10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
83. ketaka67
(
07/10/2009 14:31)
xxx:
diloo (l) Papoose
ilazao raha raikitra ihany é
atao @ 11ème annif serasera ve??? :lol:
MAndehana mifindra rubrique fitiavana ary fa eto pôlitika! :roll:
84. Papoose
(
07/10/2009 19:22)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ketaka oh! zah sy diloo efa nifampirary soa anieee, nahoana no ho hors sujet, info resaka politika no iadianay hvt eto fa ignoreo fotsiny raha tsy te hamaky :wink:
diloo a!
!
ny conscience-ny any tsy idirako, fa hvtro sy observation ny ahy no ataoko! le hoe hoe za manana qualite ambony, raha zany ve no fahitanao azy, merci!
:-D raha pedantic no fahitanao ahy, ary tena fanatique, dia hajaiko ny fomba fijerinao, fa na inona na inona no lazainao na mieux ny sources-ko na de de qualités irréprochables et sans complexes (izay tsy nolazaiko mihitsy) dia zay fandraisanao azy fa ny ahy fotsiny fidiko ny infos zay hitako fa mitombina....ny ahy anie safidiko eee, dia mba manoro hvt en zeneral fotsiny aho....fa zay tian'ny tsirairay io na hifidy zay info mamoky azy izy na tsia...fa le famalinao aloha sarcastique fa tsy olana ka!!! :wink:
ary toa misy foza 3mouvances tokoa anie ny tongotr'i papoose zanymbola misy faninefany ao ambanimbany ao fa tsy omby an'ile fenetra kely
Ary novan'ny papoose le tatou nataoko klépikatti, hay v enao mahay manao tattoooo eeeee, tsy fantatro!

(Tsy nisy fitenena izany teto @'ny sera fa ianao no mamorona):-D ho avadiko tsy miendrika fanontaniana aza ve e: tsy marim-pototra daholo akory zay info rehetra mivoaka (hevitro io)fa mamorona zany ny fandraisanao azy
!
( Raha misy manatombo na mandainga, dia aleo ny consciences-ny ihany no hitsara azy.Inona moa no azo atao raha io no toetra everin'ilay mpanoratra maha botrabotra azy: izay ilay Liberté d'expression.Au moins aloha, dia efa misy
manana qualité ambony toa anao ato dia efa tsara izany.)
ny conscience-ny any tsy idirako, fa hvtro sy observation ny ahy no ataoko! le hoe hoe za manana qualite ambony, raha zany ve no fahitanao azy, merci!
Compléxé ve? Fais la synthèse de la liste de tes insinuations que j'ai relevé, dia ho hitanao eo ihany iza ilay olona?
Je ne suis pas un adepte du pédantisme comme toi, fa dia mandray anjara sy mifanakalo dinika amin'ny mpisera eto aho(liberté d'expression).
Tant mieux si tes sources sont de qualités irréprochables et sans complexes :bravos.
:-D raha pedantic no fahitanao ahy, ary tena fanatique, dia hajaiko ny fomba fijerinao, fa na inona na inona no lazainao na mieux ny sources-ko na de de qualités irréprochables et sans complexes (izay tsy nolazaiko mihitsy) dia zay fandraisanao azy fa ny ahy fotsiny fidiko ny infos zay hitako fa mitombina....ny ahy anie safidiko eee, dia mba manoro hvt en zeneral fotsiny aho....fa zay tian'ny tsirairay io na hifidy zay info mamoky azy izy na tsia...fa le famalinao aloha sarcastique fa tsy olana ka!!! :wink:
85. pikatti
(
07/10/2009 22:55)
mbola misy faninefany ao ambanimbany ao fa tsy omby an'ile fenetra kely
alefaso aty hoe le izy ry papoose de mba alebiazo :wink:
86. ketaka67
(
08/10/2009 12:18)
Papoose:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ary toa misy foza 3mouvances tokoa anie ny tongotr'i papoose zanymbola misy faninefany ao ambanimbany ao fa tsy omby an'ile fenetra kely
Ary novan'ny papoose le tatou nataoko klépikatti, hay v enao mahay manao tattoooo eeeee, tsy fantatro!
Ketaka oh! zah sy diloo efa nifampirary soa anieee, nahoana no ho hors sujet, info resaka politika no iadianay hvt eto fa ignoreo fotsiny raha tsy te hamaky :wink:
diloo a!
