Mandravarava ny Real Madrid

1. ronaldo09 ( 25/09/2009 11:22)
Tena marina io fa tsy lainga fa tao anatin'ny lalao 5 nataony dia baolina 18 be izao no tafiditry ry Kaka sy ny namany ary izy ireo no mitana ny laharana voalohany @ Liga sy ny groupe amin'ny CL!
Tena tsy isalasalana zany fa misy vokatra andrasana tsara ity ekipan-dry C.Ronaldo ity amin'ity taona ity!
novalian'i xxx ny 28/09/2009 10:41
2. xxx ( 28/09/2009 10:41)
Ary mbola nandresy koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676