ela loatra nama le figadony a.
1. xxx
(
25/09/2009 12:36)
hoy Ra8 izay hoe ne melange pas la vitesse et precipitation
sao dia haingam-pandeha loatra i Rajoelina e
hatramin'izao mbola tsy misy action foana fa ny eo ampelatanana indray ity no mila ho lany.
fa inona ny tena espoir am le Rajoelina e
sao dia haingam-pandeha loatra i Rajoelina e
hatramin'izao mbola tsy misy action foana fa ny eo ampelatanana indray ity no mila ho lany.
fa inona ny tena espoir am le Rajoelina e
répondu par pikatti le 25/09/2009 15:38
2. Mirananirina
(
25/09/2009 12:53)
ka na ela loatra aza moa afaka hanao inona eo ambany ny basy sy baomba??
3. xxx
(
25/09/2009 12:55)
Didimaso asiampanafody io ry namako ka mahareta fa hanana ny soa.
Misy farany raha jiaby. Mahereza fa mafy ny tolona
Misy farany raha jiaby. Mahereza fa mafy ny tolona
4. pikatti
(
25/09/2009 13:29)
fa inona ny tena espoir am le Rajoelina e
TSISY NA DIA IRAY AZA
LOZA MIHANTONA NOHO IZANY DE TSY MAINTSY ESORINA
5. terrywui
(
25/09/2009 14:19)
ka na ela loatra aza moa afaka hanao inona eo ambany ny basy sy baomba??
ary efa manomboka mahatakatra ny halafon'ny aina i Mirana malalko izany an !! mba araho io tenin'i Mirana lety fa izay no marina a,, basy sy baomba ozy mirana !! mbol tsy ampy kely ireo + Tsiafahy +antanimora !! hon hon hon hon !!
8. pikatti
(
25/09/2009 14:52)
stalingrad=wiwi hay ve elah tsy zefa be hotran'ny bazylou kou klé
wiwi=bazylou =)) =)) =))
wiwi=bazylou =)) =)) =))
9. terrywui
(
25/09/2009 14:55)
Pikatti a!! wuiwui = bazylou
wuiwui = pikatti
wuiwui = zama91
wuiwui = HERY2
de iza iany ah zany e !????? iza iany ? hon hon hon hon hon !!!
wuiwui = pikatti
wuiwui = zama91
wuiwui = HERY2
de iza iany ah zany e !????? iza iany ? hon hon hon hon hon !!!
10. pikatti
(
25/09/2009 15:05)
tsy mahita fika ntsony elah mantsy de mitady hiala sirka ,efa tratra elah fa elah ihany io mitafy HERY2=wiwi io :-D :-D
11. terrywui
(
25/09/2009 15:20)
tena mampalaelo le zanak'olona vaovao aminty fanopanopanlah azy lava eto ty le !!
12. pikatti
(
25/09/2009 15:25)
de ahoana lety a, zanak'elah ihany io klé aza mbola alefa eo raha mbola miana-mandeha,fahano rononon'i TIKO aloha :-D :-D :-D
13. terrywui
(
25/09/2009 15:33)
aona aloh le adinlah radem e?? aesonlah eo ko ve ra-zoam sa ahoana klee !! ts hay mits ze tena paikanlety oe ahoana marin le! ataov serieux kely alo fa hanao progany ah rah ts masak ane !! toa otran iray aminareo mtsam no mamalankira !!
14. pikatti
(
25/09/2009 15:38)
nedala aza ty tsy mipoitra akory ,elah koa ary mbola tsy fantatra hoe aiza ihany,haka anlah any ve lery sa ahoana é
