Manala-baraka ny rehetra
1. locl
(
26/09/2009 20:15)
Dia izay moa izany ny fahafaham-baraka tany @ ONU, fa ny tena mbola mahamenatra dia nataon'ny France 24 titre mazava be ho hitan'ny tany aman-danitra ilay hoe: "Madagascar, Rajoelina interdit de tribune à l'ONU".
Dia ny olona moa dia manontany direct avy hatrany satria ny tena gasy ka dia afa-baraka miaraka aminy eo koa.
Tena mba maniry mafy aho ny hialany ireo eo na hitadiavana fomba mahery vaika aza fa ny tena avy no alainy baraka @ havendranany

novalian'i pikatti ny 28/09/2009 08:54
2. xxx
(
26/09/2009 22:25)
Tena marina mihintsy ry locl fa tena afabaraka daolo ny Malagasy tonga saina kanefa hitako nisy nahatsara azy ihany le izy nadeha tany di refuser hitan'ny tany amandanitra ,a@^izay le séance interrompue sy hitan'izao tontolo izao dia @zay tsy HADINO 'ny olona erantany sy hitan'ny olona eran-tany ,satria ny média ivelan'i MADAGASIKARA surtout ny FRANTSAY( 'journalistes),mpiteny hoe MCAR pays pauvre lava izao fa tsy mba milaza zavatra tsara mihintsy
,Raha tsy notenenina ampahibemaso teo iny ,ohAtran'ny adinon'ny PAYS sasany fa mbola tsy vita ny coup d'état any MCAR , MERCI SADEC.
vive SADEC et vive MADAGASIKARA TSY MANDOHALIKA sy tsy HO VOAGEJAn'ny FANJANAHAN-tany @FOMBA MIOLAKA!

3. dadabe
(
27/09/2009 14:13)
yee misy mahatsara azy satria tokony tsy ho baikon'ny frantsay intsony isika, ianareo any frantsa any no ho.....voalohany raha tafaverina eo i Dada kle zanako anie iny e, zah dadabe fa izy dada :D
4. pikatti
(
27/09/2009 16:38)
Raha tsy notenenina ampahibemaso teo iny ,ohAtran'ny adinon'ny PAYS sasany fa mbola tsy vita ny coup d'état any MCAR , MERCI SADEC.
fanina ndray frantsay t@ iny manomboka mahery vaika ny samy Afrikanina ,bey bey France-A-(FRIC)
Mitohy ny tolona =D> =D>
5. diloo
(
27/09/2009 22:08)
Sali daholo,
Waina be izao ilay directrice de la TV5-afrique ilay vazaha mainty la voix de l'Elysée et de Kouchner iny, miseo milay mody mi-snob ny atao hoe respect de la loi républicaine à Madagascar, izay tsy nasian'ny fitenenena mihintsy ny mikasika io principe io.
Fa dia manetsi-doha sy manampy ilay VPM gasy ho fanazavana @'ny mpijery francophone fa légitime ny mpitondra ankehintriny, eny na dia nisy putch aza. Marikoriko be ny mijery azy satria tsy misy analyse de fond ara-dalana.
Tsara fantatra, iza ireo firenena 4 namela an'i Andry hiteny tao anatin'nilay vote :?:
Waina be koa reny malala nanafina manoloana ny opinion frantsay ny tena zava nisy ary tsy namelabelatra ny réalité nisy t@'ny coup d'état d'Andry TGV et de la HAT.
Saiky tsy iomehy aho t@'ilay impeachment tao @'ny ONU. Saingy tena menatra aho @'ny maha malagasy ahy fa dia noho ireo dondrona ireo dia afa-baraka eran'izao ttlo izao miaraka amin-dreo isika. :evil: :evil:
Tezitra be izao i ra-Sarla koa ho ataony maizina tsy asiana jiro izao i Iarivo satria izy izao no sefon'ny Jirama.
Hiomehy @'izay aho fa tsy aritro intsony ilay amateurisme ny HAT.
La HAT n'est pas arrivée à HAT l'ONU.=))

6. diloo
(
28/09/2009 08:45)
Jamaïque anisan'ny namela an'ilay sans valeur hiteny.
Tsy mahagaga io fa firenena mpifoka moly mitovy amin-dry ra-Sarla.
Mamon'ny rongony indray ry zalahy dia nitifitra ny olona tsy manam-basy t@'ny asabotsy teo. Tena sans valeur daholo ry zalahy no sady lâche mpizesta sy mpitifitra @'ny basy fotsiny sisa fa tsy misy atao.

7. pikatti
(
28/09/2009 08:54)
Jamaïque anisan'ny namela an'ilay sans valeur hiteny.=)) =)) =))