Antsonjombe sy Mahamasina .

1. xxx ( 25/09/2009 16:51)
Ho an'ireo mpanaradia ny mouvance izatsy na izary , dia tadidio fa tsy misy ny manana ny monopole de la force de repression ,fa tsy maintsy teny hifampierana aloha io vao misy ny acte militaire raha hisy aza izany .
Raha tsy mahatanty ny libérté d' expression efa tokony hisy hatry ny ela izay tompon' andraikitra @ izao zava- misy izao dia tadidio fa mbola olona miaro ny tombontsoany manokana izy izay .Tsy mpomba ny atsy na ny ary izahay miteny fa mba te hampieritreritra ny vahoaka @ fandrangitana sy ny manipulations psychiques sy idéologiques tsy maintsy hananan' ireo olona miaro izany tombotsoany manokana izany avy @ ankolafiny rehetra (AREMA ,TIM ,TGV ,AKFM ,MFM ,....)izay voaheloky ny lalàna raha voaporofo.
Aminay rehefa tsy mahafehy ny toe-javatra hiseho dia tsy credible ny hitondra fahefana n' iza n' iza manao hadalàna .
Izay mitady hanao vinany eo dia hahita ny anganony !!
PARTIE PROGRESSITE ET PACIFICATRICE DE MADAGASCAR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419