REGARDER VIDEO-DEBAT SUR MADAGASCAR TV5MONDE
1. vatofototra
(
19/09/2009 16:01)
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i diloo ny 21/09/2009 09:11
2. diloo
(
19/09/2009 16:27)
Sali Vatofototra,
Tara be ianao.Efa navoakan'i Zakilininana, juste etsy ambany io émission io.
Tsy maninona fa dia misaotra ny fadavatenanao. :wink:

3. terrywui
(
19/09/2009 16:55)
ouainnn be zan vatofotsy !! ha ha ha !!! ef vitan'i zaklinn ny zafera !! hin hon hin hon hin hon
4. lelimpi
(
19/09/2009 17:01)
tena vendrana be le sipa maizina sy le vice PM ,na le mamy aza afa fopla koa ,heuresement fa teo le vazaha hinike an'ireo foza :-D :-D :-D
6. diloo
(
19/09/2009 22:52)
Tena tsy manana charisme ilay VPM.
Izaho anie hoy lery ka tsy dia naharaka firy ny zava-nitranga tao Gasikara e. Taty ivelany foana aho ary vao haingana aho no tonga dia nomena an'ity andraikitra ity(eto lery dia miala-pa).
Dia tsy misy mihintsy ve hirika mba hisian'ny vaha-olana, hoy ilay mpanadina be solomaso. Ny Maputo1 no fototra no soniavin'ny 4 mouvances, ary ny Maputo 2 dia fampiarana ny Maputo1 mikasika ny fanendrena inclusif ny mpandraharaha rehetra ny 4 mouvances, mandritran'ny transition.
Ka ny vahoaka anie tsy manaiky ny fisian'ny mpandraharahan'ny Ra8, satria ireo namono t@'ny 7 febroary e, hoy ilay VPM.
Raha io resaka io anie tsy mifankaiza amin'ny raharahan'i Zafy sy i Ratsiraka e, hoy ilay be solomaso.
Verivery saina teo ilay VPM.
Fampiarana ny Maputo 2 inclusive fa tsy unilaterale hoy ilay journaliste vazaha, dia resaka personnage ve no hanaovana blocage.....sns
Dia nivoaka amin'izay ilay connerie'ny VPM ianareo vazaha ve hanaiky ny fisian'ny vichiste ao amin'ny goveronemantanareo? (brouhaha sy interloqués daholo ny vazaha mainty sy fotsy).
Tena tsisy sens de la diplomatie lery manoloana ny mpampiantrano frantsay(TV5). Mahamenatra. Soa ihany fa tsy teo i Sarkozy fa angamba notereny hi-s'excuser en public lery.Tsy mahalala fomba.Ntss.Tokony hionfana any amin'ny ENA lery, mianatra ny asan'ny homme d'état.
:^) :( :P :P

9. xxx
(
20/09/2009 11:39)
Dondrina le vpmn'i vendrana ary iza koa le kal mainty be miteniteny fona iny ,f'inona hono no ba fantany izay nifanarahana tany dakar,payée ohtrinona koa tsisy saina io no mandainga ohtra io,tsy hidirany @raharahan'ny gasy ,izy tsy gasy akory !!!
10. zakilinina
(
20/09/2009 13:03)
Dé tsy mba nomena bizoroka akory i zakilinina tamin'ity zafera ity !
11. diloo
(
21/09/2009 09:05)
Oadray, marina tokoa fa misaotra an'i Zakilina sy i Vatofototra.
Dia ity ary ilay biz oroka hoanareo dahy : :-* :-* :* :*

12. diloo
(
21/09/2009 09:11)
Tsy eo @'ny molotra kosa fa eo @'ny joues.Tsy dia fomban-tsika ny fomban'ny rosianina :-D :-D :-D .Tsy nhita icône biz tsotra aho. :wink: :-D :-D