TELECHARGER Discours Andry RAJOELINA ONU 25 sept 2009

1. vatofototra ( 25/09/2009 22:25)
TELECHARGER Discours Andry RAJOELINA ONU 25 sept 2009

Discours Andry RAJOELINA à l'Assemblée Générale des Nations Unies - 64ème session New York du 23-26 et 28-30 septembre 2009

TELECHARGEMENT (lecture avec RealPlayer)

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 23:58
2. nancy ( 25/09/2009 22:30)
Misaotra betsaka an'i vatofototra e.

vatofototra:

TELECHARGER Discours Andry RAJOELINA ONU 25 sept 2009

Discours Andry RAJOELINA à l'Assemblée Générale des Nations Unies - 64ème session New York du 23-26 et 28-30 septembre 2009

TELECHARGEMENT (lecture avec RealPlayer)

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html



3. ndotofetsy ( 25/09/2009 22:33)
atao inoa tsony moa efa hita :^) :^) :^) :^)
4. hery ( 25/09/2009 22:36)
Dia io asehon'i Vatofotora io izany no nitranga tao:

- Vita aloha ny kabarin'ny Vietnam dia nantsoina hiteny Andry Rajoelina.
- Tonga dia nanangatanana ny MAE-n'ny Congo dia nomena fitenenana
- Nitondra ny tenin'ny SADEC izy nilaza hoe tsy eken'ny SADEC ny nanasàna an'i Andry Rajoelina ho aty @ ONU ary tsy tokony hiteny
- Nandrahona ny SADEC hoe hivoaka raha toa ka miteny Andry RAjoelina
- Nisangojy kely aloha ny rehetra ka tapaka ny hevitra fa hatao ny fifidianana.
- Lanin'ny be sy ny maro hoe tsy mahazo miteny i Andry Rajoelina
- Saika nofaranana ny fivoriana
- Lasa nivoaka ny delegaziona Madagasikara
- Notohizana indray ny fivoriana ka nodinganina i Andry Rajoelina

5. hery ( 25/09/2009 22:38)
ndotofetsy> Nisy tsy afaka nijery direct ka
6. ndotofetsy ( 25/09/2009 22:47)
aza alparitaka tsony iny fa manary wi be le boaikely ra hery sao de mihetsika eo ndray i sarla aa :^) :^)
7. ifiona ( 25/09/2009 22:54)
misaotra anareo rehetra e! misaotra an'i hery dia misaotra an'i vatofototra nanome ny lien. Nila nitelecharge realplayer kely fotsiny e!
8. ifiona ( 25/09/2009 23:00)
toa miteny arabo ko ilay president an'ny assemblee tsss maninn zao raha miteny anglisy bon hitady akama miteny arabo njay zany he he he :lol:
9. vatofototra ( 25/09/2009 23:00)
Salanitra e!
10. ifiona ( 25/09/2009 23:04)
dainnn ilay Guinee Bissau e. Pfff
11. fijo ( 25/09/2009 23:08)
misaotra e
12. Papoose ( 25/09/2009 23:10)
:-P
13. fijo ( 25/09/2009 23:11)
ndry wa efa miha maharaka politika tsara
14. zama91 ( 25/09/2009 23:13)
be ny tsy ahita tory any @ tanana,roindefo ao efa manofy ratsy fotsiny sisa, :* :* :*
15. fijo ( 25/09/2009 23:14)
efa tena mivoka hivy mihints ylery ao hoe vonoiko iny rah avao miverina eto.
ry hasina izao efa miady saina hoe ,ahoana re no atao eny ivato rehefa tonga e????nizesta be mants yhoe hoany NY fa "voahasa"kay voasasa
16. Papoose ( 25/09/2009 23:16)
le fijo! voafafa hoe
17. fijo ( 25/09/2009 23:23)
sady voasasa no voafafa ko
18. Papoose ( 25/09/2009 23:26)
:-P
19. mathla ( 25/09/2009 23:36)
fijo:

sady voasasa no voafafa ko


de voafitra zany kou inn ndray?
20. patrick2002 ( 25/09/2009 23:46)
dia kongole ve letsy no hiteny an`ialahy gasy any @ ONU hoe tsy mahazo miteny mba mieritrereta ,dia faly hery ny mpiondana , :-D :-D :-D
Aza mba gasy ihany marina hozy izay loha hevitra izay .
Amin`izao ny kongole indray no mibaiko azy ny ,dakoma sy ny taikiringa izay natao fihomehezana t@ 1970 aza moa ity ,efa mihomehy any gasy .tena tia tanindrazana marina kah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384