Voasakana fa tsy voadingana intsony
21. Papoose
(
25/09/2009 23:27)
:-D :-D tsy ampy ekipazy raha tsika rery!!! efa ananako ato ny script rehetra! :�)
22. patrick2002
(
25/09/2009 23:50)
Ka naninona raha nangatahina i Ravalo hiteny eh! tsy niteny angaha ilay mpitondra teniny SADC hoe aleo Ravalo no hiteny :-D :-D :-D
23. pikatti
(
26/09/2009 00:06)
N'y olon-kendry l'ty tsy manaonao foana a :-D
Ny zavatra tsy azon'elah betsaka loatra fa tsy eto elah no betaraina
Asaivo mankany G20 ndray bitrovoalavo bainn a :-D
Ny zavatra tsy azon'elah betsaka loatra fa tsy eto elah no betaraina
Asaivo mankany G20 ndray bitrovoalavo bainn a :-D
24. patrick2002
(
26/09/2009 00:10)
:-D :-D :-D ny rain`ialahy no hasaina mankany @ G20 fa efa nividy boeing long courrier nahdehanana fivoriana aran`izao tontolo izao ,amin`izay mba mitovy ,,@ Sarkozy hono fa manana boeing presidentielle tena mpivaro-dronono marina ,dia dokotera nonorisy koza :-D :-D :-D
25. pikatti
(
26/09/2009 00:20)
F'angah arak'elah le bitrovoalavo l'ty :-D
Sambany elah VAO mba mahazo resaka tsy nila naverina in-telo,nefa mbola afaka miezaka ihany elah de aza manonofy ratsy elah fa mbola hiverina any antanindrazana i bitrovoalavo :-D
Sambany elah VAO mba mahazo resaka tsy nila naverina in-telo,nefa mbola afaka miezaka ihany elah de aza manonofy ratsy elah fa mbola hiverina any antanindrazana i bitrovoalavo :-D
26. Samoana
(
26/09/2009 00:40)
Raha tsy nandany vola-panjakana aller/retour nankany zamerika miaraka tamin'ny delegasiona marobe+ hotely 5 étoiles + etsetra etsetra i andry efa mba nahavidy boeing long courrier :wink:
hanabe tarehy indray zafy sy ratsy fa voa doubla ôtrin'ny akoho lery
hanabe tarehy indray zafy sy ratsy fa voa doubla ôtrin'ny akoho lery
27. Noue
(
26/09/2009 06:41)
misyvaliny daholo oa ny zavatra atao rehetra eee !!! zao aiza ??? dia mbola sahy hizesta ihany ve hilaza fa OK ny tany ?? io arrogance n'i radomelina io oa tsy ho lasa lavitra anie eee !! mbola aiza nefa ny anjoha an'io eee ??
28. menalamba
(
26/09/2009 08:18)
Tretrika sy faly aho izany an... HIP! HIP! HIP! HOOOOOUURAAAHH !!! :^) :-D
29. maryline
(
26/09/2009 08:54)
menalamba:
Tretrika sy faly aho izany an... HIP! HIP! HIP! HOOOOOUURAAAHH !!! :^) :-D
:lol: :lol: :lol:
30. terrywui
(
26/09/2009 12:14)
tsorina fa nilatsaka mihitsy ny ranomaso raha nahare izany vaovao izany, satria efa be zay ny sedra nianjady t@ tolona ary mafy ny nanjo, kanefa izao dia fantatra fa tsy irery isika @ zao tolona izao e!
zava dehibe amin'i Hery ve izany hoe tsy niteny zany ny TGV ?? zany ve de lahibe ? sa oe vita ny tolona fa naharesy ny 3mvs sy ny Tim fa tsy niteny TGV ?? normal be kou ane zany rah tsy niteny izy satri mbola mazava izao fa ts mbol ten milamm tsar i M/car amin'io Ravalomanana mila vaniny lava milelaka andry sadec io ee! fa tsy midika inona ze kabary sy miteny sy tsy miteny e!! maivana izany !! ny Fitondrana eo antanana tsy aririana sy omena olona no tena zavadehibe !!
31. yonikafopl
(
26/09/2009 17:12)
za de niaritory mintsy niandry we hiteny sa tsy hiteny njay le DJ iny, tena otran maivamaivana mintsy vo voasakana lekary,any zany wa :D
