ny an'ny gasy anie ny

1. bazylou ( 17/09/2009 17:30)
antitra ihany no tiany e, le antitra lany bala sy lany andro tsy misy apoka ireny. :-D :-D
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 07:45
2. hery ( 17/09/2009 17:57)
Hmmm

Efa mitady ho resy lahatra ve bazy hoe tsy tian'ny oul i Andry?

Mbola tsy tara e.
3. pink ( 17/09/2009 18:42)
bazylou:

antitra ihany no tiany e, le antitra lany bala sy lany andro tsy misy apoka ireny. :-D :-D


f'angaha tsy hitany bazylou...ratsi ra honana a,Ndrema sy ny zan any, i...jereo anie ireo ao anty membres HAt e...ooona nana tantara daholo...

Ny tanora miakatra moa dia taranaka dinausaures na izy maianakavy ihany...Voa mafy ianao bazylou raha tsy mba mahatafiditra baolina... ataovy ny recherche fa hitanao izany hoe ..qu ies tu, na qui est qui..bye bye bazylou..fa mivaralila ny tantara e.
4. pikatti ( 17/09/2009 19:01)
aiza ny akama é
;-)
5. bandinisotry ( 17/09/2009 19:03)
tongasoa ialahy pikati an
6. pikatti ( 17/09/2009 20:08)
ty ndray less bainn a,kôpy elah,okay
7. Andriwui ( 18/09/2009 03:12)
Mahafinaritra mintsy ny maraina eto @ serasera satria madio ny tanana voafafa ny loto napetraka mali!!! Ny olana d ilay orina petaka mivonto be no tsy hita zay anaovana azy!!! ny olana manaraka koa d le vavahady mibanaka be ka tafiditra ato i Andry TGV MAHERYVAIKA !!! ary izany d satria any ambany gorodona i paiso petak'orina fa mbola ho ela vao tafakatra sy ho tafatse @ le aavo lenta ananan'ny fianakam's TGV !!!

VIVE TGV!!!
8. Rajakoo ( 18/09/2009 06:03)
Efa fay mantsy elah zay ry le sima vava ty
9. terrywui ( 18/09/2009 07:45)
aiza ra-pikatti a!! ha ha ha !! tena oul tsss ! ataoko mahamay elah aloh ra tratrako fa tena bandy tsss,,,ten lagy mitsy ah le !! leti les tenaa ! innn ary ty leeeee!!!! ha ha ha !! ataon'i ouiandry lisaka elah pikatti f atov ian ! ha ha

asa less na faninnn rahery amzao na mb tonga saina kely iany le ! oe misy bandy tena gaigy lahy ato amn forum !! mety tsisy zavatr kobony aloni eo fa oul bonaika be iny ve !! ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0966