afangaro voraka ao daholo dia zany v de mba ho marim-pototra?? Lasa sans qualite....ny raharaham-pirenena anie tsy afaka alailaina fotsiny @ hoe samy maka zay tandrify azy e!
(Afaka mitoraka voninkazo hoan'ny tenananao ihany ianao.Tsara izany fa ianao no olona manana qualité eto @'ny serasera, mahay manao sivana marim-pototra ).
-tsara ny mba mifidy ny sources wa!
(Ankoatran'ny mpanao gazety malagasy mahazatra, tsy mba lava-tanana toa anao aho ahazoana sources, avy @HAT ohatra. Araka izany , dia tsy mitovy ny rapport de force afahana mahazo sources sûres vanter-nao sady tsy aiko no koa tsy ampafatarinao mba ho fakafakaina)
-ny ankamaroan'ny mpanao gazety dia biased
(Tsara ny mandre fa misy mahataka-davitra mihaotra ny mpanao gazety eto)
-.ilay fampitomboana, sy lainga fanatevenana ny lahatsoratra no imehezako fa tsy ny zavatra manjo ny vahoaka velively!
( Raha misy manatombo na mandainga, dia aleo ny consciences-ny ihany no hitsara azy.Inona moa no azo atao raha io no toetra everin'ilay mpanoratra maha botrabotra azy: izay ilay Liberté d'expression.Au moins aloha, dia efa misy
manana qualité ambony toa anao ato dia efa tsara izany.)
-aleoko lavitra ny mpiray tanindrazana no manao izany toy izay ny vahiny.
(Izay zavatra ataon'ny mpiray Tanindrazana amin'ny ankapobeny izany dia ratsy daholo afatsy ianao sy ny vahiny!)
-aiza ihany ary le tena marina fa mbola ipotezy no be de be
(Ny hypothèse, dia vinavina hanakaikezana ny marina. Ianao izany no manana ny marina koa inona no andanianao andro eto, indrindra fa sans qualité daholo ny mpisera eto)
Compléxé ve? Fais la synthèse de la liste de tes insinuations que j'ai relevé, dia ho hitanao eo ihany iza ilay olona?
Je ne suis pas un adepte du pédantisme comme toi, fa dia mandray anjara sy mifanakalo dinika amin'ny mpisera eto aho(liberté d'expression).
Tant mieux si tes sources sont de qualités irréprochables et sans complexes :bravos.
:wink:
77. xxx ( 07/10/2009 03:44)
ary toa misy foza 3mouvances tokoa anie ny tongotr'i papoose zany :-D :-D
78. pikatti ( 07/10/2009 10:01)
Ary novan'ny papoose le tatou nataoko klé :lol:
79. pikatti ( 07/10/2009 10:26)
Ty ry akama isany ny sary a :-D
de nisy fanampiny fotsiny tao sady niampy iray taona daholo reo sipa reo zao , sy le tary reo koa é
O ry leity wiwi tsy any @ Voici,na Paris match ,na Public,na Closer,na Ici Paris le izy kah lany vola @ reny elah
:-D :-D
ty lesy de iza @ reo ary no mba fantatr'elah fa elah manko miseho malala ny mpisera retra ato :lol:
http://doc.strange.free.fr/namana6th
alefako manokana @ zay manoratra amiko ny farany teo ;-)
80. ketaka67 ( 07/10/2009 12:26)
diloo:

Sali Papoose,
Sarcastique ve?
Jereo kely ny fitaratra ahitanao ny sarinao ihany ireto manaraka ireto:

-fa iza no milaza aminao fa marimpototra daholo zay atao copier coller eto
(Tsy nisy fitenena izany teto @'ny sera fa ianao no mamorona)
-fa tsy ankifidy fa afangaro voraka ao daholo dia zany v de mba ho marim-pototra?? Lasa sans qualite....ny raharaham-pirenena anie tsy afaka alailaina fotsiny @ hoe samy maka zay tandrify azy e!
(Afaka mitoraka voninkazo hoan'ny tenananao ihany ianao.Tsara izany fa ianao no olona manana qualité eto @'ny serasera, mahay manao sivana marim-pototra ).
-tsara ny mba mifidy ny sources wa!
(Ankoatran'ny mpanao gazety malagasy mahazatra, tsy mba lava-tanana toa anao aho ahazoana sources, avy @HAT ohatra. Araka izany , dia tsy mitovy ny rapport de force afahana mahazo sources sûres vanter-nao sady tsy aiko no koa tsy ampafatarinao mba ho fakafakaina)
-ny ankamaroan'ny mpanao gazety dia biased
(Tsara ny mandre fa misy mahataka-davitra mihaotra ny mpanao gazety eto)
-.ilay fampitomboana, sy lainga fanatevenana ny lahatsoratra no imehezako fa tsy ny zavatra manjo ny vahoaka velively!
( Raha misy manatombo na mandainga, dia aleo ny consciences-ny ihany no hitsara azy.Inona moa no azo atao raha io no toetra everin'ilay mpanoratra maha botrabotra azy: izay ilay Liberté d'expression.Au moins aloha, dia efa misy
manana qualité ambony toa anao ato dia efa tsara izany.)
-aleoko lavitra ny mpiray tanindrazana no manao izany toy izay ny vahiny.
(Izay zavatra ataon'ny mpiray Tanindrazana amin'ny ankapobeny izany dia ratsy daholo afatsy ianao sy ny vahiny!)
-aiza ihany ary le tena marina fa mbola ipotezy no be de be
(Ny hypothèse, dia vinavina hanakaikezana ny marina. Ianao izany no manana ny marina koa inona no andanianao andro eto, indrindra fa sans qualité daholo ny mpisera eto)
Compléxé ve? Fais la synthèse de la liste de tes insinuations que j'ai relevé, dia ho hitanao eo ihany iza ilay olona?
Je ne suis pas un adepte du pédantisme comme toi, fa dia mandray anjara sy mifanakalo dinika amin'ny mpisera eto aho(liberté d'expression).
Tant mieux si tes sources sont de qualités irréprochables et sans complexes :bravos.
:wink:



wouaouhhhhhhhhhh!
manokafa lohahevitra diloo sy papoose raha te-hi- binôme nareo é! lava loatra le discussion! anniversaire no resahina! hors sujet!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505