Aona kay no atao mba hahazoana lahikely raha hiteraka?

1. mimie9 ( 16/09/2009 07:33)
Manao aona daholo ô! Hono ho'aho, aona kay no atao mba hahazona lahikely raha hiteraka eh, inona no sakafo mila hohanina, dia aona sy aona.
Mba toroy hevitra ho an'izay mahafantam-pantatra eh.
Misaotra.
novalian'i rhina ny 28/09/2009 12:21
2. mandrindra ( 16/09/2009 09:33)
asio filtra ny tsironaina hoe ny lahy ihany tafiditra ato :-D :-D :-D
io klou dia betsaka no hilaza hoe katsaka sy tsaramaso fa tsy misy ahitana vokany zato isanjato eee
3. tywa68 ( 16/09/2009 10:24)
firy zao ny lahy azon'i mandrindra ? :-D :-D

Mimie9 > toa ny sakafo somary be sira zany hono no mety hampisy an'ilay lahikely, ka asa raha tena marina, fa tandremo ihany koa ny sira fa mankarary raha be loatra...rhf tonga eo anie d mahafinaritra foana rhf salama e :wink:
4. tywa68 ( 16/09/2009 10:25)
firy zao ny lahy azon'i mandrindra ? :-D :-D

Mimie9 > toa ny sakafo somary be sira zany hono no mety hampisy an'ilay lahikely, ka asa raha tena marina, fa tandremo ihany koa ny sira fa mankarary raha be loatra...zay tonga eo anie d mahafinaritra foana rhf salama e :wink:
5. varisy ( 16/09/2009 12:46)
raha vo avy manao milay be iny de tonga de mirirana miankavanana malaky mandritran' ny 10mn ny sipa ra mitady lahy mo mirirana miankavia raha mitady vavy eh
6. xxx ( 16/09/2009 13:16)
Efa nandeha teto imbetsaka ity sujet ity

Tsy misy sûr à 100% fa ny mampitombo ny chance no azo atao :

1/ Sakafo be potassium

2/ Tadiavina tsara ny période d'ovulation (pendant 3 à 4 cycles ianao mitady an'io). Courbe des températures no tena effiface

3/ Rehefa fantatra ny date d'ovulation ka vonona dia :
- tsy manao RS intsony raha vao tonga ny règles
- @ datin'ny ovulation (ilay tampony iny raha manaraka courbe température) no manao RS , position levrette (io no mahalasa lavitra ny spermatozoïdes) . Mampiasà kapaoty aorian'io jusqu'à fantatra hoe bevohoka na tsia
- raha tsy bevohoka dia mamerina: pas de RS dès règes fa atao J-1 indray ilay RS ... dia hatrany hatrany mandram-pipetrak'ilay zaza

Ramose aza mandehandeha @ ilay période tsy hanaovana RS fa mila manangona bibikely

Marihiko fa fampitomboana ny chance io fa tsy misy assurance à 100% akory
7. Ratoa ( 16/09/2009 17:21)
Ity indray zavatra naraha maso tena amin'nhopitaly (recherche).
1) raha en forme be rangahy fa ramatoa reradreraka, malaindaina avant, pendant, après RS dia vavy ny zaza
2) raha reradreraka rangahy mandritry io fotoana io na malain-daina fa ramatoa en forme be, dia lahy ny aza,
3) raha kely aizana ny fiterahana (mifanesisesy 10 à 12 mois ny intervalle -ny fiterahana) dia mifandimby ny sexe-ny zaza teraka.
Raha tera-dahy ianao, miteraha haingana aoriana iny fa aza miandriandry dia vavy ny manaraka.
Compris?
8. Papoose ( 16/09/2009 19:18)
Raha tera-dahy ianao, miteraha haingana aoriana iny fa aza miandriandry dia vavy ny manaraka.
Compris?
ah bon?
9. fahamarinana ( 16/09/2009 21:08)
:arrow: papoose : kivy be njy sa tapa-kevitra eto ? :lol: (l)
10. Papoose ( 16/09/2009 22:15)
:-D :-D sirprizy aho!! non tsy kivy mihitsy nefa koa mbola tsy tapa-kevitra!
11. ni81 ( 17/09/2009 06:17)
sirprizy aho!! non tsy kivy mihitsy nefa koa mbola tsy tapa-kevitra
hendry tsara klou fa mbola minera e! :-P :lol:
12. xxx ( 17/09/2009 06:49)
Papoose:

Raha tera-dahy ianao, miteraha haingana aoriana iny fa aza miandriandry dia vavy ny manaraka.
Compris?

ah bon?


