rdv an'izy telo mitsama
1. bazylou
(
30/09/2009 12:11)
tasy rueuil malmaison,. nanao rdv ary niresak atao tokoa izy telo mitsama omaly satria mila saosy mafy hono i deba ka tsy maintsy asiana remboursement ity zavatra ity. ao amin'io tanana io mantsy no nisy an'i chissano sy ny ambassadeny, deba ,chissano, tgv. Vive tgv :-P :-P
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:03
2. Bazily
(
30/09/2009 12:31)
tasy rueuil malmaison,. nanao rdv ary niresak atao tokoa izy telo mitsama omaly satria mila saosy mafy hono i deba ka tsy maintsy asiana remboursement ity zavatra ity. ao amin'io tanana io mantsy no nisy an'i chissano sy ny ambassadeny, deba ,chissano, tgv. Vive tgvAhatsiarovako ny akamanareo io ki-honohono nareo io ry Bazylou. Rehefa tsy sûr @ hevitrao ianao dia az entina eto, asio porofo hoy le bandy iray izay e!
Sady io anie efa hay fa i deba no nanosika an'lery e! saingy olondehibe ratsiraka ka tsy hanosi-potaka ny tenany, aleony nitarika ny mouvance-ny sitrany mba hahazo seza.
Tsy izay izao no mahamaika fa ny hisian'ny fampiharana izay nifanarahana sy natao sonia. Ary ny tena iriako zao raha ny tiako dia tkony tsy asiana : Ratsiraka - Zafy - Ravalo - Andry - Monja ny tetezamita. Aleo ny mouvance no hanendry olombaovao. Ireto farany toa anarana no vaovao fa ny fomba sy ny toetra vao maika pire noho ny pire.
3. bazylou
(
30/09/2009 12:41)
ny anareo tena mouvancen'ny jamba le aza,beurrk :-D :-D dia aleo ho hita eo e, le tanora contren'ilretsy jalmba mifampitantana very saosy , ny gasy tsy hak aolona vaovaio fa trondro maty daholo tsininona , beuurrk :-P :-P
4. Bazily
(
30/09/2009 12:47)
ny gasy tsy hak aolona vaovaio fa trondro maty daholo tsininona , beuurrkIalahy mihitsy no tena jamba klé! Tsy efa hitan"ny maso-ben'lah ve io haratsian'ny TGV an'lah io e? Toa miala an'akatso dia ambohidempona raha miala didy jadona dia hiditra didin'ny be sandry. Sady toa mahafaly anareo mahita fianarana itony anie izany fahosan'ny vahoaka malagasy izany e! Iray rà aminao, dia aleonao lalaovin'ny alika eo ho ritra tsikelikly? Mila olom-baovao izao nefa tsy itony mitonona no olombaovao feno fotaka itony fa aleo mihitsy tena vaovao nefa ara-dalàna tsy mpangalam-pahefana mpanao kodetety Ny hiafarany hidona @ pôtô ho vaky loha.
5. bazylou
(
30/09/2009 12:52)
vive tgv, mba iz aary le olona vaovao be mokony sy maharesy an'i tgv ?? iza???? maninonano teo alopha ihany no asesikareo??? tsy vitan'izany fa mbola manao trondro maty daholo ianareo,, beuurk :-P
7. Mirananirina
(
30/09/2009 14:07)
beurkkkk..tsy manakambo..mbola mila ny deba ve,tsy mahavita tena ihany kay
8. terrywui
(
30/09/2009 14:55)
merci bazylou aa! tena akamako mitsy zany bandy zany ee! zay mitsy letsy a VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
amporiato letsy aa !asio leroa ! ataovy hitsapeta ao bazylou a!
VIVE TGV
VIVE TGV
amporiato letsy aa !asio leroa ! ataovy hitsapeta ao bazylou a!
