miakatra be izany foza izany sady maro an'isa

1. xxx ( 26/09/2009 13:41)
hay olona iray ihany le izy fa manao ps maro be,manao bourrage des urnes eto fotsiny =)) =)) =))
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 17:00
2. Mirananirina ( 26/09/2009 15:39)
be noho ny vitsy izy ka tsy maintsy mana ps maromaro koa.Hita fa tsy rariny ve hiarovana ihany.
3. pikatti ( 27/09/2009 17:00)
Efa lany tamingana ry zalahy ato kah ,ps sisa no manohana azy ato ha ha ha,de le anarana Andry fotsiny sisa harovan'i wiwi,de le anarana Nirina no harovan'i rapaty ,de lé anarana Rajoelina harovan'i Bazylou,de ny PS bobaka bedebe manaohana ny daty naterahan'i bitrovoalavo =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0674