(Tsy nisy fitenena izany teto @'ny sera fa ianao no mamorona):-D ho avadiko tsy miendrika fanontaniana aza ve e: tsy marim-pototra daholo akory zay info rehetra mivoaka (hevitro io)fa mamorona zany ny fandraisanao azy
!( Raha misy manatombo na mandainga, dia aleo ny consciences-ny ihany no hitsara azy.Inona moa no azo atao raha io no toetra everin'ilay mpanoratra maha botrabotra azy: izay ilay Liberté d'expression.Au moins aloha, dia efa misy
manana qualité ambony toa anao ato dia efa tsara izany.)
ny conscience-ny any tsy idirako, fa hvtro sy observation ny ahy no ataoko! le hoe hoe za manana qualite ambony, raha zany ve no fahitanao azy, merci!
Compléxé ve? Fais la synthèse de la liste de tes insinuations que j'ai relevé, dia ho hitanao eo ihany iza ilay olona?
Je ne suis pas un adepte du pédantisme comme toi, fa dia mandray anjara sy mifanakalo dinika amin'ny mpisera eto aho(liberté d'expression).
Tant mieux si tes sources sont de qualités irréprochables et sans complexes :bravos.
:-D raha pedantic no fahitanao ahy, ary tena fanatique, dia hajaiko ny fomba fijerinao, fa na inona na inona no lazainao na mieux ny sources-ko na de de qualités irréprochables et sans complexes (izay tsy nolazaiko mihitsy) dia zay fandraisanao azy fa ny ahy fotsiny fidiko ny infos zay hitako fa mitombina....ny ahy anie safidiko eee, dia mba manoro hvt en zeneral fotsiny aho....fa zay tian'ny tsirairay io na hifidy zay info mamoky azy izy na tsia...fa le famalinao aloha sarcastique fa tsy olana ka!!! :wink:
hi!Papoose,
ok, fa samy mahery nareo ka tsy arako dia araka ny teninao hoe aza mamaky, tsy hitako intsony ze hidiran'ny resaka psycho ve sa inona no ilazana azy, fa lasa resa-be entre nareo le izy! tsy olana koa aloha fa mba remq fotsiny ny ahy é! zay no nahatonga ahy niteny hoe hors sujet!
ny forum dia samy milaza izay tiana holazaina ary mitaratra koa ny fomba firesaka sy toe-tsain'ny tsirairay! espace démocratique! merci serasera!
Hajaiko ny toe-tsainareo sy diloo! :wink:
87. xxx
(
08/10/2009 12:31)
Sao ary mba sispan'i ketaka kosa i Diloo,raha izay no marina dia mipetraha tsara ianao ry papoose a(be de be bandy azo kotina azafady azo resahina mantsy e eny fa na dia sipa koa aza )ato fa aza miady ny anjaran'olo :wink:
88. xxx
(
08/10/2009 12:33)
Sao kosa ary mba sipan'i ketaka i Diloo hum hum,mody fanina fotsiny eo ha ha ha,raha izay no marina dia mipetraha tsara ianao ry papoose a(be de be bandy azo kotina ato azafady azo resahina mantsy e eny fa na dia sipa koa aza mahafinaritra daholo ) aza miady ny anjaran'olo :wink:
90. Papoose
(
08/10/2009 15:21)
alefaso aty hoe le izy ry papoose de mba alebiazopikatti.... :-D zay mitady hijery no mamangy ka :^)
hi!Papoose,
ok, fa samy mahery nareo ka tsy arako dia araka ny teninao hoe aza mamaky, tsy hitako intsony ze hidiran'ny resaka psycho ve sa inona no ilazana azy, fa lasa resa-be entre nareo le izy! tsy olana koa aloha fa mba remq fotsiny ny ahy é! zay no nahatonga ahy niteny hoe hors sujet!
ny forum dia samy milaza izay tiana holazaina ary mitaratra koa ny fomba firesaka sy toe-tsain'ny tsirairay! espace démocratique! merci serasera!
Hajaiko ny toe-tsainareo sy diloo!
:-D , ny mahery aloha tsy haiko fa dia ady hevitra nitohy ilay izy..merci t@ remarque na izany aza!!! :wink:
Sao ary mba sispan'i ketaka kosa i Diloo,raha izay no marina dia mipetraha tsara ianao ry papoose a(be de be bandy azo kotina azafady azo resahina mantsy e eny fa na dia sipa koa aza )ato fa aza miady ny anjaran'olo
:-D tsy haiko aloha hoe iza no sipan'iza sady tsy idirako fa mitohy ny resaka infos politika ka :-P
91. pikatti
(
09/10/2009 00:15)
pikatti.... zay mitady hijery no mamangy ka
Enao aza ty tsy hay hoe aiza ko eo no be resaka eo
:lol: