andao klou himemeh kely e
21. diloo
(
02/10/2009 12:52)
Sali Pikatti,
Izay tokao angaha ry Pikatti,
Angamba lery impuissant dia mila ireny vidaka ireny mba hanaitaitra an'i Rakomangamijoro. Dia rehefa mbola tsy mandaitra dia mihinana viagra.
Mba asaivo atoan'i lery any io koa anie i Mialy ny Andry e. Angamba voadaka ambody ny ra-Sarla eo.Izay ra-dadabe vao minana ny saosiny. :-D
Izay ao vao mihomehy. Tena fomban'nèilay kôfa marina kity. :wink:
fa le fomba fiainana le kôfa no tena mampmé
Izay tokao angaha ry Pikatti,
Angamba lery impuissant dia mila ireny vidaka ireny mba hanaitaitra an'i Rakomangamijoro. Dia rehefa mbola tsy mandaitra dia mihinana viagra.
Mba asaivo atoan'i lery any io koa anie i Mialy ny Andry e. Angamba voadaka ambody ny ra-Sarla eo.Izay ra-dadabe vao minana ny saosiny. :-D
Izay ao vao mihomehy. Tena fomban'nèilay kôfa marina kity. :wink:
22. Papoose
(
02/10/2009 14:42)
dadabe:
zay mihitsy ...sady betsaka ny olona kanosa ato @ serasera ato rehefa maneho hevitra dia tsy sahy miseho masoandro donk "possible lainga na tsy mahay fa te hamaly fotsiny.ny ahy indray io asehoko io ny momba ahy, sy ny hevitro, ary tsy manakana olona tsy hiteny aho, afaka miteny izay hiteny sy hanaratsy fa ny ahy ny fihavanana mal;agasy no tiko averina.....raha tsy azonao izany dia possible tsy mbola au niveau izany enao donk mila mianatra :-D
tsy voatery hoe kanosa io dadabe!
ohatran'ny hoe aleon'ny sasany manao xxx, aleon'ny sasany mamorona ps ny an'ny sasany tena ny tenany mihitsy no ataony anarana @ ps.....misy ny te hiconserver ny momba azy...misy ny ohatranao, safidy koa io ka!!!!
Vive le fihavanana
:-* :*
23. xxx
(
02/10/2009 14:46)
zah zao manao xxx mitsoda @ papoose fa tsy kanosa na maty ozatra akory an,kôpy enao é :* :*
24. dadabe
(
03/10/2009 01:07)
fa inona ity mahazo an'i diloo le?? :roll: elah ve efa tay no mihazona ny lohan'ialhy no miteny sahala @ io e? video aseho io fa tsy evenenement fitsikerana ny zvatra nataon'ialhy UN point c tout ...manahirana mihitsy ny miresaka @ olona tsy nahita fianarana le :-D
25. Papoose
(
03/10/2009 23:32)
xxx:
zah zao manao xxx mitsoda @ papoose fa tsy kanosa na maty ozatra akory an,kôpy enao é :* :*
:-D ahon ndray zany ankitsoda miafina zany leee!!! ka za tsy kopy raha vao xxx, zany aza hoe xxx
