La réunion des officiers accouche d’une souris

1. Noue ( 18/09/2009 17:39)
zany hono eee ! raha misy mila vaovao hono na ny journalistes aza dia omeo ny adresse mailaka fa alefany any hono fa dia tsy nisy sahy nilaza izay voadinika sy fepetra noraisina tao zany ve ee ???

[size=70]Beaucoup de bruit pour rien. La réunion des majors de promotions ainsi que des aînés de l’Académie militaire a accouché d’une souris. Le point de presse laconique du porte- parole laisse dubitatif.

‘‘Désormais personne ne peut plus parler au nom des Ombimanga’’, lance à la cantonade le général de brigade Rakotoarimasy. ‘‘Pour le reste, laissez vos coordonnées électroniques et on vous enverra un communiqué officiel’’, ordonne-t-il aux journalistes. Ledit communiqué, pris in extenso, reprend le méme refrain. En résumé, il dit que ‘‘l’association Ombimanga n’existe pas.’’ Ils ne sont méme pas parvenus à savoir d'où vient l'utilisation "abusive" de ce patronyme pour le moins bizarre puisque "Ombimanga" signifie "bison bleu".
[/size]
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 12:05
2. locl ( 18/09/2009 17:42)
Olona tsy misy hilavana azy daholo ireo, ny vola no mitondra ireo fa tsy ny hambopo fitiavatanindrazana. izay filazany any fa raha izaho tsy miraharaha izay lazain'ireo miaramila ireo
3. xxx ( 18/09/2009 18:48)
Miramila voavidy hamono ny mpiray tanindrazana aminy é,mafy refa voavidim-bola ,aza mahantra ,na mahantra toy inona aza aho tsy mba vidina hamono mpiray tanindrazana amiko ,indrindra fa olona tsy manao herisetra fa mitaky ny zony ,hanakarama mpanakorontana indray izao ny devoly tgvendrana hanasoketaina ny légalista ohtrany mahazatra !!!
Aza ba tia kely ihany fa tsy miraharaha izay ho avin(ny firenena,asa hitondra inona any ampasana ireo miaramila cpsat reo refa maty ,hitondra trano be sa 4*4!!!
4. Papoose ( 18/09/2009 19:40)
tsy tongatonga ho azy anie le hira hoe "donnez-moi une ferme où les bisons se promènent"
5. fijo ( 18/09/2009 21:14)
indrisy eeee
6. Papoose ( 18/09/2009 21:15)
8-)
7. fijo ( 18/09/2009 21:18)
de izao foana de izao foana
8. Papoose ( 18/09/2009 21:44)
tant que mbola tsy miova wa le toe-tsaina, n'aiza n'aiza na @ lafiny inona na @ lafiny inona!!!
9. pikatti ( 21/09/2009 12:05)
Slt Noue
Ni le ministre des Forces armées, ni le Chef d’Etat major général des Forces armées, autrement dit la hiérarchie militaire, n’ont été admis à cette réunion. Le général Edmond Rasolomahandry, ex-Chef d’Etat major général de l l’Armée malgache (ex-CEMGAM), n’a pas non plus participé à cette réunion.

Tribune madagascar
resak"etotra tony miaramila vatatay aby reto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0442