Aza ampirisihina ho eny Antsonjombe ny vahoaka eee!
1. terrywui
(
25/09/2009 15:28)
Hianareo efa mangidihidy no midiina eny amin'ny fivorianareo ,sitraponareo , handrangitra sy hanopanopa sy hitorabato miaramila eny fa ny vahoaka aza atao sorona eny rah tena tia tanindrazana hianareo !! hatramizao aloh de ny hitandro filaminana no tena handefasana ireo miaramila ireo fa tsy hamono !!! nefa rah ty toetra ratsin'ny TIM tia manopanopa sy mitorabato olona ty de manahy mafy aho !!!.....
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:20
2. Rajakoo
(
25/09/2009 15:34)
Tsisy mitifitra io ;lisany tgv mpanakorontana de zao no lazaiko :TANDREMO TANDREMO :twisted: :twisted: :twisted:
3. pikatti
(
25/09/2009 15:36)
Ny anay bainn milamm foana fa aza taitra enao hoa
zay tsy hitomany hiteny eny @ ONU hotran'ny bitro voalavo fa refa tsy omeny de aleo mody :-D :-D
zay tsy hitomany hiteny eny @ ONU hotran'ny bitro voalavo fa refa tsy omeny de aleo mody :-D :-D
5. xxx
(
25/09/2009 15:50)
ka tsy fantatra le mail e,sady tapaka ny internet,ny cyber mandany vola tapaka be anie ah ry kala e, antenantenam-bolana , mba hadefaso mandat cash urgent zah ary é :-D :-D :-D
pikatti ihany
pikatti ihany
7. xxx
(
25/09/2009 15:51)
za va no tsy mahara-baovao f'anga eny Antsonjombe ndray le izy raha tsy eny Mahamasina e
Tiko be oa le sarin'i Ifiona tao am gtv (gasy tia vetaveta) fa tena tsy misokatra tsony le site e! mba omeo a ndray ny mail nji
Tiko be oa le sarin'i Ifiona tao am gtv (gasy tia vetaveta) fa tena tsy misokatra tsony le site e! mba omeo a ndray ny mail nji
8. pikatti
(
25/09/2009 15:55)
avy ndray lisany @ io resaka tsy mahazaka io :-D :-D :-D
aza malahelo e,resaka politika ny eto fa atsy misy resaka fitiavana
aza malahelo e,resaka politika ny eto fa atsy misy resaka fitiavana
9. ifiona
(
25/09/2009 15:59)
pikatti > ka i wiwi ts mety mifindra atsy @ resaka fitiavana ko :roll: :lol: :-D :*
10. xxx
(
25/09/2009 19:37)
iZA MOA izao ny hanakorotana eo fa tsy ireo faux miaramila miisa 3500 vao NO RECRUTER-NRAMAROSAONA IREO? D TSY AMPY IZAY FA BOLA IO RANGAHY MARARY SAINA IO IHANY izao no HANAKARAMA jiOlahy hanakorotana ny tolon'ny ARADALANA mba hanasoketana azy ireo toy ny mahazatra!!!
aRY LE ZANANY VAVY iny aza malaza miboridana eo imasony ,zany moa ny olona ao @faty fatin'alika ndry tgvendrana aiza no tsy HIVARINA ANKADY MCAR!!!
aRY LE ZANANY VAVY iny aza malaza miboridana eo imasony ,zany moa ny olona ao @faty fatin'alika ndry tgvendrana aiza no tsy HIVARINA ANKADY MCAR!!!
12. terrywui
(
26/09/2009 12:57)
Nanao be ditra ho eny Mahamasina ndray ????
fa reraky ny miaina ve sa tsy te avela hivorivory tsony no efa omena antsonjombe mbola be mokony iany ee!
fa reraky ny miaina ve sa tsy te avela hivorivory tsony no efa omena antsonjombe mbola be mokony iany ee!
13. xxx
(
27/09/2009 03:20)
Ny tolona zandry tsy maintsy mandroso n'aiza n'aiza io,zany ny demokrasia,ny fitifiran'olona no didy jadona dia zay io fitondrana halatra io
