rahovina vao hifoha ny valala be mandry ???

1. milamm ( 16/09/2009 14:10)
\"ny omby indray matory tsy ndray mifoha\" hoy ny fiteny mihamilentika ao anatiny haizina ny fianampirenena asa izay mbola ho faly @
zao ,mendrika ny hiaina ao anaty filaminantsaina hiatrika ny fiainany andavan\'andro sy ny andraikiny eo anivony fiaraha-monina(fifidianana isam-paritra,filoha sns...,savorovoro sy hetraketraka ara-politika ataon\'ireo antoko liam-pahefana no iainany Malagasy ny taonjato 21. Leo ny miaritra ary mandoa ny sarany heloka fanonganam-panjakana mandrondana andrim-panjakana,ny tsy fanajana lalana,lainga sy fampihorohorona vono olona,halatra @ harem-pirenena ,voakasika ny hambo maha-malagasy ny tena
Tsy rariny raha olona 6 lahy fotsiny hatr@ 1960 tompon\'andraikitra nitazona ny toerany fitondrampanjakana ambony no nahavita izany. Andron\'ny fiheverana izay anjara-toeran\'ny tsirairay izao, dia ny tsirairay ao anatin\'ny daholobe izany, miara-monina sy samy tompon\'andraikitra amin\'ny hoavin\'ity tany nosintsika ity izay anisany farany mahantra indrindra erantany.
Hevitra samihafa sy vahaolana ngamba azo ifanakalozana,@ izay mahasoa ny tanindrazana iombonana mba ho tsindry sofina ho an\'ireto tsy tan-dalana mpamarina an-kady ireto
Vokatry ny fandrosoana manamora ny serasera sy ny fifamoivoizana,fonenana iray hitambaran\'ny olon-drehetra ny nositsika. Mitaky fifandaminana sy sata vaovao ny fiaraha-monina ao anatin\'izany fonenana iraisana izany. Ny fotokevi-dehibe efa heken\'ny mpandinika rehetra, dia ny tsy maintsy amerenana ny fandriam-pahalemana tsy misy hatak\'andro,hamahana ny olana marolafy sy henika ny tontolo politika,sosialy ,ekonomika hiampitana @ fizarampahefana tsy mitanila tetezamita hanomanana ireo fifidianana ho avy,eo no mila fandaminana aloha nefa olona tahaka an\'iza no ilaina ho fidiana azo hitondra?
novalian'i milamm ny 17/09/2009 09:35
2. TWING ( 16/09/2009 14:26)
milamm

misy hevitra milay fa saingy aleo hitohy ny lalantsika e!( fiainampirenena)

FA ...

Tokony mahay mihary irery isika fa tsy miantehitra @ any ivelany lava eo.
hany ka manjary ny "souveraineté national" no voakitika lava.
tsy manaiky ny SADEC dia eo, GIC dia eo. etc
3. bazylou ( 16/09/2009 14:30)
tsy misy le hoe valala be mandry hifoha e, efa trondro maty izy ireo , :-P :-P :-P
4. Banndi ( 16/09/2009 14:30)
io wiwikooooo avia haingana ataoko bisous,marina le lazainao tatsy iny an,hifanambandy moa tsikooo :* :* :*
5. xxx ( 16/09/2009 14:34)
ay ve le sipa pikatti iany no banndi lé , ary rehefa eo pikatti de eo foana ko banndi an ,, fetsy ty sipa ty le ,
6. pikatti ( 16/09/2009 14:35)
misy hevitra milay fa saingy aleo hitohy ny lalantsika e!( fiainampirenena)

diso be elah ry wiwi ,mandehana elah raha ho any an-kady any ,fa zay hanongitra ty FATY ty bainn
:-D :-D
7. terrywui ( 16/09/2009 14:43)
tena kozy marina fa rehefa eo Le mipikaty de io ko eo le banndi ,, fa heverindry fa mipika sy kely coco otrandry daolo angamba ny bandy TGV ato le !
8. xxx ( 16/09/2009 14:45)
Hoy bazylou

raha izaho ianao ry banndi tonga dia sokafana sy ny divo hidiran'ny téten'i wiwi

=)) =))
9. Banndi ( 16/09/2009 14:53)
Nitaraina ve malala tao ,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :*
10. milamm ( 16/09/2009 15:00)
sali twing > ekena anisany kalitao 1 ilainy mpitondra mahay ny fahaiza-mihary,
fahaiza-mitantana sy mitsinjo,tia tanindrazana sy ireo mpiray tanindrazana aminy ,modely taratry ny fanorenam-pirenena

