andao klou himemeh kely e
1. dadabe
(
01/10/2009 01:08)
http://www.koreus.com/video/deshabilleur-fou.html
novalian'i Papoose ny 03/10/2009 23:32
3. ravatorano
(
01/10/2009 05:20)
dadabe < inn lety no idiran 'io amin'ny politika kle
aleo afindra toerana kah
any amin'ny tokelaka sy hatsikana izao io mlam b ah
:-D :-D :-D
aleo afindra toerana kah
any amin'ny tokelaka sy hatsikana izao io mlam b ah
:-D :-D :-D
5. dadabe
(
01/10/2009 08:07)
ka nareo ato @ politika mato tsy misy resaka hafa tsy ny manaratsy oll na manenjika oll na mitifitra oll na mamingana olll daholo ny resaka ato...LEO LEO LEO LEO AHO :evil: donk aleo himemeh kely
f any zavatra tsapako aloha dia ny gasy an-dafy no tena tsy tia fihavavanana firy, (marihiko f azah koa aty ivelany) fa ny ahy ferako ny vavako sy zavatra soaratako tsy hampisarabazana ny malagsy
NY OLANA REHETRA APETRAKAO DIA TOKONY HITADIAVANAO VAHAOLANA FA TSY AVELA HAMPITOMBO OLAN
misaotra ny namaky ary mino aho fa hisy fihovana ny toetsaintsika mpisera eto
dadabe

6. vitamatavy
(
01/10/2009 08:29)
tous les coup sont permis,aiza ary dadabe izany.Tsy mahazaka democratie ve ianao e,taiza ianao fony provocation ry sans qualité teto sy taty dago
7. ni81
(
01/10/2009 08:56)
f any zavatra tsapako aloha dia ny gasy an-dafy no tena tsy tia fihavavanana firy, (marihiko f azah koa aty ivelany) fa ny ahy ferako ny vavako sy zavatra soaratako tsy hampisarabazana ny malagsyaza atao anaty garaba daholo ry dadabe ny rehetra a! :lol: :lol:
NY OLANA REHETRA APETRAKAO DIA TOKONY HITADIAVANAO VAHAOLANA FA TSY AVELA HAMPITOMBO OLAN
misaotra ny namaky ary mino aho fa hisy fihovana ny toetsaintsika mpisera eto
dadabe
8. xxx
(
01/10/2009 09:14)
Marina ny an'i dadabe, misy olona ato, enao tsy manakiana an'azy vata-tenany akory fa ilay hevitra avokany dia avy dia aviavy be ny sasany.
9. dadabe
(
01/10/2009 09:39)
5. Mpandefa : vitamatavy [ Valio ] 01-10-2009 10:29:01
Lohateny : Re : andao klou himemeh kely e
tous les coup sont permis,aiza ary dadabe izany.Tsy mahazaka democratie ve ianao e,taiza ianao fony provocation ry sans qualité teto sy taty dago
tena marina zah tsy mahazaka demokrasia satria zah aty @ pays de l'est (CHINE) fa tsy any @ pays de 'ouest en plus isika malagasy misasany mitady hanao kopie betemenet ny foba fitondran'ny vahiny firenena, fa maninona raha ny fomba fitondran'ireo malagasy razambe tsika fahiny no averina , na ratsy na tsara ..adeha ho hatsaraina e, sahala @ ataon'ny sinoa @ izao fotoan, iza izao no matanjaka nohony firenena sinoa ?? :-@ na ny amerikanina aza manaiky sy mankatoa fa matanjaka ny firenena sinoa , fa lazaiko anareo fa ny toetra na fomba na "culture" rehetra nentim-paharazana tsy nisy narian'ny sinoa nefa izy maharaka teknolojia avo lenta.....raha mba ilay lalana nifehy ny fihavanana malagasy fahiny no ankatoavitsika angamba sty ohatran'izao i gasikara ...indrisy manko
10. xxx
(
01/10/2009 09:51)
serasera politika eto ry dadabe ,sa feran'i dadabe ny olona tsy hiteny.Heuresement fa mba aty @ tany lazaina fa democratie ,ary tea milay tokoa izany manana ny liberté de pensé izany an
11. xxx
(
01/10/2009 10:20)
Marina ny an'i dadabe, misy olona ato, enao tsy manakiana an'azy vata-tenany akory fa ilay hevitra avokany dia avy dia aviavy be ny sasany.:D o^o
12. Mirananirina
(
01/10/2009 11:12)
aleo aloha himehy amin'ilay hatsikana :-D :-D :-D :-D :-D fa ny resaka politika mitohy ihany avy eo.
14. dadabe
(
01/10/2009 17:08)
zay mihitsy ...sady betsaka ny olona kanosa ato @ serasera ato rehefa maneho hevitra dia tsy sahy miseho masoandro donk "possible lainga na tsy mahay fa te hamaly fotsiny.ny ahy indray io asehoko io ny momba ahy, sy ny hevitro, ary tsy manakana olona tsy hiteny aho, afaka miteny izay hiteny sy hanaratsy fa ny ahy ny fihavanana mal;agasy no tiko averina.....raha tsy azonao izany dia possible tsy mbola au niveau izany enao donk mila mianatra :-D
16. zoam
(
01/10/2009 22:28)
ity misy anakiray ry dadabe an ,i rondefo sy andry tgv ireo ,tsy ho tapaka mihitsy ny liens an'izy roalahy raha tsy kapaina ny bois de rose ,nefa ny olona tsy afa misaraka ry zalahy
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
17. pikatti
(
01/10/2009 23:16)
na ny amerikanina aza manaiky sy mankatoa fa matanjaka ny firenena sinoa , fa lazaiko anareo fa ny toetra na fomba na "culture" rehetra nentim-paharazana tsy nisy narian'ny sinoa nefa izy maharaka teknolojia avo lenta.
mahatsiaro tary avy any soevy ndray lesy zah @ ty kôzin'elah ty dadabe, kominista be ,fa nony rava le mur de Berlin zay vao tonga saina klé
11. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 01-10-2009 13:12:32
Lohateny : Re : andao klou himemeh kely e
aleo aloha himehy amin'ilay hatsikana fa ny resaka politika mitohy ihany avy eo.
ekena ry Mirana :-*
18. diloo
(
02/10/2009 00:09)
Sali Da2be,
Tsya dia mampiomehy ahy ilay vidaka.
Antony:
Tsy fanajana ny vehivavy izao, indrindra ho antsika malagasy.
Io dia mahafaly anao ny fanaovana kilalao ny vehivavy.
Manana ny dignité ny vehivavy koa asio fanajana kely azafady.
Ataovy hoatran'io ny reninao dia ho hitanao ny vokany. :evil: :!: :!: :!: :!: :?: :?: :?:

19. dadabe
(
02/10/2009 03:10)
inn ity mampiakatra ???koa raha ny reninao no ataonao sahala @ io ?? hahahah :-D :-D aleo himemeh aloha kle
20. pikatti
(
02/10/2009 06:35)
Tsy fanajana ny vehivavy izao, indrindra ho antsika malagasy.
message
tsy minoa an'zany zany ndray aloha zah ry bainn hoe le vhv no vonton-dresaka ao, fa le fomba fiainana le kôfa no tena mampmé,sady humour less iny fa tsy fametavetana sipa akory fa ah, :-D