Voasakana fa tsy voadingana intsony

1. hery ( 25/09/2009 22:01)
Dia iny niara-nahita iny fa voasakana tsy hiteny mihitsy i Rajoelina fa tsy voadingana tahaka ny omaly intsony.
Efa nantsoina saika hiteny izy dia tonga dia nangataka fitenenana ny mpitondra tenin'ny SADEC hoe tokony tsy hiteny Andry Rajoelina.
Dia niantso latsa-bato mihitsy ilay filohan'ny fivoriana ka lanin'ny be sy ny maro fa tsy tokony hiteny Andry Rajoelina. Firenena 4 ihany no nanaiky ny hitenenan'i Rajoelina.

http://www.un.org/ga/64/generaldebate/index.shtml fa nanjavona tao indray ny anarany.
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 10:50
2. fijo ( 25/09/2009 22:05)
tena tsy afabela aminn'y sadec mihintsy izany lery,hummm de hanao ahoan are ny tohiny amin'ny 06 octobre e???hoavy any mantsy ny sadec sy ny fangarony rehetra,hafana ity lalao ity ka
3. ifiona ( 25/09/2009 22:06)
oueeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee


merci mon Dieu.
4. nancy ( 25/09/2009 22:06)
Misaotra betsaka amin'ny vaovao e.
Izay ahay mba misy azon'i andry hotsakotsakoina tsara, hitany tsara izay fa tsy reven'ny olon-drehetra izy. Tsy ny Malagasy ihany fa tena ny rehetra mihitsy.
Inona indray re no hitranga rehefa tafaverina avy any e? aza hitako ka hoe na tsy hanaiky aza ny firenen-drehetra dia tsy maintsy izaho no president-n'i Mcar....


hery:

Dia iny niara-nahita iny fa voasakana tsy hiteny mihitsy i Rajoelina fa tsy voadingana tahaka ny omaly intsony.
Efa nantsoina saika hiteny izy dia tonga dia nangataka fitenenana ny mpitondra tenin'ny SADEC hoe tokony tsy hiteny Andry Rajoelina.
Dia niantso latsa-bato mihitsy ilay filohan'ny fivoriana ka lanin'ny be sy ny maro fa tsy tokony hiteny Andry Rajoelina. Firenena 4 ihany no nanaiky ny hitenenan'i Rajoelina.

http://www.un.org/ga/64/generaldebate/index.shtml fa nanjavona tao indray ny anarany.




5. fijo ( 25/09/2009 22:07)
mampitondra henatra hoantsika mihintsy le zazakely iny,

de ahoana indray izany ry tsss sy ronaldo ary wiwi
6. xxx ( 25/09/2009 22:10)
tena vita teo ny aminy tsy nahazo niteny nanaraka nijery teo za fa asa raha nisy nahavita ny enregistrement lé adi-hevitra momba ny tsy hitenenana dradomelina teo, misaotra ny SADC aloha fa izy reo no hanisany nanamafy ny tsy hitenenany dradomelina ka d tehaka no nataony ny olona rehefa tsy nahazo niteny ny mpanongam-panjakana,niala moramora teo @ seza ry Ny hasina, raha za no teo d nanongon-tena tsy naha-jery olona za!!
7. fijo ( 25/09/2009 22:12)
za tsy mahay le mijery ,fa rah amisy video dia alefaso ry vatofototra
8. xxx ( 25/09/2009 22:13)
alefaso ny video ho hitany gasy rehetra any tanindrazana fa nanala- baraka ny gasy ry domelina isany!
9. fijo ( 25/09/2009 22:16)
ie,izay mihintsy
10. hery ( 25/09/2009 22:18)
hasehon'i vatofototra vao izao iny? :-p
11. ifiona ( 25/09/2009 22:18)
tsorina fa nilatsaka mihitsy ny ranomaso raha nahare izany vaovao izany, satria efa be zay ny sedra nianjady t@ tolona ary mafy ny nanjo, kanefa izao dia fantatra fa tsy irery isika @ zao tolona izao e!

12. xxx ( 25/09/2009 22:24)
Hamoaka article milay be ndray zao Madagate atoato mba hi-neutraliser-na an'iny daka hita maso iny. Tena iny le daka am-bavafo kleaza, ngamba tena tsemboka doly ze tsy ho tsemboka ny an-dry zalahy niaraka taminy teo reny, ry Ny hasina sy ry Zaza sns .... toa mitehaka ny olona de mba mody mitehaka fa maina kely.
Soa ihany aloha mba nisy vitsivitsy ihany mba nanaiky an-lery hiteny fa de hita fa tsy tafa e. Tsy tany koa ra sarla nanambana basy an-ze nanao NON de nandresy ny OUI fa tsy mahazo miteny fa bitro... sa moa foza? ....
13. fijo ( 25/09/2009 22:25)
fa mitady hanaonao foan akoa ny magro ao mada,efa nomena ny eny antsonjombe,dia mitady hisisika foana eo mahamasina,nefa rah aizay no hoatao ,dia hisy korontana indray eo?sady efa likiliky ny vaovao avy any zamerika io ry zalahy
14. ndotofetsy ( 25/09/2009 22:27)
faly ery i boay kely izao fa tsy tara fotoana any @ copacabaa :-D :-D :-D :-D
15. nancy ( 25/09/2009 22:28)
Dia iza avy ilay firenena 4 nanaiky an'ilery hiteny?

xxx:

Hamoaka article milay be ndray zao Madagate atoato mba hi-neutraliser-na an'iny daka hita maso iny. Tena iny le daka am-bavafo kleaza, ngamba tena tsemboka doly ze tsy ho tsemboka ny an-dry zalahy niaraka taminy teo reny, ry Ny hasina sy ry Zaza sns .... toa mitehaka ny olona de mba mody mitehaka fa maina kely.
Soa ihany aloha mba nisy vitsivitsy ihany mba nanaiky an-lery hiteny fa de hita fa tsy tafa e. Tsy tany koa ra sarla nanambana basy an-ze nanao NON de nandresy ny OUI fa tsy mahazo miteny fa bitro... sa moa foza? ....



16. mathla ( 25/09/2009 22:30)
De tsy navela niteny tokoa lery............ nefa le copie-coller efa mba vita nilay be defa natao tsenjery kely mintsy miaraka amin'ny fihetsika tokony hatao.
Ireny zany le we afaka bac fa tsy afaka tampoka après délibération satria ry zareo mandeha mihemotra fa tsy mandroso otran'ny hafa. Ny an'ny olona tsy afaka aloha de misy delibération zay vao afaka ndray.
17. ndotofetsy ( 25/09/2009 22:35)
lasa redoublant lery zany zany hoe tohizana 2ans indray ny tetezamita :^) :^) :^) :^) :^)
18. fijo ( 25/09/2009 23:12)
hihihihihihih
19. Papoose ( 25/09/2009 23:13)
tokony atao film le politikan'ny dago hisintonan'ny generation xxx any afara lesona le! :wink:
20. fijo ( 25/09/2009 23:16)
ieeee,ndao tsika ny ndry hanao ny scenario
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5071