Liste des messages
Liste des messages, inserés par flodine, par ordre de date
flodine
(
07/10/2010 20:13)
zazakely mikohaka
Mba omeo hevitra mety mahaafaka kohaka zazakely 1an, ny tena tsara raha tsy fanafody naturelle.
Misaotra mialoha....
suite
répondu par arialy le 20/10/2010 09:16
flodine
(
16/03/2010 21:34)
Face book!!!!!
Mampalahelo ihany isika vehivavy ity indray2 fa ao @ face book koa no miady lahy. Kely asa ve ? sa? ahoana e?????...
suite
répondu par swann le 28/06/2010 12:35
flodine
(
17/09/2009 12:17)
PERIDURALE
Miarahaba antsika rehetra é!
Izaho de hiteraka afaka 2mois, zaza voalohany, matahotra ihany aho ka manana eritreritra @ ilay péridurale. Ka mba manontany anareo maman efa nanao izany. Misy milaza ...
suite
répondu par dailynews le 28/12/2009 00:17
flodine
(
23/06/2009 13:04)
citron + atody????
Sao mba efa nisy nihinana citron+ atody, satri misy calisuim. Zah dia efa nanandrana nanamboatra, ka toa tsy mety rava ilay akorany? nalonako 5j be zao le izy vao nandramako.
Fanontaniana: ahoana ny ...
suite
répondu par bichette le 30/07/2009 07:01
flodine
(
24/02/2009 20:02)
au secour!!!
Tsy afaka manao connexion sans fil ( wireless) zah, tsy maintsy mampiasa cable foana vao afaka mandeha ny internet. Mila fanampiana ny @'io....
suite
répondu par flodine le 25/02/2009 14:06
flodine
(
18/02/2009 16:35)
zay mahatadidy o.
Efa nisy namoaka teto ilay izy saingy hadinoko. Raha hihaino radio avy @internet ka tsy hampiasa Ordi intsony, dia ino le izy? ...
suite
répondu par flodine le 18/02/2009 20:36
flodine
(
17/02/2009 21:48)
vahona sy tantely
Inona daholo no aretina mety hoafak'io rehefa avy nampifangaroina iny? Dia manao ahoana ny fomba fihinana azy?
Mety @olona bevoka koa ve ny mihinana azy?
Misaotr mialoha @ zay handray anjara tompoko...
suite
répondu par ikaretsaka le 24/02/2009 16:48
flodine
(
15/02/2009 17:02)
vehivavy maina
Inona ry reto no mahatonga ny vehivavy ho maina rehefa eo ampanaovana rapport sexuel ? efa mba tratran'io koa ianareo?...
suite
répondu par flodine le 03/03/2009 19:07
flodine
(
15/02/2009 16:59)
vahona sy tantely
Inona daholo no aretina mety hoafak'io rehefa avy nampifangaroina iny? Dia manao ahoana ny fomba fihinana azy?
Mety @olona bevoka koa ve ny mihinana azy?
Misaotr mialoha @ zay handray anjara tompoko...
suite
répondu par niryna le 24/02/2009 14:52
flodine
(
08/02/2009 20:07)
Mazava be io titre io.
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7876543.stm...
suite
flodine
(
03/02/2009 17:23)
Sao misy mahalala
Tsy fanatako na efa nisy teto ity fanontaniako ity taloha. F'izao le izy: Inona no tsara, mampiasa hard disk externe ihany sa ireny USB ireny? sa misy zavtr hafa tsara2 koa azo asolo ireo ve?
Misao...
suite
répondu par belakely le 04/02/2009 08:21
flodine
(
29/01/2009 19:51)
Rafozana sy ny vinato
Zah reto mba lasa saina ihany fa efa 2ans izahay no mpivady dia ny rafozambaviko tsy ary niditra tato aminay ka lasa saina ihany aho hoe sao tsy tiany ve zah? de mety miatsara velatsihy ihany zany izy...
suite
répondu par soanja le 20/02/2009 20:33
