UA: Mampianatra Demokrasia ny Gasy -Hilatsaka i Wade am 2012

1. ntss ( 19/09/2009 10:43)
Tsy ny Demokrasia ao Afrika mitsy aloha no tena Demokrasia e, nefa zay no tian'ny légaliste atao eto.
Jereo i Zimbabwe, de i Senegal i Wade efa antitra be iny de mbola hilatsaka ihany! sa ahoana ozy nareo.
novalian'i milamm ny 20/09/2009 14:57
2. xxx ( 19/09/2009 10:46)
izay maha vendrana an lahy i wade aza tsy hilatsaka,i zimbawe mauvaise example ny hat io satria niteny hoe tsy ilaina ny mpamatsy vola iraisam pirenena jereo ny vokany
3. ntss ( 19/09/2009 11:19)
Asehoy ny pseudo lesy de ze iray vendrana sy tsy mahara-baovao a
http://www.rfi.fr/actufr/articles/117/article_84769.asp

Fa i Zimbabwe nga mba manana atout otran Dago! Sady nga moa any am Banque Mondiale sy ny FMI ihany no misy vola e!
4. xxx ( 19/09/2009 11:27)
fa aiza no misy ny sompitr'i afrika lesy raha tsy any zimbawe ny diamant sy vatosoa petrole ,aza miteniteny foana e
5. tlay ( 19/09/2009 15:12)
Pseudo zany tsis dika na tsimis aza. Sary toko lazaina lah nandra be
6. xxx ( 19/09/2009 16:27)
Marina zany ra TLAY sy XXX a! amboary izy rehefa tsimalala ny zvt tokony teneniny. Vendrana marina fa tsy lainga.
7. milamm ( 20/09/2009 14:57)
le fikambanany afrikana de resaka afrikana toko,firy izao ireo mpikambana zimbawe,cote d'ivoire,somalie ,kenya,i comores sns...no tsy misy voalamina na i senegal aza de tsy ifandrotehany tandrefana sy bekintana ary ny sovy @ fitrandraha solitany,ankoatrany zay de samy akaman-dravalo mpiara manao bizna aminy daholo ny ao na ratsy iraka fa tsy misy an'i andry,resaka resaka fa tena nahavanondoza le ravalo ity izay nilaza fa nanafoana ny peine capitale ary nametraka izany ao @ lalampanorenanahttp://www.afaspa.com/IMG/pdf/LIBERTE_POUR_LES_PAYSANS_malgaches_2-3.pdf,afera ny 2006 tany norobainy mpandraharaha TIM ary t@ fitondran-dravalo,nisy ny fanamelohana ho faty 6,sy asa anterivozona ireo tantsaha mitaky ny taniny nangalarina ,misy marina ihany le tenin'i andriwui oe tsy mila miverina intsony koa i ravalo,ratsy iraka ary i andry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1038