Aza manao analyse amn'ny ze gazety ry GTT fa ts any no izy a
1. terrywui
(
19/09/2009 09:51)
Very bedebe nareo ry GTT rah ze gazety no anaovana analyse entina eto !! zao fotsiny ! raha manana namana na havana na fianakam's BODEGA nareo de miantsoa aminy manotany ze tena fipetraky ny resaka fa tena or sujet be ny diniky ny sasany ! mety tsy hamoaka secrets aminareo kou anefa ny miaramila fa ze mba tena voatiny azony lazaina kely hanotaniana azy de ho hainareo ny tena "lalana marina "hizoranty firenena ty !!
novalian'i terrywui ny 19/09/2009 16:43
2. xxx
(
19/09/2009 09:53)
na hikatro 1000ans aza madagasikara tsy blem fa i tgv aloha tsy maintsy miala izay ihany ,izay leo eto
3. terrywui
(
19/09/2009 10:01)
atao ahoana ary ! inn no hevitry toi hanalana an'ny TGV teo ! basy ve ? tafondro ve ? sadec ve ? UA ve ? sa ve ny miaramila iany ? sarotra anefa izany ! fa ny tsaratsra de ity manao politika amin'ny serasera.org ty iany ! amzay betsaka manohitra satri be no mamaky azy manko de mba resy lahatra any antranony any ny Malagasy 200tapitrisa de mba mifontana tsy manaiky !! tandremo fotsiny fa vao mandoaka ny bala de mahafaty !!! hon hon hon
4. xxx
(
19/09/2009 10:07)
rehefa tsy misy reconnaissance international io tsy maintsy mirodana hoazy,efa ho avy ity ny periode sous dur ,ho jerena kely eto hoe misy emeutes de la faim izay tena probable k'asa letsy fa izahay aloha dia mitazana fotsiny e ,ny anay ny tolona no hamafisinay dia izay
5. xxx
(
19/09/2009 10:10)
http://www.humanite.fr/Emeutes-de-la-faim-en-Haiti
vao prevision t@ 2008 io hoe hisy emeutes aty dago(janvier 2009) tonga ny opportuniste nilaza hoe tolo mbahoaka dia hoavy ny tena baroa f'aza taitra e
vao prevision t@ 2008 io hoe hisy emeutes aty dago(janvier 2009) tonga ny opportuniste nilaza hoe tolo mbahoaka dia hoavy ny tena baroa f'aza taitra e
6. terrywui
(
19/09/2009 16:43)
8O 8O 8O 8O !
ze tena réel resahina f'az mahita kitana amin fanantenana be loatra fa sao mitsefotr de tapak lalandrà madinika eo !!!
ze tena réel resahina f'az mahita kitana amin fanantenana be loatra fa sao mitsefotr de tapak lalandrà madinika eo !!!
