Rafozana sy ny vinato

21. Koditra ( 13/02/2009 22:42)
fitiatantely : vô saika hamaly zà kay efa nisy nanoratra ny mpisolovavako. Sôtsa.
22. soanja ( 15/02/2009 22:03)
Koditra:

fitiatantely : vô saika hamaly zà kay efa nisy nanoratra ny mpisolovavako. Sôtsa.


tsssss. Mpisolovava ahoana ary. Mpisolosoratra hoe.


:-* :-* :-*
23. fitiatantely ( 18/02/2009 08:13)
iza no mpisolovava? nivadika resaka mpisolo vava konko le iz klé, de mba hiafara am resaka in ndray avy eo? aleo andrasana fa ho ita eo ze hiafarany
24. soanja ( 19/02/2009 06:15)
hummm. Aza tezitra aky fa ny tenako anie ka tia mananihany e. I Koditra koa mahita raha tarogina rahateo. Tsy aleo asiana pima ny fiainana hoy ilay nanoratra tary ambony fa kosa tsy asiana zavatra manadala ny hafa sy manimba ny hafa sanatria.

Ny vinanto sy rafozana dia toy ny sakay sy maso foana io raha samy fifandraisana. Samy tia ny vadiny sy ny zanany avy matetika. Ilaina noho izany ny fahaizana mandanjalanja ary tsy atao hoe zah tsy tiana fa hoe iza avy no efa notiaviko? Tsy ilay vady ihany fa ny rehetra manodidina azy koa!
25. Koditra ( 20/02/2009 16:44)
kay ve mbola nitohy iany lé resaka tato klé, ary tsy tazako mitsy a. :lol:

Soanja : Efa mifankatia tsara zay sy mama faza miasa saina be tsony, tsy maintsy misy olana kely fòna eo @ vinanto sy rafozana e! Refa mandé manao vacance any @nao ndray izy @ty taona ty dé ampitondraiko pizza, lé tena ankafizinao. :-* :-*

Oudryyyy, lasa nivadika resaka pizza ndray izy zany marina, zafady fitiatantely a.
:lol:
26. soanja ( 20/02/2009 20:33)
Koditra> Hay soa fa fantatro mialoha hoe hitondra Pizza izy ka. Tsy olana izany, mety amiko izay entina fa ny mba tena faniriako raha mba ny zanany no nentiny dia vao maika faly aho.
Andraso fa rehefa mody izy dia hafarako hoe : mila miaraka amiko koa hoe ianao amin'ny manaraka fa tsy zah rery fa misy lalao tian'i Soanja ampianarina anao izay hono any momba ny resaka fifankatiavana eo amin'ny samy rafozana sy vinanto.

Koditra> Aza ampijaliana hoa io zanak'olona io sao izay no tena tsy zakany....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2974