Matoa nasaina i Andry dia izy no Filoha

1. ronaldo09 ( 25/09/2009 11:04)
Be ny resak'alika mandeha fa hoe tsy nomena fitenenana i Prsident Andry!Na hivovo eo mandramaraina ianareo ry lay tsy valahara reto dia fantatra eto anivon'izao tontolo izao fa izy no MAITRE eto Madagasikara!Ary fantatry ny ONU anie ny anaran-dRavalo sy ny fasana ilevenan'ny fatiny ao Pretoria ao fa tsy nandefasana fanasana fa matoa i President Andry nahazo izany dia izy no role amizao!
Ary fandraisana fitenenana inona moa no andrasanareo io? Izy anie ny alarobia teo efa niteny e!Aza matahotra fa eo ampkonokononana ny fampodiana an'ireo Ambasadera mpandoto rano rehetra izao ny HAT amizao ary efa mandeha any ny anaran'ireo hisolo toa an-dry Masimana, Reboza, Jeneraly Fidy, sns..... Ireo ihany no manimba ny fifandraisana iraisam-pierenena fa aleo amizay esorina teo fa mitady hiravaka ny vanginy tsy namono voay!
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:08
2. ntss ( 25/09/2009 11:17)
Bravo lesy Ronaldo09 a!! j'aime
3. jeanpierre ( 25/09/2009 11:22)
Bravo Ronaldo, matinao ny baolina e, efa niteny tokoa i leiry e, ilay copy-paste iny e
4. xxx ( 25/09/2009 12:10)
KABARY tsy valina ny anao fa manao ny resak ny ambany SAINA ?CONVOQUE izy fa tsy INVITE fa refa paiso ohatranareo dia tsy hay ny manavaka ireo ,na avela hiteny aza izy dia tsy ho prezidà ,na oviana2 ,ahatao prezidà-nao raha izay tsy hakarary ny fonao ry vendrana a,eken'izao tontolo izao fa jiolahy mpanongam-panjakana ,IZAY FILAZANAO AZY @MAHAKELY SAINA ANAO fa tsy hampiova na inona 2 akory MAPIHOMEHY MAPALAHELO RETO PIARO AN'iTGVENDRANA ?Dia NY OLONA HAROVANY AZA VENDRANA ?ntsoo,tsy mahay lalàna tgvorika fa hataon'ny olona PATIN FOTSINY DIA miwawawawa ,napitondrainareo vendrana isany karoty izany izy,hihihihi!!!
5. Mirananirina ( 25/09/2009 12:39)
ianareo ry lay tsy valahara reto
hihihi tsy mahita tenenina afatsy izao ve????sao mba misy tsaratsara kokoa noho izao ho anay :-D :-D :-D :-D
6. milamm ( 25/09/2009 12:50)
filohan'iza ? ny otran'lisany nga satria tsisy nifidy azy teo,efa tsy ekeny administration Obama sy ny UN, USA defa nampitandrina ny « les leaders des gouvernements anticonstitutionnels » ny Madagascar oe ndana mipitsika @ zay deny mbola misy fotoana. Ny laha-teny Conseil des droits de l’Homme de l’ONU, le Chargé d’affaires américain, Douglas Griffiths, dia nanamafy ny hanafainganana ny fifidianana « l’administration (US) ne pouvait rester indifférent lorsque les systèmes constitutionnels et démocratiques sont minés ou renversés pure et simplement, toy ny miseho ao mauritania,somalia,guinea,honduras izao fotsiny e
saika nesoriny ry lylison sy sarla(lebany FIS) ankeriny tao Mahazoarivo i Roindefo(nanomboka ny week end 19/09)refa tsy ametra-pialana izay mihevitra fa iaramidoboka aminy i andry nefa tsy hainy fa avy nihaona t@ i Claude Guéant, le secrétaire général de l’Elysée naka torohevitra tany/briefing avy @ frantsa talohany nandehanany tany NY refa avy nandefa iny msg video any UN tao Tana(rediffusion ) iny ho fita-bitro ho any rehetra
7. xxx ( 25/09/2009 12:51)
tonga dia ataovy prezida n'ny UN e ? Efa any ihany koa :-)
8. Mirananirina ( 25/09/2009 13:09)
MAITRE eto Madagasikara!Ary fantatry ny ONU anie ny anaran-dRavalo sy ny fasana ilevenan'ny fatiny ao Pretoria ao fa tsy nandefasana fanasana fa matoa i President Andry nahazo izany dia izy no role amizao!
