SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn

1. vatofototra ( 25/09/2009 21:10)
SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn

Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblée générale de l'ONU dans 15mn après le Viet Nam
H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, President

SUIVRE ONU en direct

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par yonikafopl le 26/09/2009 17:17
2. fijo ( 25/09/2009 21:14)
ahoana le fijerena azy fa tsy hainay e
3. hery ( 25/09/2009 21:23)
23:29
Nony nantsoina i Andry Rajoelina dia ny filohan'ny Congo no niantso tamin'ny alalan'ny SADEC

Niteny hoe tsy manaiky ny hiakaran'i Andry Rajoelina hiakatra ao ny SADEC.

4. fijo ( 25/09/2009 21:30)
de nanao ahoana ny tohiny????
5. nancy ( 25/09/2009 21:42)
Ie, miandry izay tohiny izahay fa nanahoana izy tao e?

fijo:

de nanao ahoana ny tohiny????



6. fijo ( 25/09/2009 21:48)
variana manarak ary lerony de tsy misy mamaly kooo
7. hery ( 25/09/2009 22:02)
voasakana e.
Tsy afaka niteny.
8. fijo ( 25/09/2009 22:08)
kyyyyy menatra aho le,de lasa nijaikojaiko nivoaka izany?

taizao tsara ny azza ry hery,fa aza havela hanaradia ny toa ireny
9. ndotofetsy ( 25/09/2009 22:20)
kay kle tena fanina i boaikely. Ka tsy azon i lery kosa angambal tnyaglisy fa za no tokony tany. Andraso ntsoiko i sarla haingana hidaroka olona kely alohan ny hiverenan i lery . aleo aloha lery hi djika kely any @ copacabana
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. fijo ( 25/09/2009 23:16)
lasa namonjy boaty tokoa izay lery,hijery stil hoe ahoana indray no atao,fa toa hiverina DJ ihany aho,fa izay no mety amiko
11. yonikafopl ( 26/09/2009 17:17)
indrisy :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0744