Logique tsara io par rapport @ fanazavany teo aloha : mbola reraka ramatoa dia mahazo vavy

Ie izay mihintsy ilay principe : lahy : ramose matanjaka, vavy : madama matanjaka. Izay koa no mahatonga ny ny hoe raha te hahazo lahy dia mi s'abstenir ramose jusqu'à ovulation mba ho en forme

13. mandrindra ( 17/09/2009 07:02)
tywa68, roa lahy no efa azoko. fa ny ahy tsy nokajiako fa avy hatrany dia tato anaty saiko fotsiny no nataoko hoe izaho no manokara ny robinet dia izaho no mandidy hoe lahy no mivoaka ao, dia izaho koa no nilaza hoe amin'izao no daty ahaterahany :-D :-D
14. ravonjison ( 17/09/2009 09:37)
mimie9:

Manao aona daholo ô! Hono ho'aho, aona kay no atao mba hahazona lahikely raha hiteraka eh, inona no sakafo mila hohanina, dia aona sy aona.
Mba toroy hevitra ho an'izay mahafantam-pantatra eh.
Misaotra.



Raha itý resaka fahazoana zazalahy itý dia tsy misy hevitra azo atoro anao satria tsy misy vahaolana.
Efa natao daholo ny fikaronana rehetra, tsy nisy valiny.
Ny sperime no mitondra ny chromosome Y, na X ( izay mahalahy na mahavavy ny zaza) dia mitovy ny isany, mitovy daholo koa ny probabilité hifanenan" izy roa ireo @ ovule. Tsy mbola nisy zavatra fantatra fa mahafaingana ny chromosom Y na mahafaty ny chromosome X, noho izany zazalahy no voaforona.
Efa noharohina daholo na sakafo , na fanafody , na positon sns ... fa e he , tsy nisy nahatonga zazalahy.

Donc aza mandany andro na mandany vola @ izany ianao. Satri raha misy olona milaza fa mahavita izany dia mazava fa mpisoloky izy.

NB: ireo mpanjaka sy politika taloha dia nanadany andro t@ fitadiavana izany satria zazalahy tokoa no tiany handimby azy. Kanefa reraka fotsiny sy lany vola satria tsy nisy ny vahaolana.
15. rtcflora ( 17/09/2009 10:25)
mety ho marina le tsy manao rs io ratsy efa @fotoanany ovulation satria za za rams nandritra ny fotoana le eo anelanelanio tsy niara-nipetraka 1moi fa vao nifankahita de tonga de tao de la zao efa hivoka ato ato .de mila mihinana fromage sy sakafo be energie de masira de mankafy manao ko hono. :lol: :lol: :lol: :lol:
16. Mirananirina ( 17/09/2009 12:44)
manatona mpitsabo ,fa efa betsaka ny chance ahazoana lahy izao.
17. simplex ( 17/09/2009 16:09)

tsy aleo atao hoe: "ze mahasoa ataon'A/tra ee"

:)
18. Papoose ( 17/09/2009 16:14)
hendry tsara klou fa mbola minera e!
ieeent tpk!;-)

xxx. tsary niteny an'io aaaakooo!!!


"ze mahasoa ataon'A/tra ee"
marigny! :D
19. tywa68 ( 18/09/2009 05:09)
Mandrindra sy Fahamarinana > aza miandry ela loatra hono fa "asesy ny RS" d tena be ny chances :-D :lol: d tonga d hoe Zay mahasoa ataon'Atra e (na d efa nitombo 15kgs aza) :D
20. booboo ( 18/09/2009 09:17)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5071