Rafozana sy ny vinato

1. flodine ( 29/01/2009 19:51)
Zah reto mba lasa saina ihany fa efa 2ans izahay no mpivady dia ny rafozambaviko tsy ary niditra tato aminay ka lasa saina ihany aho hoe sao tsy tiany ve zah? de mety miatsara velatsihy ihany zany izy no miresaka amiko isaky ny izahay manakany aminy? de mba normal ve zany? marihina fa vazaha io rafozako io. Sao efa nisy nitovy cas amiko ireo mpisera ireo?
novalian'i soanja ny 20/02/2009 20:33
2. soanja ( 30/01/2009 00:41)
Inviter-o ho any aminareo zany izy dia raha manda indroa na in-telo dia izay ianao vao mety afaka miteny hoe misy zavtra tsy azoazony momba ny tokatranonareo. Saingy alohan'ny hakana izay hevitra izay anefa dia anontanio tsara zany ny vadinao hoe manao ahoana ny fifandraisan'izy ireo talohan'ny nahatongavanao teo amin'ny fiainany sy ny fifandraisan'izy ireo amin'ny fisianao izao. Betsaka ny fianakaviana tsy dia mihodina loatra ny fifankatiavana eo amin'ny samy mpianakavy na mpihavana ka io aloha izany no tokony jerena vao mieritreritra hoe ianao no tsy azoazony na zavatra hafa.
Na izany na tsy izany anefa dia manaova ezaka foana mampiseho fitiavana azy. Misy fianakaviana tsy dia mahavangivangy loatra mantsy na misy ny tsy fahafahany.
3. Mirananirina ( 30/01/2009 11:49)
mitovy hevitra amin'i soanja za
4. pupuce ( 30/01/2009 12:48)
ny vazaha koa anie tsy de tia mitsolantsolana hotran'ny rafozana gasy fa izy miandry anao hi- invité azy izy izay vao tonga satria amin'izy ireo ny zanany rehefa manam-bady de efa mahaleo-tena tanteraka ka tsy idirany intsony en genéral io an fa misy ihany ny manondrana
5. Koditra ( 30/01/2009 14:13)
soanja:

Inviter-o ho any aminareo zany izy dia raha manda indroa na in-telo dia izay ianao vao mety afaka miteny hoe misy zavtra tsy azoazony momba ny tokatranonareo. Saingy alohan\'ny hakana izay hevitra izay anefa dia anontanio tsara zany ny vadinao hoe manao ahoana ny fifandraisan\'izy ireo talohan\'ny nahatongavanao teo amin\'ny fiainany sy ny fifandraisan\'izy ireo amin\'ny fisianao izao. Betsaka ny fianakaviana tsy dia mihodina loatra ny fifankatiavana eo amin\'ny samy mpianakavy na mpihavana ka io aloha izany no tokony jerena vao mieritreritra hoe ianao no tsy azoazony na zavatra hafa.
Na izany na tsy izany anefa dia manaova ezaka foana mampiseho fitiavana azy. Misy fianakaviana tsy dia mahavangivangy loatra mantsy na misy ny tsy fahafahany.
Ary izy maita hvtra milay fôna!

6. sipagasy ( 01/02/2009 19:02)
hihih koditra, ka i soanja anie milay e! (l)
7. Koditra ( 02/02/2009 00:13)
sipagasy, vô namaky lé lohahevitra zà dé mbô nieritreritra ny amaly, nony avy namaky lé vôsorany nefa zà dé napiriminy tsimoramora lé hvtra kely saika mbô osoratana. hihihi
8. soanja ( 02/02/2009 03:53)
sipagasy:

hihih koditra, ka i soanja anie milay e! (l)

Ara sao de mba nosotroin'i Sipagasy ara le odi-fitia napetrako teo ambony latabatra teo iny??

:oops: :-* (l)
9. soanja ( 02/02/2009 03:56)
Koditra:

sipagasy, vô namaky lé lohahevitra zà dé mbô nieritreritra ny amaly, nony avy namaky lé vôsorany nefa zà dé napiriminy tsimoramora lé hvtra kely saika mbô osoratana. hihihi

Aiza kosa nama!!!! miala any zany ny sipamilay! Matahotra ny hitsilailay! sao dia pitiham-panday! zay vao mihosona divay!