maitre ny karaté sa judo sa chien....inona???????, 8O 8O 8O fa tsy ny Malagasy aloha eh!!tsy nisy olona nifidy an'io ho président aloha na 1 aza
9. xxx ( 25/09/2009 13:30)
Maitre anefa ampiana tosika mba omena micro hiteny. Maitre zany ry akama tsy mila atosika fa omena lalana ho azy ah:
16H20 - ASSEMBLEE GENERALE DE L’ONU : Le premier ministre de la HAT, Monja Roindefo, aurait adressé ce jour une lettre de soutient à Andry Rajoelina, présent actuellement à l’Assemblée générale des Nations Unies à New York.
Date : 25/09/09
Source : http://www.orange.mg/index.php?option=com_orangeinfo&Itemid=403&newscatid=4
sy aleo ve mody rehefa tsy mahazo la face e! mandany vola fotsiny nefa aty ny vahoaka ireharehany mihinan'ny FATiny
10. xxx ( 25/09/2009 13:49)

Izy ange tsy voafidy é, noho izany tsy filoha !!!!!
"Misora-tena toa voatango" io ka herinandro ihany no mampisy tsirony azy.
Ny 3 mouvances efa mitsangana !!!! raha tonga saina i TGV de niala amboninahitra, fa tsy niandry daka nihari tsipaka. Ny mpanohana azy koa anie no manohana lanitra tsy hiko io. Lalina izany !!!
11. terrywui ( 25/09/2009 14:26)
Miakatra ny maha izy azy an'i cousin ko e!! tafita izy fa nareo TIM kely sisa nanamborana ireo sisa manaratsiratsy azy eran'ny forum eny e!!! vita ny ady fa ny famaranana sisa !!! hamangy anareo TIM amin fahoriana ndray izahay fianakam's rehef tafatsaka io rano io ny TGV !! hon hon hon !! ho ela velona e!! mankatelina ee!! hon hon her her !
12. pikatti ( 25/09/2009 15:01)
hamangy anareo TIM amin fahoriana ndray izahay fianakam's rehef tafatsaka io rano io ny TGV !
zao ny kôzin'elah eto kay de refa HERY2 elah de TIM
aza misalotra ny ara-dalàana leity refa ambodia a :-D :-D :-D
13. xxx ( 25/09/2009 15:07)
Hay ve enao cousin-ny é,enao koa izany lava nify ohatra azy inona amin'ny halatra be hataony ao @Mcar NO BA AnJARANAO ?DRO ?ASAINY MIVOVO ETO @SERA 2 FOTSINY VE? dia enao ange zany ny olona mapalahelo indrindra eto ambonin'ny tany ,dia refa tsy eo intsony izy ato ho ato dia lasa 4mi ve enao sa lasa rabitro VOALAVO ARY TENA LAVO AMBANY !!! indrisy ry toetsaina lomorina tery oui sa tery non !
14. terrywui ( 25/09/2009 15:08)
Mitovy iany lets isik ry lety Pikatti aa !!! fianakam's ko elah ra-mipika a!! na de mafimafy detety aza !! ha ha ha !! ahoana ony le kozy ozy ra- zoam fa elah ko otran'ny namalankira ony le !! tsy za letsy ra-mipika io HERY2 fa elah ve ahoana a!! elah anie de ho diso hanompanompa olonkafa eto aminio manaonao fon io eee!!
15. pikatti ( 25/09/2009 15:17)
k'efa zany le kôzy hoa ,miandry anleh kadô ny papoose :-D :-D
16. fijo ( 25/09/2009 21:08)
filoha izy,ekena,saingy filoha(tsy manana fahefana)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0674