Après ONU

1. pimaso ( 01/10/2009 10:46)
C'est Foutu
Si vous avez le minimum de conscience qui nous distingue de l'animal,
jetez l'eponge,
sinon vous ne saurez plus ce qu'on mange
espece de chimpanze

novalian'i fijo ny 01/10/2009 20:38
2. xxx ( 01/10/2009 10:55)
espece de chimpanze
:D
3. Mirananirina ( 01/10/2009 10:58)
=)) =)) =)) =))
4. tsiafoi1 ( 01/10/2009 11:32)
Rehefa K.O @'ny tribunal international reo angamba vao hanipy gants

Mande any fa ho any fotsiny sisa...

Tenenina foana fa eeeeee!!!

Tetezana tapaka afovoan-drano io, raha mikiry mandroso eo dia midofotra, ny fahendrena dia mi-récul, aleo ho an'ny tafika ny fitondrana azy sy ny fandaminana ny élection eo ambany fanaraha-mason'ny firenena avy ivelany.
5. xxx ( 01/10/2009 13:17)
ary tsy sahy nody atoandro fa nahatsiaro menatra d aleo nody alina!
6. Papoose ( 01/10/2009 13:28)
aiza re zany ee ^^
7. tsimatimanota ( 01/10/2009 14:23)
APRES ONU , HAT DEVIENT UN SUJET TABOU
RY ZAREO A!
8. xxx ( 01/10/2009 16:02)
maty mbamin'ny mpanohana azy aza ry fafatifatin'olona =D> =D> =D>
9. tsiafoi1 ( 01/10/2009 16:04)
Tsisy transition mihoatra ny 24mois zany e, raha tsy adala ny mpanam-bola koa hi-drible ela eo. Tsy maintsy mifarana io

Ny fiketrehana izany hanomana ny élection sy ny fanomanana izany no tokony himasoana mafy
10. fijo ( 01/10/2009 20:38)
fa laniany daholo aloha izay vola ao vao avotsiny io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523