demande d'explication

1. papala ( 30/09/2009 07:36)
tena mahamenatra sady :D :D mampe, fa hanao ""demande d'explication"' kay le HAT SY RY TGVendrana"" fa hoe FA NANINONA HONO IZY NO TSY NAHAZO NITENY TANY NEW YORK! Mba menatr'olona hoa fa tsy ohatrin'ireo GASY VENDRANA MPANARAKA HANAREO ange ny olona eran'izao tontolo izao e! KAY vokisan-tenisany LAINGA MARIVON-TONTOTRA OH NY any @ PROVINCE IHANY KO NY OLONA.
KA hoe hitondrana an'i ORGANES DE MITONDRA PINCE BE DE VOHAINA NY MICRO DE TSY MAINTSY MITENY? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i nathie86 ny 01/10/2009 05:24
2. nathie86 ( 30/09/2009 07:38)
atao aôna eh, mampalahelo, manala baraka tena ftsny. Tokony hisaina ihany i Andry fa manimba tena mbola kely. Tsy avlao any refa tsy mety.
3. ketaka67 ( 30/09/2009 09:27)
nathie86:

atao aôna eh, mampalahelo, manala baraka tena ftsny. Tokony hisaina ihany i Andry fa manimba tena mbola kely. Tsy avlao any refa tsy mety.



hita fa mbola adolescenta kosy é!
4. tsiafoi1 ( 30/09/2009 09:36)
Tsy hita fa miakatra be ny taux d'adrenaline ao anatin'i kelifingotra : (déterminé eee, ambitieux eee,...) Tonga dia mibontsina tsy abontsina lery... Tena ratsy ihany kay ny olona rehefa indraindraina be loatra, manjary tsy mahalala ny lalan-kombany intsony
5. bazylou ( 30/09/2009 12:12)
vive tgv
6. terrywui ( 30/09/2009 15:16)
ha ha ha !! micciiii rabzylou ann !! io oa tena akamako mitsy io bazylou io bizou letsy aa! ha ha ah aha ahaha aha ah !! :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
7. fijo ( 30/09/2009 20:17)
ka tsy tsaroanareo ve le mampiady zaza fahiny e,(io letsy avy dia asio an,de lasa tokoa le vendrana kely
8. nathie86 ( 01/10/2009 05:24)
hita fa mbola adolescenta kosy é!


:-D :-D zaza tsy afa taim-body hono eh hahahahahaha :-D :-D :-D :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0667