10. Ratoa ( 03/02/2009 15:28)
ny vazaha akia tsy fombany mihitsy ny miditra tranon'olona sans y être invité. Ary rehefa lehibe ny ankizy dia tena samy manana ny hanitra ho azy ka tsy misy idiran'ny RAD intsony izany.
Asao re izy ê. Izay foana ny an'ireo
11. TsiStar ( 07/02/2009 23:55)
sipagasy : Soanja nge akamako be e, tsy @io ps-ny io fa @lé ps-ny iray hafa misy sary dé tsy @ty ps-ko ty kounkou, zao vò tadidiny tsikelikely ny fahininay. :-D :-D
12. Koditra ( 07/02/2009 23:58)
Tsssss, vendrana be zà fa adinoko ny niova ps teo ry Soanja a. :-D :-D
Enga anie ka tsy misy kòpy ny oul.
13. soanja ( 08/02/2009 08:06)
Koditra:

Tsssss, vendrana be zà fa adinoko ny niova ps teo ry Soanja a. :-D :-D
Enga anie ka tsy misy kòpy ny oul.

Hay ve ianao le mitady vady ao Frantsa e. Mba satriko kosa ny hamambady mpandrafitra fa am zay zah mba manana fanaka azo iakarana sy idinana sy ny hafa tsy azoko heverina fa tsy vitam-bazaha ny mandrafitra azy. Sura ary e. Mazahoa mahalasana fa ny fahiny fanadinoana hono e.

:-D :-D :-D :-D
14. soanja ( 08/02/2009 08:10)
TsiStar:

sipagasy : Soanja nge akamako be e, tsy @io ps-ny io fa @lé ps-ny iray hafa misy sary dé tsy @ty ps-ko ty kounkou, zao vò tadidiny tsikelikely ny fahininay. :-D :-D

Oh lahy, ia koa re izao olona be sary mitondra ny tarehiko izao? sao mba sozy re izao? Tsa mba manana ps hafa afasy io rey ahy. Soa hoe ny manandroa fa raha pesy aleoko maty an-kazo tokana.

(l) (l) (l)
15. Koditra ( 08/02/2009 18:35)
Soanja: ny fahiny tsy mety adino zany fa tsy maintsy mipetraka ho souvenir fôna iny na tsara na ratsy.
Soanja:
Oh lahy, ia koa re izao olona be sary mitondra ny tarehiko izao? sao mba sozy re izao? Tsa mba manana ps hafa afasy io rey ahy. Soa hoe ny manandroa fa raha pesy aleoko maty an-kazo tokana.
bébé koko ny chance ra maty ankazo 2 fa tsy ankazotokana :-D :-D
:-* :-*
16. soanja ( 10/02/2009 07:50)

Raha chance aloha dia tsy mitady/mila tsony aho fa efa milamina be ny azoko. Ny fahiny dia voafafan'ny fotoana nefa koa apoitran'ny eritrerintsika any anaty nofy dia miverina ihany rehefa tiana haverina.

Mino aho fa mbola tsy nifanojo ny lalantsika satria zah efa mety nihazakazaka ianao mbola nety nandady na mbola noforonin'i dada sy neny.

17. Koditra ( 12/02/2009 21:29)
Soanja:
Raha chance aloha dia tsy mitady/mila tsony aho fa efa milamina be ny azoko. Ny fahiny dia voafafan'ny fotoana nefa koa apoitran'ny eritrerintsika any anaty nofy dia miverina ihany rehefa tiana haverina.

Marina zany, mafinaritra fòna (anaka) aleo atao oe razandry fa mbò tsaratsara endrika koko ny mamaky azy, ny mamaky ny hevitrao.
18. soanja ( 13/02/2009 01:57)

Misaotra Koditra. Mahafinaritra ahy koa ny mitafa aminao eto.

:-* :-* :-*
19. fitiatantely ( 13/02/2009 07:26)
Tô resaka vinanto sy rafozana no niandohany teto nefa nivadika resaka hazo ndray koa avy eo , de nivadika resaka taloha sns........, de mifampiakina v zany resaka zany?
20. soanja ( 13/02/2009 15:21)
fitiatantely:

Tô resaka vinanto sy rafozana no niandohany teto nefa nivadika resaka hazo ndray koa avy eo , de nivadika resaka taloha sns........, de mifampiakina v zany resaka zany?

Tsia tsy mifampiankina velively ireo rehetra ieo ka. Fa saingy ilaina sakay sy sira ary siramamy ny fiainana. Raiso mora fa be ny mpananihany eto amin'ny forum ary izay no isan'ny maha-forum azy. Tohizo ny resaka fa manohy foana isika. Raha lasa matotra be koa anie ny resantsika dia tsy ahita masoandro miposaka isika e.

:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2125