Kah resaka Sports iany izy ty!

1. endrika01 ( 03/10/2009 08:52)
Akory aby e ! Tratriny asaramanitra jiaby ny e! Tchin-Tchin aby e! Tanjemo sô vaky ny vera! Sambatra dôly ny efa tato aminy serasera,tao anatinizay 10 taona izay ! Tena kotrana be mintsy angamba,na hoany mpiandraikitra,na ireo mpiara-miasa, indrindra teo @fitantatana, nefa matoa tratry zay 10 taona be izay,dia nohony Sports ara-teknika,ara-tsosialy,sy Fitiavana,Finiavana sy ny bobaka be tsy ho hary ho voatanisa.Ny mpiandraikitra aloha no tolorana ny fisaorana voalohany indrindra amzao andro anio izao!!!! =D=D=D=D=D=D=D (l) (l) (l)
novalian'i endrika01 ny 12/10/2009 07:38
2. ni81 ( 03/10/2009 09:16)
=D> =D> =D> Tafaverina @ zay angaha toi e?
3. endrika01 ( 07/10/2009 19:18)
ie,efa tonga ndray kah,sady faly be fa niova filamatra njay serasera. Zay kou no milay fa lay isanandro tsy miova mahakamo njainjay,raha tsy zay kou tsy mahatsapa ny sasany wé,ezaka be nge no nataony mpiandraikitra vo tonga teo @le pejy lafatra be e,zao aloha avilao hisahirana kely avy,tonga de facebook lite @teny malagasy! Hi hi (l)
4. ravatorano ( 12/10/2009 06:06)
endrika01 < tena tolorna ny maripankasitrahana voalohany ingahy Hery ary ny faharoa izay tsy adino dia isika rehetra izay mamelona ity serasera ity isan'andro vaky izao koa samia mifali ary koa hibanjina ny folo taona manaraka e
tsiki dia ampy
5. endrika01 ( 12/10/2009 07:38)
Marina tanteraka eh! Dia samy miandry ny 10taona manaraka doly ndray! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1704