SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn
1. vatofototra
(
25/09/2009 21:10)
SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn
Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblée générale de l'ONU dans 15mn après le Viet Nam
H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, President
SUIVRE ONU en direct
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i yonikafopl ny 26/09/2009 17:17
3. hery
(
25/09/2009 21:23)
23:29
Nony nantsoina i Andry Rajoelina dia ny filohan'ny Congo no niantso tamin'ny alalan'ny SADEC
Niteny hoe tsy manaiky ny hiakaran'i Andry Rajoelina hiakatra ao ny SADEC.
Nony nantsoina i Andry Rajoelina dia ny filohan'ny Congo no niantso tamin'ny alalan'ny SADEC
Niteny hoe tsy manaiky ny hiakaran'i Andry Rajoelina hiakatra ao ny SADEC.
8. fijo
(
25/09/2009 22:08)
kyyyyy menatra aho le,de lasa nijaikojaiko nivoaka izany?
taizao tsara ny azza ry hery,fa aza havela hanaradia ny toa ireny
taizao tsara ny azza ry hery,fa aza havela hanaradia ny toa ireny
9. ndotofetsy
(
25/09/2009 22:20)
kay kle tena fanina i boaikely. Ka tsy azon i lery kosa angambal tnyaglisy fa za no tokony tany. Andraso ntsoiko i sarla haingana hidaroka olona kely alohan ny hiverenan i lery . aleo aloha lery hi djika kely any @ copacabana
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. fijo
(
25/09/2009 23:16)
lasa namonjy boaty tokoa izay lery,hijery stil hoe ahoana indray no atao,fa toa hiverina DJ ihany aho,fa izay no mety amiko