Vaovao mahafaly

1. Banndi ( 15/09/2009 15:32)
Dia faly ny manambara @ nareo mpisera rehetra tsy ankanavaka fa hatao @ 14 Febroary izao ny Pacs Mr Banndi sy Mlle Wiwi
Manasa anareo rehetra hanotrona ,aza adino ny adiresy mba misy handefasana ny faire part :* :* :*
novalian'i dadabe ny 16/09/2009 15:03
2. xxx ( 15/09/2009 15:37)
ho tonga izahay é, sao lessy elah mahalala pelaka hafa ho an'i patrick2002 :lol:
3. pikatti ( 15/09/2009 15:42)
Dia mirary anareo roa kely ho tonga fianakaviana fito vavy sy fito lahy !!!
Sarotra zao ny hanaovanareo fety any Dago , efa lafo be ny entana any sady tisy ,tsetsatsetra tsy aritra fotsiny iny bainn a,fa de mahanàna tokantrano vanina :-D :-D :-D
4. dadabe ( 15/09/2009 16:20)
aleo ihany miomana @ pilansy mihosotra pipitsokatra sy asidra dia apetraka ao @ derika fa maimbo maloto ny tanana kle :?)
5. TGVOK ( 15/09/2009 16:33)
pikatti:

Dia mirary anareo roa kely ho tonga fianakaviana fito vavy sy fito lahy !!!
Sarotra zao ny hanaovanareo fety any Dago , efa lafo be ny entana any sady tisy ,tsetsatsetra tsy aritra fotsiny iny bainn a,fa de mahanàna tokantrano vanina :-D :-D :-D

o ry pokatti mandehana alou oa sasao ny divonlah fa asiko tsara be refa madio fa ny ryfonlah efa masiso be !!!


6. xxx ( 15/09/2009 21:03)
aleo ihany miomana @ pilansy mihosotra pipitsokatra sy asidra dia apetraka ao @ derika fa maimbo maloto ny tanana kle
=)) =)) =))
7. Banndi ( 15/09/2009 21:18)
fa ono oa lity ry lehery kay ve efa nasinlah kou ny divon'i pokatti éééé !!! ka le orinlah kou petaka be d tsy mahare fofona

zany pikatti zany tsy pelaka zany fa elah ty wiwi no tena tiko a :* :*
sady mahay miakanjo tsar aelah , tsara be anie zany robin'i wiwi zany é,le lamabn'elah t@ ntss iny koa tiko be, fa ty TGVOK ty koa aloha tsy latsa-danja e,wiwi jtmmmm, tsika samy pelaka ihany ty e
8. Papoose ( 15/09/2009 21:26)
f'in ty eee
9. Banndi ( 15/09/2009 21:34)
Papoose a,mba tiko be i wiwi iny mantsy é, sos fitiavana io é,sos fitiavan'ny mpanao polifika retsy a
10. pikatti ( 15/09/2009 22:19)
fa nareo ve tena mpifankatia ry bandi sy wiwi :idea:
ahoana lety io dadabe,hanatrika le pacs ve elah ???
11. dadabe ( 16/09/2009 08:32)
rey razako oo!! zah tsy ho any...na ho any aza aho dia aleo asina pilansy mihotra diloilo asidra kilaoridrika sy pipitsokatra ao @ derika kle..d aleo maka zorotrano (en securite) :@
12. Banndi ( 16/09/2009 14:09)
tongava moa eh! enao no hataonay témoin kah miaraka @ maman'i wiwi
13. dadabe ( 16/09/2009 15:03)
ouayy leuleu :-w :-@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07