aiza less izy zany ry lehery fa toa tsy mihidy ny vavahady!!

1. Andrywwui ( 16/09/2009 08:44)
ary aona lity ry lehery no tsy idinlah ny vavahady fa toa tena anjakanay sy ny teny ratsinay anie ny sehatra politika é hi hi hi !!! jereo fa manaraka anay miteny ratsy daholo zao ny maro an'isa eto ha ha ha ha ha !!! tsy hitanlah mintsy zay atao fa ato an-tranonlah zay ty no mandihy hi hi hi hi !!! elah less tsy maintsy maivoka a !!! tsy ny habehan'ny orinlah akory no ampesaina eto fa ny hamafisan-doha d eto isika mifampitady fa na iza PS entinlah na iza d eto isika !!! hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
novalian'i pikatti ny 17/09/2009 09:57
2. dadabe ( 16/09/2009 08:48)
:roll: :roll:
3. ntss ( 16/09/2009 09:06)
ary mba ovay bleu sy vert ty fond n'ny forum ty fa otran diso mahatamana be anay TGV lotra le ORANGE e
4. ntss ( 16/09/2009 09:11)
ary mba ovay bleu sy vert ty fond n'ny forum ty fa otran diso mahatamana be anay TGV lotra le ORANGE e
5. ntss ( 16/09/2009 09:16)
ary mba ovay bleu sy vert ty fond n'ny forum ty fa otran diso mahatamana be anay TGV lotra le ORANGE e
6. Bazily ( 16/09/2009 11:54)
Ny couleur orange-n'ny serasera.org no talohan'ny nisian'ny tgv ry akama, donc ny tgv angamba no naka tahaka, raha tsy izay dia fifanandrifian-javatra fotsiny. Sady tsy ny loko no maha-serasera an'ny serasera.org fa ny maha fifandraisana azy sy ny fifanakalozan-kevitra azy. Ty ny politika ihany koa no dinika misy eto fa betsak ny mbola azo ampiasana ny serasera, noho izany tsy mitory fironana politika ny loko entiny.
Vita tompoko
7. pikatti ( 16/09/2009 13:25)
ntss=wiwi
ary niantso angatra mintsy ve elah atao renfort :-D :-D
ao lessy fa mbola tsy tonga ny fampitsanganana ny maty bainn a
8. Banndi ( 16/09/2009 13:52)
chérie wiwi ,marina ve le lazainao e,zah anie ka mino fa hiraka aminao an, zany chérie a,fa tsy tiko kosa ty akanjonao ty kah,olona efa maty iny ve no hindramanao akanjo , soloy anle roby omaly iny chérie a :* :*
9. TWING ( 16/09/2009 14:00)
pikatti
dia ahoana zany?
10. xxx ( 16/09/2009 14:12)
Ny couleur orange-n'ny serasera.org no talohan'ny nisian'ny tgv ry akama, donc ny tgv angamba no naka tahaka, raha tsy izay dia fifanandrifian-javatra fotsiny. Sady tsy ny loko no maha-serasera an'ny serasera.org fa ny maha fifandraisana azy sy ny fifanakalozan-kevitra azy
11. terrywui ( 16/09/2009 14:20)
kay le tena nahvitan 'i zoam andrywwui tao ndray le !!! inona lety no fikanlah nahavitana anio andrywwui io ra-zoam fa za ane efa nanadrana nanao otran'io fa tsy nety ee!!
12. Banndi ( 16/09/2009 14:27)
io wiwikooooo avia haingana ataoko bisous :* :* :* ,marina le lazainao tatsy iny an,hifanambandy moa tsikooo (l)
13. terrywui ( 16/09/2009 14:36)
io wiwikooooo avia haingana ataoko bisous ,marina le lazainao tatsy iny an,hifanambandy moa tsikooo


manao ahoana akia ndry pikatti a!! ary nahavita ps banndi tao ndray ty sipa ty le ,soa fa tsisy sarin dry tao fa naolan'i ouiandry indry angamba ! ha ha ha ha !!!
14. pikatti ( 16/09/2009 14:41)
mba inviteo any zay bainn a,maniry anreo hanàna tokatrano sambatra é =))
15. Banndi ( 16/09/2009 14:42)
misaotra é,tsy adinonay mivady nareo
16. pikatti ( 16/09/2009 14:43)
aza adino koa hono dadabe hanao sécurité
17. Banndi ( 16/09/2009 14:43)
asaivo alefany ny adiresy
18. terrywui ( 16/09/2009 14:45)
tena kozy marina fa rehefa eo Le mipikaty de io ko eo le banndi ,, fa heverindry fa mipika sy kely coco otrandry daolo angamba ny bandy TGV ato le ! soa hoa fa tsy nanisy sary tao ndry ry Pikatti fa de vizana sy nibanaka matetika angamba ny entana le !! ha ha ha ! nef mbol ho kobo iany io farany !! fa ataon'i ouiandry mifona mivelatra ndry vao avelany hono !!
19. Banndi ( 16/09/2009 14:48)
Nitaraina ve malala tao ,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :*
20. dadabe ( 16/09/2009 14:55)
15. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 16-09-2009 16:43:08
Lohateny : Re : aiza less izy zany ry lehery fa toa tsy mihidy ny vavah
aza adino koa hono dadabe hanao sécurité


kay klee...aleo mihomana @ pilansy mihosotra asidra ihany kle ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.1194