efa nisy ihany asa fampiroboroboana ny fihariana indostrialy(agro-alimentaire ,travaux publiques/genie civil,communication..)nanomboka ny 2002-2009 tetik\'asa novolavolainy antokon\'olontokana nifanaiky raharaha ara-barotra @ vondrona mpamatsy vola vahiny ihany nitazona ny fanalahidiny toekarena 1 manontolo,Teo Ihany no Miverina no anarany nataony fananany antokony sy nandevozin\'izy ireo toy ny t@ Arema sy ny Pisodia ny firenena ,
mitovy fa vazaha dolidoly no mpampiasa azy rehetra de avy eo ny Malagasy rehetra no nandevozin\'izy ireo de zaomody manao vazaha mody miady...
11. Banndi ( 16/09/2009 15:05)
Nitaraina ve malala tao ry bazylou,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :* chérie a, elah koa anie no mpiteny ratsy de lasa faizin-dry zareo ato e,aza manao anzany ntsony malala an
aoka zay malala an ,tsy maharesy lahatra anireo anie tsika , tsika no diso fa andao hirevy e,aza mandany andro eo enao chérie a

12. milamm ( 16/09/2009 15:08)
Bazyl > mbola mandry izy ireo ary miaina tsizarizary noho ny ataonle andry manampy trotraka ny fijaliany,ary mbola hifoha koa fa aza taitra
13. ntss ( 16/09/2009 15:14)
Tsy misy 3e voie zany eto fa na ela TIM na ela TGV de zay, raha te hiditra 3e voie lisany de miandrasa ao aorinan'i mail lol.
14. xxx ( 16/09/2009 15:18)
ref tsy matatnty de miala any ry gtt a,
15. Banndi ( 16/09/2009 15:18)
o ry malala maty eto anie enao e, tsy ho tonaga akory ny 14 febroary , avelao any reo politika reo fa handao hirevy tsiska roalahy e,aza mikôty bandy hafa ntsony chérie a,zah anie saropiaro be @ iny bazylou iny é ,tiko be ndray le fiankanjon'i wiwi zany,mahay maikanjo moa o, mahay miséduira an,handao handé @ zay hoa wiwi , eo ndray enao de tamana eo an, zah saropiaro be an,niova akanjo ndray malala zany tiko be koa anie le ntss e, mba rozirozy ndray ny lokonao androany io kosa tsara é
16. milamm ( 16/09/2009 15:21)
ts miditr @ zany Tim sy Tgv zany less eo fa andrinay foana io olona vaovao io na rahovina a, efa hita fa samy ratsy ny eo sy ny talohany ifamela sy iaramiasa aza ts hainy k ts lasa lavitra
17. xxx ( 16/09/2009 15:23)
ts miditr @ zany Tim sy Tgv zany less eo fa andrinay foana io olona vaovao io na rahovina a, efa hita fa samy ratsy ny eo sy ny talohany ifamela sy iaramiasa aza ts hainy k ts lasa lavitra
=D> =D> =D>
18. ntss ( 16/09/2009 15:32)
ts miditr @ zany Tim sy Tgv zany less eo fa andrinay foana io olona vaovao io na rahovina a, efa hita fa samy ratsy ny eo sy ny talohany ifamela sy iaramiasa aza ts hainy k ts lasa lavitra


Raha andrinay TGV l'ty ny fahavitan'i Mandat dra8 sy ny fahefany tsy maty manota de niandry zahay a, trop c trop.

MIandrasa ela eo fa i Président Andry mbola au moins 10 ans no eo hanala ny lelan'ny firenena milelaka an SADEC sy ny Bekintana a! Tsika rangà mahavita tena fa nareo GTT moa tsy mahagaga fa any an-tanin'olona ka tsy maty ny saina fa tsy maintsy miankin-doha lava! modia l'ty raha tena tia tanindrazana a!
19. xxx ( 16/09/2009 15:37)
MIandrasa ela eo fa i Président Andry mbola au moins 10 ans no eo hanala ny lelan'ny firenena milelaka an SADEC sy ny Bekintana a

reaf tsy hain'elah ny politika de hajanony
20. ntss ( 16/09/2009 15:53)
reaf tsy hain'elah ny politika de hajanony


Asehoy lesy ny pseudo raha sahy hiresaka politika amiko a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513