Face book!!!!!

1. flodine ( 16/03/2010 21:34)
Mampalahelo ihany isika vehivavy ity indray2 fa ao @ face book koa no miady lahy. Kely asa ve ? sa? ahoana e?????
novalian'i swann ny 28/06/2010 12:35
2. maryline ( 16/03/2010 23:48)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. kotobekibo ( 16/03/2010 23:53)
ianareo tsy mahay mifanaraka kouh!
:-D :-D :-D
4. Mirananirina ( 17/03/2010 06:31)
hihihi...mampihomehy koa izany.lhl be dia be ireo sy vhv be dia be ireo ve dia hiadivana.
5. Djhamhal ( 17/03/2010 07:09)
ka ny lhl ngeh vitsy eto dago é! dé zay no mahatonga an'io ! hi hi hi !!!!!
6. dhinah ( 17/03/2010 07:55)
Djhamhal:

ka ny lhl ngeh vitsy eto dago é! dé zay no mahatonga an'io ! hi hi hi !!!!!


aiza kosa e!!!
lhl eran tanana io fa ry zareo mits no mety ts norme


7. ni81 ( 17/03/2010 08:29)
Mampalahelo ihany isika vehivavy ity indray2 fa ao @ face book koa no miady lahy. Kely asa ve ? sa? ahoana e?????
Raharaha tokoa ka!
ianareo tsy mahay mifanaraka kouh!
hifanaraka ahoana kosa ry ikoto? :D
8. mion ( 17/03/2010 13:00)
Ahitana zavatra ao @ face book ao ka :
http://www.facebook.com/search/?q=milely&init=quick#!/search/?flt=1&q=milely&o=2048&sid=100000734045538.1324811352..1
9. muro ( 18/03/2010 10:42)
Hihihi! tandremo fotsiny sao mifanitombolo
10. Lejoba ( 18/03/2010 22:59)
flodine: ka ao indrindra no tena famelezana azy ko. Ny ao mantsy miampy sary sns, sady iaraha-mahita eo ny zavatra rehetra.
May ary ny hendim-boanjony koh
Soa ihany aho fa lehilahy :lol: :lol: :lol:
11. dhinah ( 19/03/2010 08:06)


:o mba hafa n1 ty zavatra itan'i Mion ty kah!!!! :-D
12. Mirananirina ( 19/03/2010 12:00)
ka ny lhl ngeh vitsy eto dago é! dé zay no mahatonga an'io ! hi hi hi !!!!!
ny lhl no tena betsaka ao aminy fb ko.hihi
jereo eto Mion dia misy ami ary ve ao. :lol: :lol: :lol:
Soa ihany aho fa lehilahy
ary angaha tsy misy lhl miady vhv ao mdr!
adala kosa aloha ireo miady lhl na vhv eh!tsy mba nataoko hatrizay niainako io,aleoko miala,nisy vadibeko izay taloha niarahako 7 taona,vao tratrako ambodiomby mampiaraka ,fa izaho indray no nitsoka. :cry:
13. vale ( 19/03/2010 13:05)
[quote=kotobekibo]
ianareo tsy mahay mifanaraka kouh!
:-D :-D :-D
__________
koto:


:-D :-D :-D :-D

foldine: :-D :-D :-D :-D
14. xxx ( 21/03/2010 13:46)
nisy vadibeko izay taloha niarahako 7 taona,vao tratrako ambodiomby mampiaraka ,fa izaho indray no
:lol: Tena mitovy @ io an'i mirana io koa ny ahy fa izaho indray no nitsoaka
15. sipagasy ( 23/03/2010 17:01)
hihih fa maninona no nitsoaka fa tsy natrehana hifampiresahana aza e!!!!
16. xxx ( 24/03/2010 16:03)
hihih fa maninona no nitsoaka fa tsy natrehana hifampiresahana aza e!!!!
ka aleo miala rehefa tsy miady ny raharaha fa manjary mampisy olana e! :)
17. dadax ( 15/04/2010 09:36)
AZA FETSY BOKA HOA :lol: :lol: :lol:
18. Malita ( 24/04/2010 08:19)
Hay misy anizany ao, ary mba tsy hitako zany hihihi mba tiko ho hita hahaha
19. walte ( 24/04/2010 12:12)
Zaho zao mitady vhv de aôna eh hi! hi! hi!
20. ail ( 22/06/2010 15:22)
tsy hatao mahagaga fa ny an'vehivavy dia hiadina dol tsy mifidy toherana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7186