rahovina vao hifoha ny valala be mandry ???
21. kamiviombio
(
16/09/2009 19:18)
O leity ry wiwi,inona pory ny politika hain-tena????
Forin- drenin'elah lelafo TSARA aloha, nonoy TSARA ny latak'i pikatti :@
Forin- drenin'elah lelafo TSARA aloha, nonoy TSARA ny latak'i pikatti :@
22. pikatti
(
16/09/2009 20:26)
hoy milamm
raha tsy manaiky ny hifanaraka fa manohitra ankitsirano zao fotsiny ny tgv de inona no azo hatao ,aleo ny vahoaka no hanongana azy ao
"ny omby indray matory tsy ndray mifoha" hoy ny fiteny mihamilentika ao anatiny haizina ny fianampirenena asa izay mbola ho faly @
zao
raha tsy manaiky ny hifanaraka fa manohitra ankitsirano zao fotsiny ny tgv de inona no azo hatao ,aleo ny vahoaka no hanongana azy ao
23. milamm
(
16/09/2009 21:29)
ntss > samy ratsy dolidoly e,tsy misy @ izy ireo na 1 aza manana fahefana avy @ safidim-bahoaka @ zao fotoana na i Ravalo(akamabeny J.Chissano) aza izay efa nametrapialana samy olompirenena tsotra izy ireny i andry izay efa destitue @ maha-maire azy no naka ankeriny fitondrana manao takalon\'aina ny vahoaka sy fiainampirenena ary hat aza efa mizarazara takiany ratsy iraka sy ravalo ny primature sy antenimiera i zafy nanasa tanana @ andry,mbola ifotorany hatezerany vahoaka leony tsindry hazo lena sy didy jadona io hat io fa aleo ho b resaka,mifandramatra toy ny alika ireo mpanao politika. ireny fifanarahana Maputo ireny fikaonandoha ireo olompirenena tsotra tompon\'antoka @ fahasahiranana v nitondra vahaolana ialana @ lavaka mangitsokitsoka mianjady an\'i Madagasikara,irosoana @ fampihavanana hifanome tanana sy hano soroka miara-milanja ,tongotra miara-mamindra ikarakara ny fifidianana ny firenentsika...na 1 @ izy ireo aza tsy nitondra vahaolana fa kirin\'alika ny tombotsoan\'izy ireo manokana no bobaka toy ny famotsoran-keloka politika hatr@ 2002(maputo1,2,3)
24. pikatti
(
16/09/2009 21:43)
mbola ifotorany hatezerany vahoaka leony tsindry hazo lena sy didy jadona io hat io fa aleo ho b resaka,
aty ho atsy io milamm fa aiza taitra enao
28. pikatti
(
16/09/2009 22:33)
Les trois mouvances unies déclenchent la vitesse supérieure. Elles invitent les Malgaches à ‘‘descendre dans la rue’’ samedi 19 septembre. Et ce, conformément à la décision de dimanche de ‘‘mener des actions dynamiques.’’ Antananarivo, Toamasina, Antsirabe et Toliara en seront les principales villes concernées. Des villes secondaires comme Antalaha et Sambava pourraient entrer dans le mouvement de protestation contre le fat.www. madatimes.com
ho avy ary le vahoaka ry milamm
milamm ve hiady hevitra amin'ny olona mitapin tsofina sy maso e
=)) =))
29. milamm
(
17/09/2009 09:35)
fijo,pikatti > ny adalany hafa aza tafiana lamba de ny any tena v himehezana
ny hafatra tina mpitaina ho an'ireo manatsofina de tsotra,efa fotoana fanaporofoana ny fitiavan-tanindrazana izao fa tsy fiadiana tombotsoan'olombitsy mpangoronkarena intsony,ary anazavana ny sainy be marenina sy jamba fa tsy mety voky ny ronono antavy intsony ny sarababem-bahoaka fa mila vahaolana tsy misy hataka'andro anarenana izao fahavoazana izao