Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
milamm ( 16/09/2009 14:10)
rahovina vao hifoha ny valala be mandry ???
\"ny omby indray matory tsy ndray mifoha\" hoy ny fiteny mihamilentika ao anatiny haizina ny fianampirenena asa izay mbola ho faly @ zao ,mendrika ny hiaina ao anaty filaminantsaina hiatrika ny fiain... tohiny
novalian'i milamm ny 17/09/2009 09:35
kwit ( 16/09/2009 11:33)
ahoana kay
aona kay no fanaovana le oe jereo eto , fa misy zavatra tiako ampiseho anareo fa tsy haiko ny mitelechargé anazy atao ato Merci... tohiny
novalian'i rhina ny 20/09/2009 08:52
dangytsmaty ( 16/09/2009 11:00)
Resaka jesosy
Inona ary no nolazain'i Jesoa t@ ireo namantsika azy(ilay nikapoka fantsika mihintsy)teo ambony hazo fijaliana?... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/09/2009 20:12
dangytsmaty ( 16/09/2009 10:07)
Ampiasao ny saina
Aleo mba hanome asa saina kely ndray é! Nisy olona 3 mianaka: 2 lahy zanaka, ary ny 1 Rainy(Dadany). Hiampita lakana ry zareo kanefa misy Condition miampita eo: tsy mahazaka afa-tsy 50Kg le lakan... tohiny
dangytsmaty ( 16/09/2009 10:02)
Ampiasao ny saina
Aleo mba hanome asa saina kely ndray é! Nisy olona 3 mianaka: 2 lahy zanaka, ary ny 1 Rainy(Dadany). Hiampita lakana ry zareo kanefa misy Condition miampita eo: tsy mahazaka afa-tsy 50Kg le lakan... tohiny
Andrywwui ( 16/09/2009 08:44)
aiza less izy zany ry lehery fa toa tsy mihidy ny vavahady!!
ary aona lity ry lehery no tsy idinlah ny vavahady fa toa tena anjakanay sy ny teny ratsinay anie ny sehatra politika é hi hi hi !!! jereo fa manaraka anay miteny ratsy daholo zao ny maro an'isa eto ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/09/2009 09:57
xxx ( 16/09/2009 08:33)
hafatra ho an'i pokati av am wiwi
Fantatra zao fa tena le Gtt mitsy no mpamatsy vola reto mpandoro tanana reto. D'efa ataovy veloma raha misy havan'i pokaty fa ahantonay am poto ndray reo de doranay velona! D'efa sans pitié io ry... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:40
xxx ( 16/09/2009 07:42)
Famonjena farany an'i wiwi
Aiza nareo TGV e ? Mba mila fanampiana ve zay nama de avelanareo seule eto kindinanabavy:oops: Ompany fianakam's wiwi lisany fa aza manampy anah eo moa Aiza patrick2002 ,aiza bazylou tongava lessy... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/09/2009 03:55
mimie9 ( 16/09/2009 07:33)
Aona kay no atao mba hahazoana lahikely raha hiteraka?
Manao aona daholo ô! Hono ho'aho, aona kay no atao mba hahazona lahikely raha hiteraka eh, inona no sakafo mila hohanina, dia aona sy aona. Mba toroy hevitra ho an'izay mahafantam-pantatra eh. Misa... tohiny
novalian'i rhina ny 28/09/2009 12:21
kwit ( 16/09/2009 07:03)
LES RÉSULTATS SCOLAIRE DE JÉSUS
LES RÉSULTATS SCOLAIRE DE JÉSUS... Le Petit Jésus rentre de l'école avec son bulletin trimestriel et Marie l'examine: -Math: 3/20. Multiplie les petits pains et les poissons -Chimie: 5/20.... tohiny
novalian'i kwit ny 16/09/2009 08:20
xxx ( 16/09/2009 06:15)
inona no tsara
sali dol,inona no tsara miala tgv sa mijanona eo fa milay bé ny fiainana miaraka aminy,miadana dol ny vahoaka,ta hiala izy ahoana ny fomba hanalana azy,misaotra :arrow: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 13:31
fijo ( 15/09/2009 22:28)
rossy
voaroaka tampoka teny ivato i rossy.ary lery koa voa lava an... tohiny
novalian'i fijo ny 17/09/2009 22:18
pikatti ( 15/09/2009 22:06)
F ainona no mahatonga ny tgvfopla ato mirediredy sa FOPLA
Hoy wiwi mantsy atsy ambany atsy [quote]refa tsy vitanlah ny miandry vavahady d mialà elah fa tsy mendrika anay eto @ serasera !!! hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!! fa ono oa lity ry lehery kay ve... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 20:11
MonamiPierro ( 15/09/2009 21:27)
ECOUTER DEBAT RADIO-TELE MONJA ET FETISON
Ecouter et télécharger débat radio -Télé M. Monja Roindefo et M. Fetison 15 septembre 2009 http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2009 21:27
locl ( 15/09/2009 18:36)
Mba miovà ry TGV a!
Na inona na inona fanazavana dia ny responsable t@ iny zavatra omal iny dia ny HAT, nahoana moa ireo vahoaka ireo no sakanana tsy hiditra ao Ambohijatovo. Tsy ho voasakanareo intsony ange io tolona io... tohiny
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 14:56
bazylou ( 15/09/2009 17:41)
ity ny tenanay e, inona no apoakanao ry gtt
tsy resaka rmi sty rsa anie izy ity e, rehefa lanin'ilay jean paul sy ny ekipany ny volanareo ary efa nomeny ny lisitra lavabe dia aza mimenomenona eto fa tsy hotafiditra mandrakizay any mada e, beuu... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2009 22:05
TGVOK ( 15/09/2009 16:43)
o lity ry lehery aiza elah fa mitaraina anie i pokatti ééé!!
o lity ry lehery a !!! inn lity no nanakaramana anlah hiandry vavahady fa toa avela lah manjaka sy manao zay tiany atao eto ny TGV a!!! refa tsy vitanlah ny miandry vavahady d mialà elah fa tsy mendr... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:41
Banndi ( 15/09/2009 15:32)
Vaovao mahafaly
Dia faly ny manambara @ nareo mpisera rehetra tsy ankanavaka fa hatao @ 14 Febroary izao ny Pacs Mr Banndi sy Mlle Wiwi Manasa anareo rehetra hanotrona ,aza adino ny adiresy mba misy handefasana ny f... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/09/2009 15:03
terrywui ( 15/09/2009 14:23)
Mis lisitr lavab ndray miala any o!samborna 48h n leader TIM
De tohizo ihany ity asa ratsy fanaonareo TIM ty ee! hita mibaribary izao fa hay ny "ara-dalana "mihitsy no mpandroba sy mpamotika ny tanàna !!! NY POROFO ??? jereo ny kozin'i Hery ao ambany ao ma... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:43
kwit ( 15/09/2009 12:49)
ndao iara hivanitika ndray
Un mari et sa femme ne se parlaient plus depuis 3 jours. L'homme > se > rappela que le jour suivant il y aurait une réunion très tôt au > bureau. > Comme il devait se lever tôt, il décida de ... tohiny
novalian'i fetrakens ny 20/10/2009 10:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2731