Valala ankarona no hiafarany

1. xxx ( 25/09/2009 12:31)
10h50 - POLITIQUE : des membres de la HAT ont proposé la nomination d’un autre premier ministre à la place de Monja Roindefo lors de leurs travaux de réunion hier au Palais du Sénat à Anosy. Cette proposition serait encore en cours d’études pour l’instant.
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:05
2. Mirananirina ( 25/09/2009 12:36)
Dia iza indray hono?????Dia mbola ny HAT ihany no hametraka izany.
3. pikatti ( 25/09/2009 12:42)
slt Mirana
alefaso le sources fa io ihany no mahatonga ny "mpanao gazety " hiverina dabilio :lol:
4. xxx ( 25/09/2009 12:46)
Source orange.mg:
http://www.orange.mg/index.php?option=com_orangeinfo&Itemid=403&newscatid=4
pikatti> Tsy hisy hitatitra lainga eo fa izay hita'ny maso foana no aseho ho fakafakaina. Afany TGFôpla manao resa-drongony tsy hita lohany sy vodiny. Manao halako bika tsy tiako tarehy fotsiny, tsisy fehinkevitra ifotorana fa miteniteny foana
5. Mirananirina ( 25/09/2009 12:54)
slt pikatti,mety hiverina dabilio koa izany ny HAT ko
6. xxx ( 25/09/2009 12:58)
Ny olana dia ny politika sy ny resaka demokrasia mihitsy no tsy voafehin'ny ankamaroan'ny Malagasy indrindra fa ireo milaza fa mpanao politika ireo.
7. pikatti ( 25/09/2009 13:02)
ok Mirana
xxx5 marina tanteraka io voalazanao io :D
8. xxx ( 25/09/2009 13:17)
Mila miverina mianatra an-databatra science politique aloha ry zalah reo vao mitetateta miditra lalina ao
9. pikatti ( 25/09/2009 13:34)
xxx7 masaka be le kôzinao ,tsara ho fantatra enao fa mazava be le filazanao azy,aza zany raha mba tonga eny am-potin-tsofin'reto tgvendrana reto aloh :lol:
10. xxx ( 25/09/2009 13:40)
Ialazako ianao @ manaraka
11. Mirananirina ( 25/09/2009 13:47)
ny olona anie toa nianatra politika daholo vao miditra ao fa ry zalahy ireto toa nianatra polifika :-D :mila miverina any antsekoly araka ny voalazan' i pikatti-D :-D :-D :-D
12. terrywui ( 25/09/2009 14:24)
mila miverina any antsekoly araka ny voalazan' i pikatti



ka i Pikatti aza garabola be no niala fianarana ka izy ndray ve no natao hampianatra anareo TIM ato tsy ho jamba mifampitantana lee !! hon hon hon hon
13. pikatti ( 25/09/2009 14:54)
ny olona anie toa nianatra politika daholo vao miditra ao fa ry zalahy ireto toa nianatra polifika
:-D :-D :-D
14. fijo ( 25/09/2009 21:05)
ka izy no misakana ny firosoan'ny tetzamita,dia tsimaintsy esorina e,efa matahotra ny hiala lery,dia manao fampitahorana hoan'izay te hanala azy,fa hietsika ny "vahoakany"hihihihihasa raha firy izany "vahiakany" izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457